FERMETURE DES EGLISES

81. Vahinala ( 18/01/2006 08:36)
dadabe > Tairo ary fa za koa mba liana te haheno e !
82. Mifenty ( 18/01/2006 19:15)
tairo ry bedada fa lasa resaka maina ndray le izy a

:@:@:@:@:@:@
83. dadabe ( 19/01/2006 07:57)
:-D:-D
84. Mifenty ( 19/01/2006 10:17)
:@:@:@:@:@:@
85. Vahinala ( 19/01/2006 10:52)
Toa lozanareo mifoka sigala beu njay kle ! :evil:
86. Mifenty ( 19/01/2006 11:17)
:@:@:@:@:@:@:@:b
87. diamondra27 ( 19/01/2006 22:50)
tsy azo ifohana sigara ato
88. marozevo ( 20/01/2006 00:51)
Kay i mifenty no tena manova sijé ato le aza Ah !.. Fermetures de l'Eglise no resahina nefa ny an'zalahy ouverture du paquet de la cigarette no ataony. Mba omeo kely ary moa izahay eh...
89. diamondra27 ( 21/01/2006 07:25)
za no nanokatra 'ty size 'ty an! de za zany mandidy hoe: RARANA NY MIFOKA SIGARA na ato ampiangonana na eo ivelan'ny fiangonana mihidy aza!

IZAY TRATRA DE MANDOA LAMANDY

1er avertissement: Mifenty
90. marozevo ( 22/01/2006 02:06)
Dia aiza izany izahay no hifoka sigara le... fa angaha misy toerana ankoatry ny anatiny sy ivelan'ny Fiangonana ?= Rehefa tsy ao anatiny manko dia any ivelany izay. Dia aterin'i mifenty any amin'i maopera sy Pasitora ve anefa aloha ilay vola azo amin'ny lamandy ? raha izay hanome aho... dia ohatrinona ny lamandy amin'ny sigara iray paké ?
91. dadabe ( 22/01/2006 03:58)
marozevo=D=D humm ekena e iny aza aloha raha hamely nareo e:@:@:@ de aza sintonina mafy sao dia bedin'i masera diamondra :wink::-$
92. Mifenty ( 22/01/2006 11:13)
Nenà io tsy sigara fa maina, donky tsy mandoa lamandy aho.

:@:@:@:@:@:@:@:@
93. diamondra27 ( 22/01/2006 11:26)
mandoa paquet avo fito heny raha tratra ary lavitra ny fiangonana no mifoka fa tsy eo akaiky eo. Aiza moa ny fiangonanay no tsy hikatona noho ny aminareo satria 'reo jentilisa(tsy le ato @ sera² an)sendra mandalo tsy mahafantatra hoe mpiangona na tsia ao @ fiangonana 'nareo , fa de oe: dain jereo ange ny ataondry zalahy e! , ilaozany mifoka sigara fotsiny nefa miseho azy ho mpivavaka. Mety nisy nanao plainte koa tany ho any an!
94. dadabe ( 22/01/2006 23:47)
:-$:-$:-$:*
95. marozevo ( 24/01/2006 00:35)
Mifenty:

Nenà io tsy sigara fa maina, donky tsy mandoa lamandy aho.

:@:@:@:@:@:@:@:@



Tsy maninona izay fohanao na maina na lena, fa izao fotsiny, taiza koa no nisy olona mitaky lamandy nefa handoa lamandy? Ka na izay fotsiny aza dia tsy mahazo mandoa lamandy ianao. Ordre io... tsy iadian-kevitra.
96. diamondra27 ( 24/01/2006 01:32)
:-D:-D:-D
97. dadabe ( 28/01/2006 05:33)
:-D:-D:-D:-D
98. Mifenty ( 28/01/2006 09:45)
inn le mampa dizina an'i marozevo eh ahahaha
99. marozevo ( 30/01/2006 00:41)
mampa dizina ... tenin'i mifenty io.., azafady fa tena tsy azoko ko le aza ah.
Sa teny vaovao any Madagasikara ve io. Tsy maharaka izahay fa mba omeo sopapa eh.
100. diamondra27 ( 30/01/2006 05:54)
inona tokoa fa za koa tsy kopy kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1857