paska , paques , paka

161. marozevo ( 17/03/2006 01:20)
diamondra > Za ange tsy mandà ilay maha karoka azy, fa ilay repetition no tsy laniko eh.. Mahazo mikaroka, dia mahazo milaza hoe ity no nokarohiko, fa tsy voatery hosoratana eto izay efa lazainao hoe "jereo eto".
162. dadabe ( 18/03/2006 08:22)
humm masika dadamaro le :°)
163. xxx ( 18/03/2006 08:29)
fita wa!
dadabe> efa mamaky tsara zany njy zao? bediny dadamaro eo fa vakio tsara ony alo:-D
164. diamondra27 ( 18/03/2006 11:00)
marozevo: voaray re ny hafatra e! mitandrina amin'ny sisa
165. marozevo ( 19/03/2006 00:54)
Efa ilazako ho'aho ialahy ry dadabe fa tsy MARO izany aho fa MAROZEVO. fara faha fohiny mba ataovy hoe ZEVO.
Offf... na lazain'i dadabe fa masiaka aza aho, dia misy manao ba kely ihany. Sady ao anaty mangidy (masiaka) anie leity no misy ny mamy eh..
166. Achia ( 19/03/2006 20:00)
ka manina ra minana vaoana na vonenina dadazevo ra mahita mamy ao :-D:-D
167. dadabe ( 20/03/2006 08:41)
:-D:-D:-D zay ny an'ialahy MAROZEVO
168. marozevo ( 20/03/2006 21:54)
Izaho ry Achia efa nihinana vahona ah ! Marina eh... Fa ilay mamy ao anatiny tsy ara-bakiteny. I Achia ve efa nihinana nivaquine?

De faly ery i dadabe raha vao misy mandòna kely i Zevo.
Araraotiko eto leitsy ry dadabe, fa tsy voalazako atsy amin'ny lohahevitra tokony hisy an'ity ah... Asa ialahy na d'accord na tsia hoe fomban'ny olona no tezitra kely indraindray... fa izay to fo no mpamosavy.
Fa ilay ady hevitra amin'ny maha izy azy dia hitako fa tsy hitondra soa ho antsika loatra, raha io methoden'ialahy io no tohizina. Ny an'ialahy manko dia "Baiboly ihany" no iaingan'ialahy, ary tsy diso akory ialahy fa fomba fiasa izany. Fa ny ahy kosa ampidiriko ao koa ny fampianaran'ny Fiangonana sy ny Baban'ny Fiangonana, ka eo no tsy mahamety ilay ady hevitra. Ohatra, raha hiteny aho izao hoe izao na izatsy no fampianaran'ny Konsily Vatikana faharoa, dia tsy hisy dikany amin'ialahy izany, nefa ho anay dia tena zava-dehibe mihitsy io... Dia ohatr'izay hatrany, ka ny hiafarany dia io manao dakan'antitra io. Asa anefa izay fahitan'ialahy azy fa hevitro aloha io.
169. dadabe ( 21/03/2006 01:30)
marozevo > humm marinaizany fa saingy izao e, tsy hoe tsy raharahiko araka ny heverinao azy ny resaka konsily vatika , fa tena miraraha tokoa aho , ary azoko porofoana aminao fa , ny document -ko ato dia document azoko tany @ catholique daholo ary tiko ny mandalina azy, azoko atao ny manome anaran'olona hop ano , tsy maninona (pere Sea , mopera tao morondava , namako ), fa kosa ny hino sy hanaiky avy hatrany izay voalaza ao dia tsy ataoko

ohatra no omeko anao : raha voasoratra izao fa hoe "helohin'ny fiangonana katolika ny fanalana zaza"tsy haiko aloha raha ao anty konsily izany na tsia ,fa ny papa katolika no nilaza izany (Jean Paul -2), de zah manaiky 100% fa tsy hoe zah mitandrina sabata, de raha i papa no ni9laza iznay de zah hanohitra ,tsy any le izy .

ary mahafinaritra rehefa ny olona no misokatra sy malalatsaina tahaka anao izao ,
mahereza e:D
170. marozevo ( 21/03/2006 10:46)
Fa inona koa no nataon'ialahy tany Morondava no nahalalan'ialahy an'i Père Schea? MIlay iny Mompera iny, fa fantatro tsara koa. Tsaroan'ialahy ve izy ilay resin-tory teny ambony lakana, dia navadiky ny lakana tany anaty rano ?
Eny eh... Izay no tadiavina, ny fahalalahan-tsaina. Ialahy koa hitako fa toy izany ihany.
Izaho koa izao, ohatra, tsy mivavaka amin'ny andro Sabata, nefa tena hajaiko izay olona manaja ny Sabata, satria hitako fa hahavonjy azy izay matoa ifikirany. Fa ny ahy kosa aloha, tsoriko amin'ialahy, fa ny Moské tsy azokazoko eh.. nefa tsy manao na inona na inona hanakanana ny olona hanao Silamo aho, raha izay no hahasoa azy sy hahasoa ny namany,
171. Achia ( 21/03/2006 12:58)
t@ zay T1 notadidiko ho nihinana andreny de mitondra ariary hividianana bombogasy :-D:-D nefa za mbola voan'ny bemangovitra ihany
172. dadabe ( 21/03/2006 14:49)
marozevo > zah less no nampianatra ni surf (mampiasa outlook express)an'i pere Leon sy pere Shea a! heheh!! misy mopera iray izay tsy tononiko ny narany fa izy indray misotro labs miaraka taminay t@ izany fotoan izany a:wink:
173. marozevo ( 25/03/2006 00:43)
Tamin'ny T1 ve i Achia no nihinana nivaquine farany ? Aza mba mandehandeha any Morondava any fa ataon'ny tazo mangovitra any injy raha tsy mihinana nivaquine mialoha.
dadabe > Fantatro ilay tsy lazain'ialahy ny anarany... lava be ny volony.
174. Achia ( 25/03/2006 05:16)
Hard ve zany damopre zany le ,oe lava volo be
175. dadabe ( 25/03/2006 14:20)
marozevo>:-$:-$ fa tena mana-pi anie ingahy rainy e, sady mi-:@:@ be a!:-$
176. marozevo ( 26/03/2006 01:08)
Fa sao dia heverin'i dadabe kosa ary fa miova anjely tampoka zalahy ireny rehefa lasa DAMOPR ?
Eny eh... ekena kosa aloha fa misy hitsim-piainana sy hitsim-po tokony hananany ihany eh, amin'ny maha mpitondra azy.
177. Achia ( 26/03/2006 18:59)
ty dadabe ty ko ra hifosa ary ko ngamba ni:@
178. marozevo ( 26/03/2006 23:10)
Ary mba iza aloha ilay Père Léon lazain'ialahy ry dadabe ah? Léon Eugène ve ? Any Paris izy izao raha mitady azy ialahy. Aty amiko ny numero portable-ny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3194