paska , paques , paka

101. Mifenty ( 23/02/2006 14:22)
mlay be lty le maita anlisany mifamaly a , mifamaly resaka ny tiako tenenina amin'io oe mifamaly io.


samy manao tano ny azo fa sarotra ny mila nareo mitsamy. (Ataoko oe mitsamy fa satria tsisyidiran'ny taona ny resaka eto fa ny pseudo no miady a, na dadabe aza ny ray mou na efa mananika ny atsasa tsiekla aza nyray)



fa sady manao ny hoe , za kou manana fa henoy ny ahy. Moa va tsy ilay fikan-dravalomanana hoe na tia na tsy tia voninnkazo laisany de amboleko vonikazo iany ny tanàna, asiako zaridaina fa zay no everiko fa ampety azy.


tsara fa toizo nefa tandremo ny lesona le.
102. Achia ( 23/02/2006 15:59)
:roll::roll:ina ko zany ry mpif a ny Tenin'Andriaman itra hanoroana sy hanitsiana ze diso ka ra manaiky an'Andriamanitra ny olona de manaiky ze voalaza ao @ baiboly fa tsy ny hevitry ny tena na hanaraka ny sitrapon'ny tena no hatao .Kanefa mo ny baiboly de milaza mitsy fa any aoriana any olona de hitady mpampianatra ho azy hifanaraka @ sitrapony
103. Veloo ( 23/02/2006 17:00)
:-w:-w:-w
104. marozevo ( 24/02/2006 00:41)
Taiza foana ialahy ry mifenty no izao ndray vao tonga eto.
Ny ady hevitra eto milay foana ka... Fa misy sampona kely fotsiny tokoa... Ny dadabe ndray no zandriny fa ilay ao atsinanan'i mandràka....
Aoka ihany ka !
105. Veloo ( 24/02/2006 02:15)
106. dadabe ( 24/02/2006 11:58)
:°)io injay veloo
107. Achia ( 24/02/2006 17:24)
Veloo gaga fona :lol::lol:
108. Veloo ( 24/02/2006 18:42)
ka ita fa mahagaga ilay teny knou:lol::}
109. marozevo ( 25/02/2006 00:21)
Fa angaha tsy hitan'i Achia io chiffre 3607 azon'i veloo io, dia izy indray no miseho ho gaga anefa isika no tokony ho gaga.
110. dadabe ( 25/02/2006 07:08)
humm asaksakareo mitsamy io e:°) (marozevo sy veloo)

de aleo zah sy Achia :wink:
111. Mifenty ( 25/02/2006 14:17)
eto iany marozevo a

aiza le tohiny kle
112. dadabe ( 25/02/2006 14:44)
hehehe toi sisa no tsy manana kouple ra mifenty e, jereo fa anay 4 mitsam ihany anie ity e:°)
113. Achia ( 25/02/2006 20:19)
Alefaso Ramro a inona ary ty kivikivy ty eeh hehe maahereza ry namako oh ho ,ramaro vety mihira .Tair o fa hitomboan'ny fahalalantsika nge ny dinika e :wink:
114. marozevo ( 26/02/2006 00:15)
Ka voako ialahy ry dadabe fa i Achia anie leity ka "ialahy" fa tsy "injy" eh... Sa hanao pacs ianareo. Somonga efa ifanaovana iny anh... sao dia misy tezitra eo indray...

Tohin'ny inona moa no andrasan'i mifenty eh. Za mbola tsy nampanantena tohiny afa-tsy tary amin'ilay DEUS CARITAS EST, dia efa vitako izay nampanantenaiko tany.
115. dadabe ( 26/02/2006 09:42)
o lety e, jereo anie le mombamomba azy e?? sa fitaka le :(:(
116. Veloo ( 26/02/2006 16:54)
:roll::roll: inn ary ho lazaiko eto ndray???? za kosa tsy hamorana lainga... zany no hanavaoka 8O satria mahagaga mihitsy nareo???
117. Veloo ( 27/02/2006 15:48)
Fa angaha tsy hitan'i Achia io chiffre 3607 azon'i veloo io, dia izy indray no miseho ho gaga anefa isika no tokony ho gaga.

inn moa ny olana?:roll::roll::roll:
118. marozevo ( 28/02/2006 00:33)
Ny olana tsy misy, fa ilay lazaina sy atao no tokony hampifanarahana.
119. Veloo ( 28/02/2006 13:56)
marovezo a ka indray anie tsy misy azo lazaina intsony e.. efa nosoratana ery ambony doly ilay izy fa ny eo ihany no miverimberina e:roll:
120. dadabe ( 01/03/2006 06:45)
hummm mifanarakevitra injay izy mitsam :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1261