paska , paques , paka

41. Mifenty ( 29/01/2006 13:39)
tena misy paka lelo mitsy ato am lé dizina

:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
42. marozevo ( 30/01/2006 00:16)
Mifenty:

tena misy paka lelo mitsy ato am lé dizina

:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w



Tonga soa indray i mifenty.. fa toa mitady hanondrana sahady ! Inona indray ity lazain'i toi ?
43. Veloo ( 30/01/2006 00:41)
mifenty :roll::roll: njy ty an
marovezo a:-D:-D:-D:-D aza omena tsiny lesy io a:-D:-D
44. marozevo ( 30/01/2006 01:00)
Veloo:

mifenty :roll::roll: njy ty an
marovezo a:-D:-D:-D:-D aza omena tsiny lesy io a:-D:-D


Za ndray tsy manome tsiny na iza na iza izany... faly be aho fa tonga indray i mifenty fa elaela manko i Lery tsy hita teto... Ny olona malaza toy ireny manko raha vao tsy eo indray andro dia sirika be.
45. Mifenty ( 30/01/2006 11:28)
iza ny malaza ry marozevo? :-D:-D:-D

ra ny tena marina né de alakamisy masina iny no tena ianteheran'ny finoana eh.


lé alakamisy mélou anlé lahadin'ny tafatsangana tafatsangana io teneniko io a.
46. Veloo ( 30/01/2006 17:17)
mifenty :roll::roll:
47. Mifenty ( 30/01/2006 17:56)
ary veloo ra tsy 8O8O8O d :roll::roll::roll: a

:-D:-D:-D
48. marozevo ( 30/01/2006 23:29)
Hoy i mifenty hoe :

ra ny tena marina né de alakamisy masina iny no tena ianteheran'ny finoana eh.

Io arakaraka ny angle sy ny état hijerena ilay zavatra ka. Ho an'izay mahazo ny halehiben'ny Eokaristia dia izay lazainao izay no izy. Fa tsy voatery ho izany daholo no fijerin'ny olona azy. Fa izaho anefa mitovy hevitra aminao.

Iza ary izany ilay hoe MALAZA?
49. Veloo ( 30/01/2006 23:47)
mifenty a aleo ndray ary ty e:^):^):^):-D:-D:-D
50. dadabe ( 31/01/2006 01:38)
Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 30-01-2006 15:28:51
Lohateny : Re : paska , paques , paka
iza ny malaza ry marozevo?

ra ny tena marina né de alakamisy masina iny no tena ianteheran'ny finoana eh.


lé alakamisy mélou anlé lahadin'ny tafatsangana tafatsangana

sur ve lety elah fa alakamisy masina???

kiii mitady hanova size indray veloo a:roll:

51. marozevo ( 31/01/2006 21:41)
Veloo:

mifenty :roll::roll:



Io no valin'ny fanontaniana apetrakao amiko.
52. Mifenty ( 01/02/2006 11:32)
o lty ry bedada a

ra oatra ka lahady lah le mihira oe tafatsangana tafatsangana de lé lakamisy melouan'iny io teneniko io. ALakamisy masina ny fiantsoko azy zany e. De ny zoma ndray zoma masina le misy anlé maintimainty be doly ny lamba ao am-pengonana sns.
53. dadabe ( 01/02/2006 13:07)
ahan de mitory teny ry tompokolahy papa zaka ve ??

fa zah aloha tsy mbola dakor @ le alakamisy masina lazainareo e
54. marozevo ( 02/02/2006 01:34)
dadabe > tsy fantatro ny an'ny hafa, fa raha ny catholika toa ohatran'ny tsy misy ny Paka raha tsy mandalo Alakamisy sy Zoma Masina kooo.
1 - Alakamisy Masina
Manome : vatako ITY, RAISO ary hano...
rako ITY, RAISO ary hano..
Hafatra lehibe maharitra mandrakizay io.
Avy eo (araka an'i Joany na Jaona), dia nanasa ny tongotry ny mpianatra izy.. dia nampianatra ary nofaranany hoe : Ny zanak'olona dia tsy maintsy mizotra amin'....sns..
Io alina io izy dia nivavaka hoe "Ray oh.. raha azonao atao, esory ity kapoaka mangidy.., nefa aoka ny sitraponao..". Dia nosamborina Izy.
2 - Zoma Masina.
Notsaraina izy ary nomelohina, ka tanteraka ilay nolazainy mialoha (Mk 8 sy 9 ary 10). fa na teo amin'ny fitsaràna na teo amin'ny lakroa, dia nasehony fa MPANJAKA IZY ARY ZANAK'ANDRIAMANITRA. Ary tsy izy ihany fa nisy koa olona hafa niaky izany "Tena Zanak'Andriamanitra marina ity..".
Ireo no manomana ny Paka, ka raha tsy misy ireo tsy misy ny Pakan'i Kristy.
55. dadabe ( 02/02/2006 11:43)
marozevo > donk izany maty zoma i Kristy oo?? de nefa tsy maintsy mahazo 3 andro sy 3 alina hehehehe:^):^) mahavariana a
56. Mifenty ( 02/02/2006 11:50)
le toritenin-dry papa zaka mitsy v ny tsy lanin'ny vavonin lah ry bedada a :-D:-D:-D


Lakamisy masina klou amiko le izy eh, le paska io teneniko io a.

tamnio tsinn le oe "....Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy"
57. dadabe ( 02/02/2006 12:21)
mifenty > de kotio ho less raha nahazo 3 andro sy 3 alina
58. Veloo ( 02/02/2006 20:08)
:°)
59. Mifenty ( 03/02/2006 08:28)
malahelo ny toritenin'i papazaka ndray manko lah ty ry bedada a. :-D:-D
60. dadabe ( 03/02/2006 08:39)
:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5242