Ny olana eo @ firaisana ara-nofo

181. watafon ( 19/03/2006 19:35)
tena marina io fa b marary b za androany sady mbola nande nivavaka kou d zao vao afaka e !!
182. Fiffi ( 19/03/2006 20:35)
ka mba nivavaka ho anay mpanota ve ?
183. watafon ( 21/03/2006 18:43)
Fiffi, ie tsy maintsy k ! isika mpanota oe ! :-D:-D
184. Fiffi ( 21/03/2006 21:00)
wata ah! ka ianao nandeha nivavaka anie no lazaiko hoe mba mivavaha ho anay eh! fa ianao nadeha io ary efa mba afaka kely ny otanao t@ io andro io ko :-D:-D:-D:-D:*:*
185. Fiffi ( 22/03/2006 19:50)
lasa aiza indray ary ny dokotera eh!:roll::roll:
186. fijo ( 22/03/2006 21:35)
za ndray rehefa te hanala ota dia manompa.amin'izay mivoaka sy lasa any daholo le ratsy.hi hihi "just for fun";
hay ve nenareo koa tsimaintsy miaraka ny mpivady rehefa tsaboana e.hihi hi,
le tanjona mantsy toa hoe mba hanafaizana le miodina,fa ee,tsy mahalefy azy,fa vao sitrana ry lerony dia lasa indray
187. Fiffi ( 22/03/2006 21:41)
warayyy kosa ry fojo an! de vao sitrana ve dia lasa indray ? dia tsy mba fay zany ?
188. fijo ( 23/03/2006 04:37)
tsy mety fay izany ,nisy akamako izay natao sonde dia nitomany sy nibabaka fa tena tsy hanao intsony,fa vao sitrana kely dia nijabaka,ary voa indray.de lazain'i lery fa le teo io mbola tsy hafaka tsara io
189. Fiffi ( 23/03/2006 05:47)
manao adala koa izany akamanao izany an! ny nahavoa azy ve dia tsy mba tonga saina akory ?
190. watafon ( 23/03/2006 19:37)
k tsy naharary tsara angamba le izy koo
191. fijo ( 23/03/2006 20:40)
asa re,fa tena manahirana be le misaina azy ka.misy tsy hafaka manao kilaoty akory anie fa tena mararay,fa vao sitrana dia lasa indray e
192. Fiffi ( 24/03/2006 05:29)
fa ny tsy azoko aloha dia izao eh! efa misy ny kapoty , efa narary im-piry , na izany aza ve dia tsy mba tonga saina hiany hoe tokony hitandrina fa tsy hanaonao foana ?
193. fijo ( 24/03/2006 20:45)
fiffi an,ny olona any mahajanga tsy tia mampiasa izany.tsy ahazoana tsirony hono
194. Fiffi ( 25/03/2006 06:13)
ka aiza moa no tsy hitatra ny haretina ?
195. Fiffi ( 25/03/2006 17:35)
fijo: dia ahoana ny sida sy ny haretina hafa @ zany ?
196. watafon ( 25/03/2006 19:05)
k na ny oul avy aty morondava koo ange tsy tia mampiasa kapôty e!
197. Fiffi ( 25/03/2006 19:13)
wata: nefa ve mba misy ireny propagandy fiharovana ireny ?
198. fijo ( 30/03/2006 03:32)
efa atao daholo izao fanabeazana izao fa eeeee,free ihany ny azy e
199. Fiffi ( 30/03/2006 04:07)
fijo: free hiany ahoana kay zany ?
200. watafon ( 30/03/2006 19:24)
Fiffi, tsy mampiasa kapôty re e!! tena misy ONG bobaka b mitsy aty zao manao sensibilisation fa tô tsy misy mihaino akory kou ! vola lany ftsn !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.275