Ny olana eo @ firaisana ara-nofo

161. Veloo ( 13/03/2006 18:39)
:-D:-D:-D
162. Fiffi ( 13/03/2006 18:47)
wata; ka mbola tsy azoko hatramin'izao anie ilay gilf eh! :-D:-D dia hohomezanareo fotsiny zah kle :roll:
163. watafon ( 14/03/2006 18:36)
ndry nanontany oe inona ary le fiara d za anamaly oe :Golf d zay !!!:-D
164. Fiffi ( 14/03/2006 20:09)
wata: :-D:-D:-D hay ve ehhhhhh !! wadrayyy kosa !! tena tao ambadik'i Sahondra indray aho zany kle:-D:*
165. fijo ( 15/03/2006 04:44)
fiffi tena i sahondra ve no teo aloha teo??????
ao ary fa tsy mpandainga ndry,fa tsy mpilaza ny marina fotsiny e
166. Fiffi ( 15/03/2006 05:41)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D sa milaza ny marina fa nandainga ? :-D:-D:-D
167. fijo ( 15/03/2006 20:11)
na koa hoe milaza ny marina ihany fa indraindray mahalana
168. Fiffi ( 15/03/2006 20:31)
milaza ny marina @ mpitsabo raha tsy izany anie dia tsy ho sitrana eo eh!
169. fijo ( 16/03/2006 04:42)
hummmmmmm,misy tsy sahy milaza ny marina amin'ny mpitsabo ko
170. Fiffi ( 16/03/2006 04:45)
fijo: ka tsy hitako izay hanatonana mpitsabo raha izany an!
171. watafon ( 16/03/2006 18:19)
mifanaraha tsara:wink: nareo aloha d lazao za avy eo an !!
172. Veloo ( 16/03/2006 18:26)
wata :-D:-D
173. fijo ( 16/03/2006 20:19)
ka misy ohatrahoe,voan'ny angatra le bandy fa nihodina tany,de miaraka amin'ny vadiny izy mankany amin'ny mpitsabo.tsy hilaza mihintsy izy hoe "za radoko mba nihodina kely de izao voa izao"fa mody asiany hoe "de tena tsy azoko,fa nararirary izay aho,dia izao"efa henoko matettika io,fa ny cousinako dokotera.hi hi hi izy kosa ve howaina eo;
174. Fiffi ( 16/03/2006 21:10)
O! ry fijo ahh !! dia sur @ io ve aloha ianao fa raha voan'io haretina io ilay bandy ary mahafantatra ny manjoa azy dia hiantso ny vadiny izy hiaraka ho any @ dokotera ? fa raha izany aloha dia aleo i tafawon no dokotera dia azo hafenina io eh! :-D:-D
175. fijo ( 17/03/2006 20:14)
hi hi hi fa ahoan ano hanafina ry fiffi???hi hhi tany mahajanga ny olona mitsabo an'io aretina io,dia asaindry zareo miaraka amin'ny vadiny foana.ka izay no nahalalako io fomba firesaka io.
176. Fiffi ( 18/03/2006 06:52)
fijo: ary raha t@ fijangajangana no nahatonga an'io diatsy maintsy hiaraka @ vadiny ve ?
177. Fiffi ( 18/03/2006 06:54)
fijo: fa raha hoe t@ fijangajangana nonahatonga an'io haretina io wa, de aleo i tafawon no mitsabo azy :-D:-D:-D
178. watafon ( 18/03/2006 16:20)
aleo ary fa tsaboiko d aza mijangajanga intsony e! :-D:-D:-D, d manahirana marina mihitsy ange io resaka io aty e! fa ny fitsaboana mantsy tsy maintsy atao miaraka e!(traitement de couple) na iza na iza no nihodina ! arya ny anjaran'ny mpitsabo d ny manazava ny fomba fitsaboana , ny tokony hatao sy tsy hatao mandritra ny traitement!!! fa ahitana tantara io an !!!
179. Fiffi ( 18/03/2006 16:43)
wata: marina aloha zany fa dia ny tsara wa dia ny manantona anao eh!:-D:-D:-D :-*:*
180. Fiffi ( 19/03/2006 17:43)
de niandry , de niandry ialy mpitsabo fa toa be olona be hono dia tsy tonga hatramin'izao ?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0997