paska , paques , paka

61. Mifenty ( 03/02/2006 10:35)
62. dadabe ( 03/02/2006 11:01)
:(:(:(:( i lery aza anie efa maty e de i mama Li ko anie hono lety efa vita e
63. Mifenty ( 03/02/2006 14:03)
kozy v le

mbola tsy arako ndray le mama li kou

ary elah maharaka vaovao mitsy a.

zay lesy le oe vita ny adiny ah.
64. Mifenty ( 03/02/2006 14:04)
o lty ry bedada a

miady rima le izy . Jereo né e


gli kou i mama Li

:-D:-D:(
65. Veloo ( 03/02/2006 16:40)
nareo roa lahy reto a,, lozana mime nefa ol maty:x:x:x
66. marozevo ( 04/02/2006 00:35)
dadabe:

marozevo > donk izany maty zoma i Kristy oo?? de nefa tsy maintsy mahazo 3 andro sy 3 alina hehehehe:^):^) mahavariana a



Kay ve 3 andro sy telo alina eh... noheveriko fa hoe AFAKA HATELOANA.
Ie, tena Zoma Masina i Ra-Jesoa no maty rangahy ity ah...
67. dadabe ( 04/02/2006 05:00)
ahan !! nefa ao anaty baibolin'i toi hoe telo andro sy telo alina anie e,ka raha hoe afaka hateloana , dia hanao fanisanjaza indray ve izany ?? hoe zoma sabotsy lahady pfiooooo tonga de mitsangana ??:-w:-w sady amizay ny zoma efa ho maty masoandro izany , dia alahady ihany koa mbola vao masill be de efa nitsangana ouuuhh:{ o lehiretsy e, mba diniho ihany sy fakafakao fa aza faly miady hevitra fotsiny a, = 1 andro sy 2 alina anie izany e
68. Mifenty ( 04/02/2006 18:35)
:-D:-D:-D
69. dadabe ( 05/02/2006 15:30)
:-D:-D
70. Veloo ( 05/02/2006 23:07)
:-D
71. marozevo ( 06/02/2006 01:37)
Hoy i dadabe hoe :
o lehiretsy e, mba diniho ihany sy fakafakao fa aza faly miady hevitra fotsiny a, = 1 andro sy 2 alina anie izany e

Tena izay ka... ray andro sy roa alina... ary tena marina ilay fanisana hoe Zoma.. sabotsy.. Alahady... dia pfioooo.
fa ny ahy ny Baiboly tsy misy an'izany telo andro sy telo alina izany, fa HATELOANA no hitako ao.
72. diamondra27 ( 06/02/2006 07:35)
IKORINTIANA 5:7b= Fa VOAVONO Kristy PASKA ho antsika
73. diamondra27 ( 06/02/2006 07:41)
kanefa mbola mitohy io ao @ IKORINTIANA 5:8

manao oe:ka de aoka isika hanao andro firavoravoana, tsy @ masirasira ela, na @ masira² lolompo sy faharatsiana, fa @ mofo tsy misy masira², dia ny fahadiovampo sy ny fahamarinana

de mbola tohizana 'zany le fankalazana fa tokony araka io voalan'ny tenin'Atra io np ankalazana azy fa tsy fety toy ny hahafantaran'ny maro azy
74. dadabe ( 06/02/2006 15:05)
marozevo

mba jereo hoe ity :-w

matio 12:
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy famantarana ny amin'i Jona mpaminany;

40 fa tahaka ny nitoeran'i Jona hateloan'andro sy hateloan'alina tao an-kibon'ny hazandrano lehibe, dia toy izany no hitoeran'ny Zanak'olona hateloan'andro sy hateloan'alina ao anatin'ny tany.

41 Ny olona tany Ninive hiara-mitsangana amin'ity taranaka ity amin'ny andro fitsarana ka hanameloka azy; fa nibebaka izy tamin'ny nitorian'i Jona teny; nefa, indro, misy lehibe noho Jona
75. marozevo ( 07/02/2006 00:46)
dadabe > Misaotra fa voaray ny referansy notsongaina avy amin'ny TT. fa mandehana hoe mba jereo ny TV ao amin'ny Mk 8 sy 9 sy 10 (Toko ireo fa ny andininy tsy haiko). Sy ilay hoe arodany ity tempoly ity fa hatsangako indray anatin'ny ????. Mba tadiavo kely hoe ireo !
76. Mifenty ( 07/02/2006 20:25)
mlay b le maita anareo mitsamy mifaniraka, sady directa tsara fa tsy le mbola miolankolaka kely klou.

tsara fa tohizo, nefa tandremo ny lesona hoy le maitresse nay zay.

:-D:-D:-D:-D
77. Veloo ( 07/02/2006 20:27)
mifenty :-D:-D
78. marozevo ( 08/02/2006 00:27)
zany hono ry dadabe ah... henonao ve io lazain'i mifenty io eh ?

Veloo ho'aho !!! :snif:
79. dadabe ( 08/02/2006 05:45)
marozevo > TSY TT izany no nakana ireo fa TV aiza aza ny baibolinao izany , filazantsaran'i Matio ve dia TTe ??

hateloana= afaka 3 andro = andro anakitelo sa.....diso aho ??? vakio anie ny genesisy ry marozevo fa ny definition'ny hoe andro ara baiboly dia misy alina 1 ary misy andro iray , aza faly miady hevittra fa zao dia miaro zavatra diso @ farany a
:)de ampy e
80. marozevo ( 09/02/2006 01:03)
Kay tokoa le aza ah...
fa na izany aza ilay evenement "JONA" anie TT eh..

Fa ahoana tokoa ary izany no tena fahazahoanao ilay fitsanganan'i Kristy eh... zany hoe raha araka ny hevitrao dia oviana no nitsangana i Kristy, na koa hoe oviana no maty Izy ( Tsy daty akory no tiako hanonytaniana fa ilay andro : Alakamisy - Zoma - sabotsy - Alahady.
Ny ahy manko dia mazava ny fahazahoako azy : Maty izy ny Zoma (sahabo ho tamin'ny telo tolak'andro) dia nealevina ny androtr'io ihany, dia tsy tao am-pasana intsony izy ny Alahady maraina. Ny anao ve tsy izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.366