Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?

121. fijo ( 03/02/2006 21:43)
bolida ,ka izay mihintsy no hilana ny saina,ahafahana mandanjalanja an'izay.
ny vody anie vonona foana e,fa ny saina no mamefy indraindray;ary tadidio fa hoy ny olona mpijery rehefa voa ndry any aoriana hoe:"izay rehefa tsy misaina"
za wa tsy manakana hoe tsy hirevy,fa mba lanjalanjao ihany ny tao amina sipa"pasy" izay mandalo fotsiny matetika.
122. vegas ( 05/02/2006 02:42)
bravo bolida. Tsy misy mahalala ze any aorina na hivady nareo na tsia, fa ataovy fotsiny alou ze mafinaritra anareo roa amizao. Fa zao kosa nefa, ataovy ampisainana lé mafinarita ho ataonareo.
fijo> tsy ratsy kosa lé hoe vody vonona fona an hihihi. Aiza ho aiza zao mety misy vonona ozizy ranagahy? za alou tena tsy mahalala sady tsy mahita klé. lol
123. pierre ( 06/02/2006 14:30)
izao no mba hevitro ny am zany e: mety tsy hanana expérience ange le vevav ra tsy manao avt ny mariage ny e! sa ts zany ? :-D:-D:-D
124. fasaly ( 06/02/2006 18:58)
=D:-w
125. akamatiana ( 06/02/2006 19:19)
aleo kou mba=D=D=D=D^:^ an'i perre
126. vegas ( 07/02/2006 17:20)
afaka maka experience amin'ny vadiny iany ko anie ry pierre e.
127. nolalaina ( 07/02/2006 17:34)
fijo:

vegas an,ny fitaka misy foana,fa ny saina no tokony mba miasa koa ka.fantatra fa izay mila tsimaintsy mamorona fika ahazoany izay ilainy,fa mba ny tena no mitandrina.


marina nenao nefa raha sendra anlé tena fitiavana ngeh tsy afaka misaina tsony é!! ny fo nefa tsy misaina ary lé fitiavana avy @ fo!! dé ahona zany??

128. Ralay ( 07/02/2006 17:42)
Tsy olana mihintsy na aloha na aorian'ny mariazy fa mety daholo e.Ny resultat ihany no mikaonty :lol:
129. nolalaina ( 07/02/2006 17:59)
hihihihi dé iza lé pitsara @io ?? :lol:
130. lapino ( 07/02/2006 18:11)
nolalaina:
raha sendra anlé tena fitiavana ngeh tsy afaka misaina tsony é!!

Izay izany no hoe: \"Diso aho fa tsy fanahy iniako\" ? :-w:-w

Ianareo vehivavy ange, fantatra tsara fa izay no ao an-tsainareo, fa maka toerana subjectif fotsiny daholo arakaraka ny cas-ny e! Tsy dia sarotra loatra ny mi-kompr an\'izay. :wink:

Prétexte amin\'ny tsy fahandrasana andro zomà, ary excuses ho an\'izay efa naratra daholo izany resaka expériences sns ... izany. Rehefa hanao ihany tokoa aloha dia aleo manao be kle, sady mba \"maka traikefa\".

Kanefa koa ny traikefa amonomonoana lolo io, tena ilaina ve? Rehefa mahay ny saofera hoy i vegas teo ... Fa tsy hoe rehefa virja ange dia tsy mahay e! Na hoe efa nihodina dia tsy maintsy mahay! Na eo amin\'ny orinasa aza, misy karazana asa manokana (asa ambony indrindra²), aleo andraisana débutant vao hampianarina toy izay olona efa \"sclérosé par la routine\". Amin\'izay mba expérience sur mesure no azony!
131. fijo ( 07/02/2006 21:54)
izay indrindra ry vegas,manaova fa mba asio fisainana ihany koa.
marina ry lapino,fa za efa nahita sipa mpiodina be,ary efa fantatra be mihintsy hoe mpiodina,fa tena gaga aho,fa tsy misy zavatra hainy mihintsy.ka raha toa izay,tsy aleo ihany ve miandry le vady,fa sady niodina no tsy nahay raha akory,nefa le vady avy eo sady mitaty sisa no mbola hampianatra.
132. lapino ( 07/02/2006 22:40)
fijo:
nefa le vady avy eo sady mitaty sisa no mbola hampianatra.

Nen'lery no be indrindra kle! :?
Nen'ny olona mba isafidianana ny hoe: aleo ve mampianatra sa aleo mitanty sisa?
133. fijo ( 08/02/2006 04:47)
lapino ,izay indrindra,voa be lery.
134. akamatiana ( 11/02/2006 05:22)
:roll: aiza kou nisy sipa mpiodina zany nefa tsy mahay rà kle!! atsôka lentika kou veuuh de tsy ho ainy:-P , sa misy zavatra hafa tokony ho hay mou ???:-D:-D:-D
135. hertix ( 11/02/2006 12:06)
vegas:

vivi> tsarovy fa ny tsy tsara aminao anie mety tsara amin'ny hafa. Ka enao mety tsy tia tondrahana, nefa ny hafa kosa tsy manaiky ra tsy votondraka. Atao aona fa zay lé fiainana. Ka hampalaelo iany hertix ra zay no ampiasainy ny sainy.


Aza matahotra lesy ry vegas fa za anie nahazo virja matoa miteny an'zany e! Ny nieritreretana an'izany mihitsy no nitadiavako virja. Nahita dia mipetraka tsara... Ampianarina mirevy tsara izy, dia afa-po izy dia milamina ny saiko, dia ampiadanina tsara izy, dia superviser-na tsara izy, dia OOKKK!!!
136. akamatiana ( 12/02/2006 05:26)
hertix=D=D=D
137. vegas ( 12/02/2006 19:30)
hertix> ny gravy de elah no nampianatra de ny sasany no mandray vita pret à porter. Ozizy elah oe "za efa Nahazo virja". Aiza io virja io amizao ara?
138. hertix ( 13/02/2006 02:49)
Tsy atoroko an'là aloha ny misy azy e! Ny azoko lazaina an'là fotsiny dia sarotra ny haka azy eo am-pelatànako. Sady izao: efa nahazo anjara virja aho, raha ohatra ka lasan'ny sasany izy dia mitady hafa indray e! Eny Ankatso inoako fa mbola betsaka. Raha tsy mahazo intsony dia atao ahoana fa efa nahazo aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5122