Ny olana eo @ firaisana ara-nofo
64. watafon
(
18/02/2006 05:09)
mbola variana mieritreritra iz io e ! tsy haiko na le cortisone na le voalaza ery ambony
65. Fiffi
(
18/02/2006 07:04)
fa inona hiany ary ity ataon'i fijo sy wata an'i Veloo ity ? :-D:-D:-D
66. Veloo
(
19/02/2006 23:42)
fiffi a reo aky manadala fotsiny noataony a ampijaliny otran;inn aho retsy ato a:cry::cry::cry:
79. fijo
(
23/02/2006 21:41)
fiffffffffi :twisted::^)8O
veloo taiza koa izahay no nampijaly andry?izahay aza no manoro foana rehefa manontany zavatra ndry ko.
veloo taiza koa izahay no nampijaly andry?izahay aza no manoro foana rehefa manontany zavatra ndry ko.
80. Fiffi
(
23/02/2006 21:53)
fijo: ndryyyy !! eo ary omeko :-*:-*:-* eh! mety ve aloha ireo ? :-D:-D:-D:-D