Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?

101. vegas ( 30/01/2006 21:50)
tarehy no tondrahana, bibilava no manondraka, ngamba an.
102. Veloo ( 31/01/2006 00:14)
vegas:roll:
103. Vahinala ( 31/01/2006 08:24)
Aiza misy bibilava kle, marina za raha mba mety ho tondrahan'izany, ka tsy poizina no avoakan'ireny !:-D:-D
104. bubbly ( 31/01/2006 14:43)
vegas:

Mifandrombaka amin'ny efa mahay oe e? Ountsss! Otrany mahasambatra ahy kokoa mahita lé medameda be reny de lasa mihamahay be avy eo. Atao inona lety zany nahay teny antanan'olona? tsy aleo ve nahay tao ambala anla iany? De mba ny pasin'la no hainy toy izay pasy tany ananona tany tsy hay na avy aiza na avy aiza.
Ra ny tokony ho izy de mahay daolo ny sipa refa mahay ny sofera.

marina zany vegas a!=D

105. vegas ( 31/01/2006 17:47)
Vahinala> taty ny tanana ra hitsapa bibilava! lol.
bubbly> mahagaga anie fa misy bandy faly amin'ny fahaizan'ny sipa avy any amin'ny tsy fantampihaviana e!
Tsy hay nefa na sortante tsaralalana na analakely na antaninarenina.:^)
106. Vahinala ( 31/01/2006 21:11)
vegas:

Vahinala> taty ny tanana ra hitsapa bibilava! lol.
bubbly> mahagaga anie fa misy bandy faly amin'ny fahaizan'ny sipa avy any amin'ny tsy fantampihaviana e!
Tsy hay nefa na sortante tsaralalana na analakely na antaninarenina.:^)



Zay sady tsy nivoaka avy tany tsaralalàna no tsy avy any Antaninarenina fa kosa manana esprit créatif !:-D:-D:-D:-D
107. vegas ( 01/02/2006 01:24)
Ary mihamanomboka miaiky anao anie za zany ry Vahinala!
Tsy ratsy kosa 'lay oe esprit créatif an.Tsy maro ny toa anareo.Mba omeo santionany amin'ny creation-nao aza zahay e. Sa mila adiresy mail?
108. Vahinala ( 01/02/2006 08:33)
Miaiky inona moa za ? Za anie ka tsy virjiny e, ary tsy misy nenina mintsy zany fa aoka enao hitandrina an !:-D:-D:-D:-D
Le création ako aloha d amin'ny malalako ihany vao miainga ny feeling e !:wink:
109. bolida ( 01/02/2006 14:12)
hertix:

sarotra ihany anie ny hino hoe mbola virja ny sipa iray e! ndraindray mantsy iny tsy mandeha rà intsony rehefa pasahana de tsy hay intsony ze marina.
Fa ny mety angamba de ny manamboatra saina hoe izao aho vao namely an'ity sipa ity, noho izany virja izy amiko de androany aho no nanapasaka azy. de amboarina ny saina hoe tena mbola tery be kosa izy izany na de efa malalaka be aza.:°):°):°)Sa tsy izany?


marina zany, reveko be ny fisainan'i toi
=))=))=))=))
110. fijo ( 01/02/2006 20:24)
manahirana ihany kosa aloha ra vegas izany hoe,sipa efa hay hoe nifiritiana micro izany nefa mbola hoalaina vady le.raha somasoma dia ienfa raha tena izy,aoka letsy
111. Dezy ( 01/02/2006 21:59)
ra misy sipa dimbosy be nde ho tsodin'ela de hoy izy:ny vavako sy ny tarehiko efa nifiritiany micro an'i anona de mba ahona lety ny atao
112. Vahinala ( 01/02/2006 22:03)
Dezy > D ozy enao mantsy azy hoe "ianao zany tena mahay karaoke be ?":-D:-D:-D:-D
113. bolida ( 02/02/2006 04:06)
fijo:

manahirana ihany kosa aloha ra vegas izany hoe,sipa efa hay hoe nifiritiana micro izany nefa mbola hoalaina vady le.raha somasoma dia ienfa raha tena izy,aoka letsy



mba tiako ho fantatra ianao io aloha raha ohatra ka tsy mba maniry anao an'ireny zvt ireny e.

Ny tsy azoko mantsy de ny lhl te anao an'ireny zvt reny nefa misaina hoe ny sipa efa nanao an'ireny tsy azo alaina vady.Ny sipa ge mato manao de fitiavana le olona daholo e.
DROLE.:lol::lol::lol::lol:
114. fijo ( 02/02/2006 04:41)
bolida,ka na te hanao izany aza aho,mba tsy voako le sipa hoe efa natao izany no azoko ka.
araka io fanontanian'i dezy io ambony io e.
115. bolida ( 02/02/2006 06:35)
fijo:

bolida,ka na te hanao izany aza aho,mba tsy voako le sipa hoe efa natao izany no azoko ka.
araka io fanontanian'i dezy io ambony io e.



OKAY,

fa raha ny sipa ,mo no mba manao hoe ratsy ko le bandy le exp be reny de ahoana mo?:-w:-w:-w:-w
:lol::lol::lol:
116. Vahinala ( 02/02/2006 08:15)
Hita hoa ry bolida, fa ny lhl anie tsy misy ahafantarana azy hoe virja ety ivelany e, manao sinema izy mody tsy mahay d zay revo eo le sipa hoe tena mbola tsy nanao tokoa ity "les hommes sont toujours vierges" hoy ny fitenenana, jereo am fijo ko, midradradra foana hoe virja hono nefa 8O8O8O :-D:-D:-D:-D:-D:-D
117. fijo ( 02/02/2006 21:13)
bolida ka za mbola virja ko.
izao anie e.ekeko ny sipa hoe nanao sipa,fa na izany aza ny sipa mba mila misaina.mba tokony hisy zavatra handrasana tsy hatao raha tsy amin'ny vady,fa raha tsy izay tsy hitako izay mampiavaka ilay vady.sady efa homenao ny sisan'ny rehetra izy,no mbola zavatra efa vita tetsy sy tery no mba homena azy.nefa rehefa hananmbady ny sipa mizesta ery hoe"voninahitra ity fa nivoaka"sa nareo mila voninahitra fa izahay natao handray henatra?
118. vegas ( 02/02/2006 23:30)
zao kosa alou ry fijo a. misy kosa anie bandy mipromettre mpandainga ratsy oe haka vady azy e, de avy eo manao ze tiny lé sipa de avy eo kay firany. Mba tsy mety kosa anie e.
119. fijo ( 03/02/2006 04:18)
vegas an,ny fitaka misy foana,fa ny saina no tokony mba miasa koa ka.fantatra fa izay mila tsimaintsy mamorona fika ahazoany izay ilainy,fa mba ny tena no mitandrina.raha hiteny ve le bandy hoe alaiko vady enao fa ndao hiteraka,dia iny tokoa ve fa hiteraka?????????
120. bolida ( 03/02/2006 10:34)
tena mampalahelo be zany le sipa be fitiavana sy tso-po be reny, satria tsisy aka vady raha izany.:cry::cry:

fa zao no tadidio fitiavana reny tsy misy mahamenatra, za klo tena tsy coinsé @ zany e, tiako ny sipako de manao zay mahafinaritra anay zay zao.
fa raha ny oe mety tsy ho vadiko ty de ahoana mo no aminaniako an'izany. fa zay atao tsy anenenana e.

rehefa tonga @ toerana ianao tsy miteny an'izany tsony e, fa @ zay mety hiova hevitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8728