Ny olana eo @ firaisana ara-nofo

21. Fiffi ( 07/02/2006 13:57)
Noho izany raha mahatsapa fiovàna eo amin'izany filàna izany hatramin'ny fihinanana alay pilina dia tokona hiresaka izany amin'ny mpitsabo. Efa betsaka amin'izao fotoana izao ny karazan'ireny pilina.
22. Fiffi ( 07/02/2006 14:06)
Ny hareraham-panahy aman-tsaina

Anisan'ny manimba ny filàna sy ny faniriana ara-nofo eo amintsika olombelona ihany koa ny hareraham-panahy aman-tsaina. Satria izany dia aretina (ary tena aretina mihitsy) izay mandany ny herintsika iray manontolo mihitsy. Ny hany kely mba tavela ao anatintsika ao anefa dia miasa mba ahafahantsika mivelona sy manatanteraka izay tsy maintsy atao. Ary ny firaisana ara- nofo izay tsy hoe iankinan'ny aina akory raha oharina amin'ny hareraham-panahy aman-tsaina dia " mipirina" kely mandrapahasitrana. Mety hampiahiahy antsika izany nefa dia mandeha ho azy. Rehefa tafarina amin'izany hareraham-panahy aman-tsaina izany, ny fiverenan'ny filàna eo amin'ny tena no porofo voalohany fa sitrana isika. Manaiky amin'izay renty izany : ny fanaovana firaisana ara-nofo. Ary ny renty dia mahatsara !
23. Fiffi ( 07/02/2006 14:11)
Dia ireo ary ny olana tokony ho jeren'ny tsirairay fa NY OLANA EO AMI'NY FIRAISANA ARA-NOFO......TSY AO AN-DOHA HIANY AKORY ! Dia mazotoa mamaky avokoa ary hijery izay mety ahasaoa azy. :)
24. watafon ( 07/02/2006 14:25)
Fiffi,misaotra anao fa mahaliana tokoa ity lohahevitra ity :-* ary ny tena mahavariana sady mahafinaritra ahy voalohany aloha d @ teny malagasy rano iray ilay izy! misy voambolana medikaly vao sambany itako !
25. Fiffi ( 07/02/2006 14:30)
watafon: tena mahaliana tokoa satria betsaka hiany ny zava-baovao amiko @ ireo hevitra ireo , wadray !! de nitovy isika izany ko! :-D:-D fa tsara aloha hoe @ teny gasy tokoa @ izay mba mianatra ny teny vaovao koa ka! :-*:-*
26. Veloo ( 07/02/2006 16:51)
to lava be ilay izy retsy ry fiffi o?
aleo aho hieritreritra aloha:-w:-w
27. Fiffi ( 07/02/2006 17:49)
Veloo: lava hiany aloha ilay izy e! ka izay no nahatonga ahy saika hoe nalefa 1 isan'andro!
Dia miheritrereta tsara aza aloha e! :)
28. watafon ( 08/02/2006 06:39)
veloo, inn no eritreretina amin'io ry veloo an ! sa ampiko njy ?:wink:
29. Fiffi ( 08/02/2006 07:45)
watafon: aleo kosa izy mba hiheritreritra aloha soa dia mba misy mahatsara azy e! :)
30. watafon ( 08/02/2006 10:54)
Fiffi hihihi!
31. Fiffi ( 08/02/2006 13:27)
watafon: :-D:-D aza helingelenina aloha izy fa aleo hiheritreritra tsara , ary ianao nisy nahasoa anao ve tao ? :-D:-D :-*:-*:-*
32. zandrikely ( 08/02/2006 19:13)
marina zany fifi a , tena nilaina ilay zavatra nolazainao ,betsaka ny olona no manaonao fona nohon'ny tsy falalana , misimisy no toy izao fa masaka e , tena namana marina no ato an , milay e
33. fijo ( 08/02/2006 20:19)
nen'i velooo anie mila miheritreritra herintaona izy vao mahita hevitra e.hi hi hi ka hiandry herintaona ve vao hijam?
34. Veloo ( 08/02/2006 20:56)
fijo :-D:-D:-D:-D
:-w:-w
35. fijo ( 09/02/2006 04:40)
veloo mihetsika ndry haingana fa sao taraiky eo
36. Fiffi ( 09/02/2006 05:10)
zandrikely: ka izany no hatao hoe "namana" raha mba mahafantra zavatra mahasoa ny hafa dia mba aleo zarazaraina , dia io zany no mba faniriana koa, sady samy gasy e! :D:D:D
37. watafon ( 09/02/2006 05:23)
Fiffi, nisy nahasoa tokoa k ! :-*:-*
fijo,velo :-D:-D:-D
38. Fiffi ( 09/02/2006 05:40)
watafon: tsara izany e! :-*:-*:-*
39. watafon ( 09/02/2006 05:53)
Fiffi , misaotra e! :-*:-*:-*
40. Fiffi ( 09/02/2006 09:44)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5563