FERMETURE DES EGLISES

61. dadabe ( 11/01/2006 09:29)
hummm aleo atao size vaovao io , io sokafy indray ry adam a
62. Mifenty ( 11/01/2006 11:16)
spkafy mitsy kle

63. marozevo ( 11/01/2006 23:39)
Sady fetsy no mahay i Adam, marina moa ! Io fa mody ovàn'i Lery le resaka... izany hoe tsara ihany ny nanokafana ilay momba ny sekta aloha eh.
64. Mifenty ( 12/01/2006 11:01)
ita kou
65. Vahinala ( 12/01/2006 11:03)
io mifenty d io koa i dadabe hihhhihihihhi hummmm :-D:-D:-D
66. Mifenty ( 13/01/2006 10:08)


de io kou i vahinala :*:-*:*
67. Vahinala ( 13/01/2006 10:47)
Mifenty > Hummmmmmmm
68. Mifenty ( 13/01/2006 11:47)


ita oa retsy kou
69. jentilisa ( 13/01/2006 12:01)
vaovao holazaina antsika, misy mpandinika nahatsikaritra fa amin'ny voalohan'ny taona hono no tena be ny tsaho isan-karazany ka anisan'izany ny mety hanakatonana izany MRE sy ny karazany izany!

Ny zava-misy hay dia namidin'ny tompony ny roxy izay toerana fivavahan'ny MRE ka efa nilaza mialoha tamin'ny tao izy hoe hakatona ny roxy.

nisy namadika izany avy eo ka lazaina fa mety hakatona ny MRE!
70. adam ( 13/01/2006 13:35)
efa misy namana nanokatra dinika momba an'io sekta io ao aloha ao tena mahaliana io fa tsy natao hifandrafiana akory na hifandresena lahatra ny ahy hevitra atsipy fotsiny samy misaintsina izay tandrify azy:idea: azontsika sokafana ny dinika
71. dadabe ( 13/01/2006 14:30)
Mpandefa : Vahinala [ Valio ] 12-01-2006 15:03:39
Lohateny : Re : FERMETURE DES EGLISES
io mifenty d io koa i dadabe hihhhihihihhi hummmm

zah koa ity vahinala:*:*
72. Mifenty ( 14/01/2006 12:06)
hahaha
73. dadabe ( 15/01/2006 08:32)
aza lozan'ilahymimemeh fa mnadraisa lesy anjara a :wink: humm double ataky :-$
74. Mifenty ( 15/01/2006 11:09)
ra jentl zany kou d maita kozy tantaraina mitsy ah.

75. dadabe ( 15/01/2006 15:54)
manarabaovao lesy izy a
76. xha ( 16/01/2006 08:48)
Mba mahavariana ahy ry zalahy izany resaka izany, aman-jatony anie ry zalahy no isan'ny antoko-pivavahana misy eto @ tanàna e! ka tsy ho posaka mihintsy ny hoe ho lasa FFKM daholo isika fa misy antony manonkana mihintsy ireny tranga ireny ohatra fanaratsiana ny an'ny sasany ka mahatonga ady eo @ samy kila ilay fiangonana na tsy fanajana tsotra izao ny lalàna misy toy ny cahier de charge-nao amin'ny maha-fikambanana azy io satria ireny dia fikambanana aloha vao mivadika ho antoko-pinoana
77. dadabe ( 16/01/2006 10:09)
Ilay FFKM naie ka fitaovana fotsiny e, fa ny ao ambadikan'io dia eokuminisma dia io le zava-miafina vitsy mpahalala humm :-$ fa ho avoakantsike eto ny tsiambaratelony raha ilaina izany e=((=((
78. Mifenty ( 16/01/2006 10:44)
aposay eto radada ah.

tairo spida fa aza asina sisipenisa bobaka lesy a.
79. diamondra27 ( 16/01/2006 22:29)
asiana ampamoaka ty zany;io ry mifenty tairo le size f'efa miandry ledada a!
80. Mifenty ( 18/01/2006 08:32)
:@:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3137