Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?

81. lapino ( 29/01/2006 09:01)
Vahinala:

lapino > D mazotoa mitady virja zany nareo e ! :-D:-D:-D:-D

Sô de heverinareo fa tsy nahita àry zay e?!! Mbola betsaka ange ny sipa no virja miakatra eny Ankatso e! Sady betsaka no manja an! Sady ny milay amin'ny sipa virja an,
- virja ny vatany,
- virja ny sainy mbola hita hoe tsotra sy madio,
- virja ny fitiavany, mba tena tia anao izy manome an'iny
Na efa nanao kisipasipa tany aza izy fa mbola tsy voamboatra, tena mbola hafa ihany!

Tolérer-na ihany anefa ilay izy, satria tsy voatery hoe raha efa vaky ilay sipa dia ho ratsy foana. Misy karazany ny toe-tsain'ny olona. Fa tsy mitovy mihitsy aloha ny fisafidianana sipa ilalaovana afo sy ny sipa tena hotiavina sy hanaovana zavatra sérieux e!
82. fasaly ( 29/01/2006 09:18)
ka tsy ny mipasaka ve no tena tsara sy matsiro e! jereo fotsiny raha mahandro mangahazo nareo de reny mipasaka reny no tena matsiro fa tsy ilay sarotra anjahoina be reny, raha voankazo njay de ny voakazo mipasaka no tsara fa sady mamy no be ranony be, kou iny no tena tadiavina mihoatra anizany:wink::?:



kanefa izaho mbola virja foana, aleo asiana fiheverana amzay, nanakiza fijo teo aloha hiresahana kely fa efa tokony hiova amzay zao:°)
83. Vahinala ( 29/01/2006 15:12)
lapino > Ka mazotoa hoa fa oadray inn moa no blème e ! hehehehehe:-D:-D:-D:-D
84. lapino ( 29/01/2006 15:44)
Vahinala: Ho ahy aloha tsy misy blem e! aminao no asa!

Kanefa! ... olona iza moa no miteny fa tsy misy intsony ny sipa virja? Miteniteny foana izany!!! (Mi-compr ihany aho an'izay miaro ny tsenany sy ny honneur-ny na izany aza :wink:)

Fa aza aparitaka izany resaka tsy marina izany fa manjary publicité mensongère!

Ny sipa virja koa ve moa himenomenona hoe "mbola misy izahay e!". Dia simbanareo ny tsenany!
85. Vahinala ( 29/01/2006 15:47)
lapino > Inn moa no tokony ho blème ko amzany, za anga menatra milaza hoe tsy virja ! Fa mazotoa ianareo mitady d izay, :-D:-D:-D:-D
86. vale ( 29/01/2006 17:34)
vegas:

Mitady hikorontana izy zany fa aleo azavaiko lay sujet. Za anie mitady an'ireo bandy mpanely tsao reo e, lay hoe tsy tinay bandy lay sipa mipasaka aloan'ny mariazy, tena diso be.
Tsorina aminareo sipa mitaintaina reo zany lé izy fa tsy marina e!

vegas: azoko tsara ny sujet napetrakao fa contre ireo lhl manao izany ianao kà, fa ny iantefain'ny voalazako anie dia ireo izay mpamorina iny "cas"iray iny é!...(mitovy fisainana @nao ihany koa zahoé, raha hazavaina misy2 kokoa!)

87. akamatiana ( 29/01/2006 20:13)
Fa nga misy blem be le sipa mipasaka alouhan'ny mariazy kle!!:roll: zah kou tsy maharaka fa tara fijapina kle!! Alohan'ny hinanako kaly tena tiko klou d mba tsy maintsy mananjana l sakafo sasany kosa zah euuh!! fa refa tena raikitra wee io no tena antokaliko veuuh d ho afangaroko njay , manjary mankarary , fa dieny mbola tsy tafiditra lalina klou d alaeo mba manandrana tsirontsakafo hafa kosany euuuuuuuuuh !! ny fiainana tsy maintsy misy anjakanjana :-D:wink:
88. vegas ( 29/01/2006 21:18)
hertix:

Ka mety ho lasa lavitra anie ny sain'ny bandy raha hanambady sipa tsy virja e! Mety hieritreritra izy hoe "sô de efa nitazona micro sy nihira mihitsy ary ity sipa ty taloha le?":roll::?:cry: "nefa za efa hanao baiser profond be aminy... Sahirana ny saiko...". Kanefa ny lelany @io efa mahay tsianjery an'le iray njé miala ny fotram-bhv: ry klity sy ny ekipany !

Atao inona eritreretina nefa zany e? C sur fa efa nitazona micro, nanaikitra micro, nifritihana ranona micro mintsy koa aza ra tinla, fa saingy oe tsy misy dikany zany. Efa micro anla ndray zao no tazominy de ataovy ze mety. Atovy ze tsy itadiavany micrô hafa tsony. Zao tadidio, ny olona iray tsy hitady zavatra any amin'ny hafa tsony raha oatra ka feno sy tanteraka ny fangatahany.

89. Vahinala ( 29/01/2006 21:21)
vegas > Harakao le kozy less =D=D=D=D=D=D=D=D
90. vegas ( 29/01/2006 21:26)
Vahinala> de aona alou e? mbola 2 ans iany ve atramizao? hihihi. Sao de efa 2 min tsy niasa kosa amizay klé! lol
91. Vahinala ( 29/01/2006 21:28)
vegas > Letia 2min ahoana kosa aza e, hihihi zay d faly am fahoriany sasany eo ndray an lol ! Koziko anao ihany rehefa déviergée ndray za e !:-D:-D:-D
92. vegas ( 29/01/2006 21:41)
Vahianala> redéviergée hoe! lol
93. Veloo ( 30/01/2006 01:37)
ary nareo lehilahy reo eeeee mba nijery ny tenanareo nareo? ny fisainana otran;ny an;i vegas sy ry dadabe zany tena ambany mihitsy ..:roll::twisted::twisted:
94. vegas ( 30/01/2006 06:34)
Veloo> jerenay aona ny tenanay? Ary nga ra vao tsy mitovy amin'ny evitrao de ambany? hihihi aza mataotra ze mipasaka oa fa tsy marina io, hisy tia fona enao :^)
95. akamatiana ( 30/01/2006 06:36)
veloo ambany aona njay azany ny fisainan'i dadabe zokimalalako:(
96. Vahinala ( 30/01/2006 08:13)
vegas > Ieuuuuu hihihihihihh:-D:-D:-D
97. vivi ( 30/01/2006 10:52)
dadany koa za ny nifritihany micro zany ka!,fa angaha any @ zaridaina ty hizy ka tsy maintsy tondrahana ry vegas a!, hotrany tsy tsara kosa zany na d lazainy hafa we manadio tarehy fa aleo hijanina any place-ny kosa ilay rano fa toha mal placé ilay izy, mira d hampy fa tsy atao sakafo!
98. Vahinala ( 30/01/2006 12:00)
:-D:-D:-D:-D
99. vegas ( 30/01/2006 20:41)
vivi> tsarovy fa ny tsy tsara aminao anie mety tsara amin'ny hafa. Ka enao mety tsy tia tondrahana, nefa ny hafa kosa tsy manaiky ra tsy votondraka. Atao aona fa zay lé fiainana. Ka hampalaelo iany hertix ra zay no ampiasainy ny sainy.
100. Vahinala ( 30/01/2006 21:09)
Fa inn aloha le tondrahana d inn le hanondrahana e ! Tena tsy harako kle :roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3264