Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?

41. fijo ( 25/01/2006 21:45)
tsy ny tahomborosy no tapahana ry kala,fa ny vavantsobika no zairina tsara aloha an.
42. vale ( 25/01/2006 22:02)
vegas:

Anontaniana ny hevitry lisany. Misy sipa mihevitra fa tsy azoazon'ny bandy hono ny sipa ho vadiny ra tsy virja. Iza tamin'lisany no namoaka an'izany lainga be zany? Zao le sipa lasa bedebe ny tsy mety manao aloan'ny mariazy tsony fa ampitaorin'lisany. Ra mitombina nefa izany, de inona aza ny antony? Marina alou fa hoe ny sipa jamais hanadino ilay voloany mintsy fa na de izany aza ve...

salu vegas! ny lhl ko torak'izay kà, ze 1° ko tsy adinony koooou!

43. vale ( 25/01/2006 22:05)
vegas:

hihihih miala pà daolo ny sipa efa mipasaka nefa tsy vita mariazy an hummmm.
Eny oa rankizy efa nilaozan'ny toetrandro zany,aza mataotra nareo fa bedebe ny bandy mbola ho tia anareo ka. lol
Atoroko fika nareo: tanjemo fotsiny miseo ho medameda mody sanana milaza ho virjiny nefa ....


vegas : an3 zà klou tsy miala pà é! zarako mihintsy aza enao nandefa ity sujet ity fa tsy ny lhl rehetra nge no tsy tia sipa efa tsy virijiny intsony é, aoka hazava ny resaka :wink:
44. hertix ( 26/01/2006 03:03)
Fa tsy azoko aloha le we mipasaka e! F'angaha moa izy io tsy efa voakapan'ny famaky hatrany amboalohany e?
fasaly>"manahirana be lay mbola hamelona fiara tsy mande e!": vam mbola tsy nisy namelona no tena izy. Mbola tsy niodina ny motera, mbola zéro ny tableau kilométrique, mbola quart de tour dé velona, ny seza mbola mifono sachet sns...
gravy anie le mividy vam bon'okazy e! Mety efa manetroka, tapaka segments, ary indrindra mety efa nanaovan'ny tompony taloha pointe, efa maty amortisseur, mila atao contre ataky vao velona, mitete menaka sns...:-D:-D:-D:-D:-D
Aleo ihany le vam vao² kah! Na lafo aza aleo ikipiana;-):-D:-D
45. Veloo ( 26/01/2006 03:22)
hertix :-D:-D:-D:-D
raha ny lehilahy mitady virjinina, dia izy ko tokony ho virjinina ka. Tsy mety anie zany e...lasa fitiavaba-tena zany ry reto a:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
46. fasaly ( 26/01/2006 05:25)
velo:-* hita wa!
hertix: aleoko bonok'azy ka! reny mba efa mahita lalana amzao lay fiara na tsy hoentina aza fa ny vaovao be mbola zarina am rehetsa:wink:
47. Herimiafina ( 26/01/2006 05:31)
Fomba ahoana kay ry zareo no hiverenana virijiny haingana klé, hehehehehe:-D:-D=))=))
48. kala ( 26/01/2006 05:44)
milay le pass ry vahaniala sy fasaly â! aleo atao hoe:D de ampy.
fijo > tsy mety zairina tsony ny vava-tsobikiko. :lol::lol:
f'angaha ry HM afaka miverina ho virja! enao ty de misenina foana...
Aleo ataoko:-* kely de hendre tsara
49. fasaly ( 26/01/2006 05:57)
hertix: efa nanana fiara jojopily be tamzany fotoana fa tsy nisy raha nanjary e lol!
nirava maina ny tsena. tena zany lasa nahakizitina fotsiny satsia lay fiara tsy nandeha mahintsy ianao taraiky teo fotsiny, fotoana tokony nandehanana antongotra tsssssss:°)
50. Herimiafina ( 26/01/2006 06:05)
Ka nareo anie ry kala tsy tia raha tsy virja de mba te ho virja tampoka teo njay zah klé, hehehehe=))=))
51. fasaly ( 26/01/2006 06:19)
hery mijanona tsy virja tsony fa tsy mamely hoa lay jojopily reny:wink:
52. vegas ( 26/01/2006 20:43)
Ka nareo sipa milaza tsy tia bandy vaovao be reo, ty ndray ara misy bandy efa tonta efa misy kitro ka aona? hiditra sa tsia? lol.
Fa ho an'izay sipa te hiverina ho virja (tsy tena virja fa mba mikatokatona kely), na mba mody te ampiseo fa mbola virja kely ho an'ny sipany de ity misy fika kely .... :roll::roll::roll:aleo tsy teneniko fa aleo zay mahalala no hiteny. Mino za fa be ny mahalala azy. Ra ampy 5 ny olona milaza fa tsy mahalala zay vao ho teneniko.Ze mahalala mitenena o!!!
I
53. vegas ( 26/01/2006 20:49)
Ilaina Ndrindra refa RDV voloany. Tsorina kosa aloha ry zavavy isany fa misy fiantraikany aminay kosa ny autoroute sy ny route nationale an (malalaka sy teritery). Tsy manda za hoe tinay ny mahay, fa ra samy mahay ny teritery sy ny malaladalaka, ataoko angamba fa mazava ny choix nay. Azonareo ve ny tiko ambara?
54. Herimiafina ( 26/01/2006 20:49)
Sasana amin'izay tambavy avy any antsimo izay hono, "Hazohandatse" izay hono no anarany any klé.
Ny an'ny sinoa injay de sakamalaho no hanasana azy,
de ny amin,ny medecine injay de sasana amin'ny coca-cola hono, hehehehehehe=))=))
55. Vahinala ( 26/01/2006 20:56)
Za aloha zao tsy dia mila firy ilay mampatery hatramzao satria tena sur za fa mikatokatona mintsy izy ao zao, efa 2 taona tsy niasa kosa ve ! =))=))=))=))
56. vegas ( 26/01/2006 21:07)
waooww Vahinala! manaona njy, ca va? quoi de neuf? ta kel age? tu habites ou? bla bla bla bla sns lol
Herimiafina> coca cola oe e? ary aleo sady sotroina ny coca fa tsy anasana fotsiny de very. Atao ao ambava ny coca de aotsakontsana miaraka ao loooll. Akasoka eo amin'ny molony hihihi sa tsah mety zany?
57. Herimiafina ( 26/01/2006 21:08)
De misy koa ny manao opération hymen aty amerika avaratra aty, fa saingy lafolafo ihany io opération fanjairana hymen io hono, hehehehehe=))=))
58. Vahinala ( 26/01/2006 21:25)
vegas > bon euh je suis Vahinala euh, je suis vierge euh ! hahahahahaha enao ty an ! =))=))=))=))=))
59. vegas ( 27/01/2006 00:39)
Herimiafina> fa maninona no zairina ny hymen hono? mba ho vakina ndray ve? hitombo ray ndray zany verbe frantsay ra zany "redévierger". Soa iany fa lafo fa ra tsy zany de nanao daolo ny sipa de vôfitaka daolo ny bandy, misy milaza mahita ramatoa 40 ans virjiny tampoka zany hihihi.
60. vegas ( 27/01/2006 00:40)
Vahinala> zany an? sao de nanao operation tany enao? aza miblao fa tssss. :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4494