paska , paques , paka

121. Veloo ( 01/03/2006 19:42)
:roll:
122. marozevo ( 02/03/2006 15:56)
Fa oviana izahay no heverin'ialahy fa niady ? Zany hoe indraindray izahay aloha manao "vazaha mody miady ihany e"
123. dadabe ( 02/03/2006 16:04)
humm Italie sy Usa ve humm aleo ny chine spekta e:(:(
124. Veloo ( 02/03/2006 21:07)
:roll::roll: n'importe quoi...
125. dadabe ( 03/03/2006 14:41)
humm tezitra veloo:cry::(
126. Veloo ( 03/03/2006 16:24)
eto ao no tezitra mihitsy :x
127. Achia ( 03/03/2006 18:36)
:°)
128. dadabe ( 04/03/2006 05:50)
veloo fa maninona ????le hoe italie#usa ve ??:-D:-D:-D
129. Achia ( 04/03/2006 06:10)
fina ko mampihomendradada @ zany e :wink:
130. marozevo ( 05/03/2006 01:06)
Ko na tezitra aza ianao ry veloo afaka ho aiza eo moa... hopotehina ve ny aterinetonao ? Fa tsy tokony aminay mbamin-dry Achia sy ry dadabe ianao no ho tezitra, fa amin-dry.... aleo tsy lazaiko ny anarany sao simbainy eo koa ny aterinetony.
131. Veloo ( 05/03/2006 02:22)
za tsy tezitra @ nareo ka,
i dadabe miteniteny foana:roll::roll:
132. marozevo ( 05/03/2006 15:23)
Eny ho aho ry veloo !
Azon'ialahy tsara izany ry dadabe anh... aza dia miteniteny foana fa manjary lasa ny mpifanakalo hevitra eh. mahaiza ialahy mifona haingana..
133. Veloo ( 05/03/2006 20:06)
:-D:-D
134. marozevo ( 08/03/2006 01:05)
Njaynjay izy tsy mahita holazaina... fa izy kosa aloha na tsy manan-kambara aza dia tonga eto ihany eh... na ny mijery ireo OLOMANGAKELY roa mivanitika kely ireo aza dia efa mahafinaritra.
135. Veloo ( 08/03/2006 16:20)
marovezo a matao aho tsy miteny intsony satria za tsy mba tia mamerimberina izay efa nolazaina:wink::wink::-D:-D
136. Achia ( 08/03/2006 17:27)
Fa nankaiza kosa ary enao ry dadabe
137. dadabe ( 09/03/2006 05:21)
eto fa tena gaga8O@ veloo zah
138. Veloo ( 09/03/2006 21:07)
dadabe fa ahona?8O
139. dadabe ( 10/03/2006 03:01)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 05-03-2006 06:22:18
Lohateny : Re : paska , paques , paka
za tsy tezitra @ nareo ka,
i dadabe miteniteny foana
:(:(
humm efa hanomboka hgo serieux amizay zah io dia jereo amizay aza , hatrary ka hatraty dia hilazako daholo an'ilay 666 :roll:
140. Veloo ( 10/03/2006 18:24)
:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1646