Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?
1. vegas
(
24/01/2006 17:35)
Anontaniana ny hevitry lisany. Misy sipa mihevitra fa tsy azoazon'ny bandy hono ny sipa ho vadiny ra tsy virja. Iza tamin'lisany no namoaka an'izany lainga be zany? Zao le sipa lasa bedebe ny tsy mety manao aloan'ny mariazy tsony fa ampitaorin'lisany. Ra mitombina nefa izany, de inona aza ny antony? Marina alou fa hoe ny sipa jamais hanadino ilay voloany mintsy fa na de izany aza ve...
répondu par hertix le 13/02/2006 02:49
2. xxx
(
24/01/2006 17:40)
amin zao fotoana izao efa tsy virja intsony ny ankabeazan ny sipa e!efa tsy taloha intsony zao fa efa mivoatra sady efa tsy mahatàna an izany ny sipa sasany, jereo reny porno eraky ny tanàna reny!
3. Herimiafina
(
24/01/2006 17:46)
Taloha marina kay moa valo taona de efa afaka nanambady klé. hehehehe:-D:-D
4. fasaly
(
24/01/2006 17:52)
efa nilaozan'ny toetrandro zany e!
ny mahay zavatsa aza zao no hfanenjehin'ny bandy kou:wink::-D
ny mahay zavatsa aza zao no hfanenjehin'ny bandy kou:wink::-D
6. Vahinala
(
24/01/2006 19:02)
Ieu ny mahay mihitsy zao no hifandrombahana ndray fa tsy zany virja zany tsony e, fika efa taolo be zany ! :-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina
(
24/01/2006 19:05)
Fa inona klou le hoe "virja" fa tsy azoko tampoka klé? de aiza no misy an'izany handramako! hehehehehe=))=))
8. Dezy
(
24/01/2006 19:44)
misy kou anié ny sipa kloty vy fotsiny nefa efa vita matavy fa ela fotsiny no mangetaheta eo éé
11. Herimiafina
(
24/01/2006 20:25)
Ka zah tsinona tsy mbola nahita knou, fa inona no pasahana de inona no mipasaka de inona no hanapasahana azy de manao ahoana avy eo de maninona no tsy maintsy aorian'ny mariazy e! Curieux be zah fa ny sipa akama aty mantsy miteny izany daholo e! hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. fijo
(
24/01/2006 21:02)
samy manana ny heviny io ka;misy mahita fa izay no tsara,misy mitady efa le mahay be ireny.dia samia tojo ny tiany e
13. Herimiafina
(
24/01/2006 21:12)
Ka ny ahy otsan,ny tiko daholo izy rehetra knou, refa sipa fotsiny de efa okay, hehehehe:-D:-D=))=))
14. Vahinala
(
24/01/2006 21:13)
Herimiafina maka cd vierge enao da pasahanao amin'ny hira izy avy eo, aleo aorian'ny mariazy vao atao izay satria ngo d tsy tian'ilay olona ho vadianao raha vao tsy fantany hoe mbola vierge anie io cd entinao ao amin'ny tokantranonao io d porofoina aminy tsara aloha sady aseho azy mihitsy vérifier ny !:-D:-D:-D:-D:-D
16. Herimiafina
(
24/01/2006 21:15)
Vahinala:
Herimiafina maka cd vierge enao da pasahanao amin'ny hira izy avy eo, aleo aorian'ny mariazy vao atao izay satria ngo d tsy tian'ilay olona ho vadianao raha vao tsy fantany hoe mbola vierge anie io cd entinao ao amin'ny tokantranonao io d porofoina aminy tsara aloha sady aseho azy mihitsy vérifier ny !:-D:-D:-D:-D:-D
Ka zah aza efa nanapasaka cd maro tamin'ny hira kanefa mbola tsy nanambady akory knou, hehehehe=))=))
17. vegas
(
24/01/2006 21:20)
Mifandrombaka amin'ny efa mahay oe e? Ountsss! Otrany mahasambatra ahy kokoa mahita lé medameda be reny de lasa mihamahay be avy eo. Atao inona lety zany nahay teny antanan'olona? tsy aleo ve nahay tao ambala anla iany? De mba ny pasin'la no hainy toy izay pasy tany ananona tany tsy hay na avy aiza na avy aiza.
Ra ny tokony ho izy de mahay daolo ny sipa refa mahay ny sofera.
Ra ny tokony ho izy de mahay daolo ny sipa refa mahay ny sofera.
18. Vahinala
(
24/01/2006 21:35)
vegas > hahahahahahaha nena alou d za no sofera fa tsy ny kofako e, ary io tsy hianarana akory fa tonga ho azy rehefa miainga ny feeling, za aloha ts mba nisy nampianatra zany e ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. vegas
(
24/01/2006 22:58)
Vahinala> hay efa manana permis de conduire mintsy? efa firy tôna zay? lol. Mahagaga fa samy tsisy manaiky hoentina daolo na lahy ny vavy, samy te ho sofera daolo hihihi. Tandremo fotsiny sao tsy matanty voyage midégôba aloan'ny voyageur aza.:lol::lol::lol: