Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?

61. fasaly ( 27/01/2006 05:22)
vegas:

Ka nareo sipa milaza tsy tia bandy vaovao be reo, ty ndray ara misy bandy efa tonta efa misy kitro ka aona? hiditra sa tsia? lol.

I



sao de mandrangitra mamparàtra zany kitro zany ry vegas:roll:
62. Herimiafina ( 27/01/2006 05:33)
Kikisana amin'ny lime à ongle izany na papé vera de lasa injay knou, hehehehehe=))=))=))=))
63. Vahinala ( 27/01/2006 07:59)
vegas > zany ve no handaniana vola hanaovana opération ozy enao ! :-D:-D:-D:-D
64. felampaiso ( 27/01/2006 13:04)
ny fahazoako ny ankamaroan'ny resaka ataonareo eto dia tsapa mihitsy hoe tsy mba atidoha intsony no anatin'ny lohan'ny sasany no misaina fa ny organe sexuel, ny organe sexuel izany no no nisolo ny cerveau , inona indray izao no réaction-nareo maheno an'izany mba handini-tena sa hiteny foana hoe "revy io fa tsy ditra " ?
65. mandrindra ( 27/01/2006 13:20)
manana scanner angaha i felampaiso ?
66. fasaly ( 27/01/2006 14:49)
mirevirevy fa tsy madiditra:°)

hery kikisana am paé vera ve de afaka lay kitro?????
kou tsy handarà njay ve:wink:
67. Vahinala ( 27/01/2006 18:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
68. hertix ( 27/01/2006 19:03)
sarotra ihany anie ny hino hoe mbola virja ny sipa iray e! ndraindray mantsy iny tsy mandeha rà intsony rehefa pasahana de tsy hay intsony ze marina.
Fa ny mety angamba de ny manamboatra saina hoe izao aho vao namely an'ity sipa ity, noho izany virja izy amiko de androany aho no nanapasaka azy. de amboarina ny saina hoe tena mbola tery be kosa izy izany na de efa malalaka be aza.:°):°):°)Sa tsy izany?
69. Veloo ( 27/01/2006 19:35)
hertix io ndray ilay pasaka:°):roll:
70. Dezy ( 27/01/2006 20:17)
mbola ho voafitaka reo mitady virj reo fa ny viavy any zao ry zalahy efa mahita fika éé,pinsény @ tanana ao fotsiny ela de milaza we kay mbola virj marina klé:-D:-D aleo mionina @ zay ananana marina é
71. fijo ( 27/01/2006 21:35)
azo zairina ioka.be ny sipa varatra no manjaitra rehefa hanambady.
vahinala ,roa taona????hummmm tsy aleo ve za mba ho ala eo akaiky eo e
72. Vahinala ( 27/01/2006 22:44)
fijo > Efa tsy ho 2 taona tsony ato ato e ! :-D:-D:-D:-D
73. dadabe ( 28/01/2006 03:29)
fa hono hoaa iilay hoe olana ve ny sipa efa nipasaka dia alaeo mba atao auto kestion

olana ve ny lhl efa tsy avy nanao vao manambady??:-w tsy hoe miaro ny sipa fa amiko tokony tsy ho olana mihitsy izany fa rehefa mifankatia dia izay ihany no tena izy :@
74. fijo ( 28/01/2006 04:19)
vahinala an,ahannnn hoenoko hatraty le antsoantso atsy hoatsy kle.hummmmmm

bedada hafa ihany kosa le mofogasy vao mafana letsy e.hummmmmmmm
75. vale ( 28/01/2006 13:53)
Tsotra fotsiny alo ny ahy é, araka ny tenin'i veloo oe tia tena nareo lhl raha mitady vhv virijina hovadiana, satry ianareo tsy virja akory nefa le vhv terenareo ho virja tsotra izao vao alainareo vady.
76. vegas ( 28/01/2006 18:43)
Mitady hikorontana izy zany fa aleo azavaiko lay sujet. Za anie mitady an'ireo bandy mpanely tsao reo e, lay hoe tsy tinay bandy lay sipa mipasaka aloan'ny mariazy, tena diso be.
Tsorina aminareo sipa mitaintaina reo zany lé izy fa tsy marina e!
77. Vahinala ( 28/01/2006 20:11)
fijo > :-D:-D:-D:-D

Amiko zany tsy hitako zay olana e,vitsy koa ange ny bandy no hoe tsy nanao alohan'ny fanambadiana e, au contraire aza mety tsara kokoa raha toa ka efa mba samy nanana expérience kely teo aloha, nefa maninona no ny vavy ihany no asiana resaka fa ny lhl dia kapai-tsy hita fery foana zany ! hehehehehe dadanay mintsy no tsaroako amzay kozy zay hoe tandremo fa ny lhl anie afaka miteny aminao hoe mbola madio e fa tsy ahitanao porofo mintsy akory, hafa ianareo vhv !
78. hertix ( 29/01/2006 05:47)
Ka mety ho lasa lavitra anie ny sain'ny bandy raha hanambady sipa tsy virja e! Mety hieritreritra izy hoe "sô de efa nitazona micro sy nihira mihitsy ary ity sipa ty taloha le?":roll::?:cry: "nefa za efa hanao baiser profond be aminy... Sahirana ny saiko...". Kanefa ny lelany @io efa mahay tsianjery an'le iray njé miala ny fotram-bhv: ry klity sy ny ekipany !
79. dadabe ( 29/01/2006 08:01)
kiiii mahay mitsapa ihany koa i vegas izany kle :-D:-D tratra tao daholy ireo sipa efa nipasaka rehetra ve :-D:-D
80. pissoa ( 29/01/2006 08:38)
Hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1051