Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?

21. MM ( 25/01/2006 04:16)
Tsy d olana lesy ny manambady sipa mipasaka fa ela konko ange efa mba nanapasaka vo nande nanambady é d mbo efa nisy nitatatra onla zany ko ina moa.Fa ra vady zany ange tena revena tsy d blem.Fa aleo alo manambady virja ra possible ny ialana e
22. kala ( 25/01/2006 04:43)
kou raha hisafidy ny hanambady virja nareo lelahy reo manin raha borina alohan'ny tahon'ny borosy nisinareo de rehefa manambady vao apetaka??:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Io ndray tsy tokony ho blèm ntsony @ 'zao andro efa mazava be zao.
T@ andron'ny neninay zao no nalaza ny we madio miditra ny tokantrano f'izao hoatsan'ny olana.
Sady tsy mila ianarana zany io fa avy de :P milay be. Zà ndray aloha raha io de mitovy hevitra @ vahaniala we zà sôféra ê! Entiko ny autostoppeur (ny lehilahiko io an!) raha te-hiainga @ revy...:lol::lol::lol::lol::lol:
Io ndray na teny an-tananan'ol aza no nahay, in no blem : mety le fomban-drazana no hainy fa eo aminao izy ampianaro manisa ohatra tsy tonga any @ fitopolo fotsiny:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. Vahinala ( 25/01/2006 08:20)
vegas > Efa sofera za-draharaha ny aty less akama an ! :-D:-D:-D:-D:-D
24. Herytae ( 25/01/2006 08:55)
Vahinala> Efa nisôfera bulldozer ve njy? tatarao we e!
25. mandrindra ( 25/01/2006 09:34)
18 taona ny ankizavavy taloha
raha jerena toa maontina avokoa
18 taona ny ankizivavy ankehitriny
RAHA MISY, iray no virijiny
26. Vahinala ( 25/01/2006 11:37)
mandrindra > Mety tsisy mintsy aza koa :-D:-D:-D:-D

Herytae > hahahahahaha ts azo tantaraina fa manjary tonga d mahay hoazy nareo nefa ts naka permis akory:-D:-D:-D
27. vegas ( 25/01/2006 12:10)
hihihih miala pà daolo ny sipa efa mipasaka nefa tsy vita mariazy an hummmm.
Eny oa rankizy efa nilaozan'ny toetrandro zany,aza mataotra nareo fa bedebe ny bandy mbola ho tia anareo ka. lol
Atoroko fika nareo: tanjemo fotsiny miseo ho medameda mody sanana milaza ho virjiny nefa ....
28. diamondra27 ( 25/01/2006 12:10)
lalina 'zany, henjana 'zany an!
29. Vahinala ( 25/01/2006 14:05)
vegas > hahahahahaha sanatria anie zany, samy manana ny reviny io fa rehefa tsy tia izy afaka mitady virja raha mahita any e ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. fasaly ( 25/01/2006 17:02)
mandrindra:

18 taona ny ankizavavy taloha
raha jerena toa maontina avokoa
18 taona ny ankizivavy ankehitriny
RAHA MISY, iray no virijiny



amzao tsy manisa hatsam 18 tsony toi fa eo am 14 de efa tsy vija ny ankabeazany....ka aiza tsony aza no hisy sipa tsy hipasaka zany......raha tsy hoe efa tena ninadry ny vao teraka de arahina manadrampahalehibeny iny:wink:
31. Veloo ( 25/01/2006 17:20)
aiza ko no hisy vehivavy mipasaka ry reto raha tsy vokazo izy ty kle :-D:-D:-D:-D
32. fasaly ( 25/01/2006 18:04)
ka lay voakazo mipasaka voakazo vaky hono e! de otsanzay kou ny vevavy!
33. Herimiafina ( 25/01/2006 19:03)
Oay klé, toa misy resaka voakazo, ento aty izany pasahako klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D

O ry zareo an, iza izany mbola virja teneninareo izany kay mba handramako raha favy na tsy favy klou, izay zah vao hisafidy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. jos13 ( 25/01/2006 19:09)
ny bandy zao toa tsy mitady anizany virja zany intsony fa ny tena mahay no tiany , au contraire fa rehefa vendrana ianao d ataony fahagagana , za aloha efa nanao mody vendrana fa wen we atao experte ,d mody zefa b ,d leo b l bandy we ty éleve rai ty toa tena tsy ao mihintsy, d fijeriko azy aloha t@ tsy nisy anilay zvt tia ahy izy fa rehefa nanao , kivy b fa vendrana !, d apres moa ni- rattrape-ko ilay d zay izy vo niteny we gaga aho manko d apres tsy nisy probleme fa vaomay nifanfankatia zahay!, fijeriko azy zany ,io d anisany fikolokoloana fitiavana ka raha virja no manambady ,mety tsy mahay loatra , fa lay izy koa aloha ny tena ihany no mahay azy fa tsy misy mampianatra izany , na miheritreritra we misy mampianatra d efa mahakamo!
35. Veloo ( 25/01/2006 19:29)
8O8O
heri:roll:
36. Herimiafina ( 25/01/2006 19:33)
Maninona ry Veloo, mba fangatahana fotsiny ny ahy iny hahafahako manao analizy laina dia lalina alohan'ny hamoahako théorie ancrée kely momba ny virja klé. hehehehe:-D:-D
37. lapino ( 25/01/2006 19:54)
Raha sipa sipasipa fotsiny dia tsy koi mihitsy na tsy virja na manahoana rehefa tsy marary. Fa raha sipa ho vadiana indray dia tsara kokoa foana raha virja. Ny fahavitsian'ny virja no mahatonga ny bandy mi-tolerer an'io.

Zava-dehibe ny maha-virjiny an'ilay sipa, fa tsy izay fotsiny koa anefa. Ohatra ny tsena rehetra ihany io ka lalànan'ny tolotra sy tinady avy amin'ny lahy sy ny vavy no mitondra azy: izao ilay entana ka sahinao ohatrinona?

Tena olana ve? izay fahitanao azy ihany angamba.
38. fasaly ( 25/01/2006 20:13)
:roll: kou sarotsa be zay mitady ny tena virja zay!
fa zà kalou raha manambady tsa tia an'ireny mbola virja reny satsia manahirana be lay mbola hamelona fiara tsy mande e!:wink:
39. Vahinala ( 25/01/2006 20:33)
lapino > D mazotoa mitady virja zany nareo e ! :-D:-D:-D:-D

fasaly > =D=D=D=D
40. Veloo ( 25/01/2006 20:43)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4309