Ny olana eo @ firaisana ara-nofo

141. Fiffi ( 05/03/2006 21:21)
wata: ka ilay 404 ve no mila atosika sa i lapino eh ? :-D:-D:-D
142. Veloo ( 06/03/2006 16:47)
:°)
143. Fiffi ( 07/03/2006 04:33)
404 bachée ve zany ry lapino ?
144. fijo ( 09/03/2006 21:21)
fiffi an,ny mpandainga no milaza izany hoe andraso eo paoly izany
145. Fiffi ( 10/03/2006 04:45)
fijo: fa ahoana klé :?: tsy ny mpandainga zany kosa fa ny mandaha no mpiteny an'izany eh!
146. watafon ( 10/03/2006 06:54)
:-D:-D:-D
Fiffi, ze atosikao mety daholo e! samy tsy mande tsinona kou !!!:-D
147. Fiffi ( 10/03/2006 07:43)
:-D:-D:-D:-D sao dia mila atosika koa aza i wata io ? :-D:-D
148. watafon ( 10/03/2006 11:05)
Fiffi, aiza kosa e! hatramin'izao aloha mbola tsy mila contre attaque k ! mbola milay b ny démarreur ko ato =))=))=))
149. Fiffi ( 10/03/2006 11:55)
wata: inona aloha ilay fiara ? :-D:-D
150. fijo ( 10/03/2006 20:06)
fiffi ,tena ny mpandainga wa,kozy e
151. Fiffi ( 11/03/2006 14:04)
fijo: kiiiiii :evil: de zah zany mpandainga ? :evil:
152. watafon ( 11/03/2006 18:28)
Fiffi,golf !:-D
153. Fiffi ( 11/03/2006 19:01)
wata: golf ? golf ahoana kle ?:roll:
154. watafon ( 11/03/2006 19:16)
Fiffi, Volkswagen golf lesy an!
155. Fiffi ( 11/03/2006 20:32)
wata! hay ve eh! :-D:-D :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
156. watafon ( 12/03/2006 05:12)
:-D:-D fa inn no noeritreretinjy?
157. Fiffi ( 12/03/2006 06:02)
asa koh! zah ve manontany an'i fijo hoe zah zany mpandainga dia ianao mamaly hoe golf de tsy azoko koh! :-D:-D:-D:-D
158. watafon ( 13/03/2006 17:40)
:-D:-D:-D
159. Fiffi ( 13/03/2006 17:43)
de io hihomezanao eo fotsiny indray ary aho koh ! :-D
160. watafon ( 13/03/2006 17:49)
k tsy nifankahazo le resaka kou !!!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3467