Ny olana eo @ firaisana ara-nofo

201. fijo ( 30/03/2006 20:37)
za koa letsy dia mahita fa vola very fotsiny ireny kle.le fampianarana any andakilasy no tokony atao,fa tsy ny efa lehibe.
le izy mbola tsy nanandrana no tokony torona alohan'ny anandramany,fa raha vao mijabaka free,avy dia tsy te hierika intsony.
202. Fiffi ( 31/03/2006 04:44)
ny tena olana anie dia izao eh: rehefa tsy mampiasa kapoty dia raha mijangajanga tahak'izany nefa efa samy mahafantatra fa ao izao karazana haretina zao dia rehefa bevohoka ny vhv dia tonga dia ny zaza no voa eh! zaza tsy manantsiny :(
203. fijo ( 31/03/2006 19:25)
fiffi an,ka lazaiko andry ,fa misy olona tsy mino ny fisian'izany SIDA izany any ,eo no tena olana
204. Fiffi ( 01/04/2006 05:52)
fijo: na dia efa hita aza ve hoe betsaka ny marary sy ny maty ? sa heveriny fa haretina hafa ? ary ny mpitsabo ve tsy milaza @ zareo hoe sida io ?
205. Fiffi ( 02/04/2006 05:34)
tsy hita intsony i wata :(:( fijo ko :(:(
206. Fiffi ( 04/04/2006 05:58)
207. fijo ( 05/04/2006 03:22)
ity aho e,
manazava tsara ny mpitsabo,ary manoro ny sehonaretina,fa ry zareo tsy te hiaiky izany
208. Fiffi ( 05/04/2006 04:13)
mampalahelo , avy eo gaga hoe marary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1737