FERMETURE DES EGLISES

1. diamondra27 ( 28/12/2005 13:19)
ahoana indray ny hevitrareo @ity resaka hoe: fanakatonana fiangonana MRE, FAAK, APOKALIPSY... ity
répondu par dadabe le 03/03/2006 15:57
2. hery ( 28/12/2005 14:19)
Sao dia mba fantatrao aloha kay hoe inona no tena antony (fa tsy honohono) anakatonana ireo fiangonana ireo ?
Mety hanana hevitra bebe kokoa aho mantsy aho raha fantatro izay.
3. Mifenty ( 28/12/2005 14:37)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

4. diamondra27 ( 28/12/2005 14:48)
ka hoe tsy tena eglise no misy azy fa trano ahofa
5. dadabe ( 28/12/2005 14:57)
le fanjakana mihintsy no efa mirona ho any @ fananganana eglizy tokana
6. hery ( 28/12/2005 16:31)
diamondra27> izay ve no henonao sa izay no tena antony? Dia raha trano ahofa, sao dia tsy nahaloa hofan-trano, sao dia tsy nandoa tax, sao dia mba trano tsy ara-dalàna?

Izany hoe ny tiako hotenenina dia hoe sao dia tsy olana ara-pivavahana loatra no nanidiana ny fiangonana fa olana ara-panjakana na olana ara-moraly sns?

dadabe> ilay hoe fananganana eglizy tokana aloha dia angamba ho lanaka izy raha izay no tena hataony satria mila akatona daholo ny rehetra :-) (Hatramin'ny fiangonanay)
Fa aleo jerena tsara hoe inona ny tena antony.

Ohatra fotsiny, amiko raha sekta maniraka ny olona hamono tena (angamba tsisy) dia tokony hakatona ny fiangonany ary tokony enjehina araky ny lalàna ilay mpitondra fiangonana... eran-tany toa ohatra an'izany... fa ny an'ny olona sasany mantsy tsy mpivavaka ilay manakatona fiangonana dia tsisy koi fa hoe ara-dalàna. Fa rehefa sendra mpivavaka ilay fanjakana manakatona fiangonana dia hoe te hampanjaka ny fivavahany.
7. raplay ( 29/12/2005 07:21)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

8. dadabe ( 29/12/2005 07:28)
hery> ny tiako ho lazaina dia hoe izay fiangonana rehetra tsy ao anatin'ny FFKM dia tadiavin'i fanjakana ho eliminena avikoa, aiza ilay hoe : liberte de religion????????:-w
9. hokanchec ( 29/12/2005 08:07)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

10. Vahinala ( 29/12/2005 08:53)
Ohatra fotsiny, amiko raha sekta maniraka ny olona hamono tena (angamba tsisy) dia tokony hakatona ny fiangonany ary tokony enjehina araky ny lalàna ilay mpitondra fiangonana... eran-tany toa ohatra an'izany... fa ny an'ny olona sasany mantsy tsy mpivavaka ilay manakatona fiangonana dia tsisy koi fa hoe ara-dalàna. Fa rehefa sendra mpivavaka ilay fanjakana manakatona fiangonana dia hoe te hampanjaka ny fivavahany.
[/quote]


Misy fahamarinanny aloha ny tenin'i hery e, za manokana protestant FJKM nefa hitako hoe misy tsy aradàlana ihany ny zavatra ataony ao amin'ny foibe ao,raha jerena amin'ny saina tsy miangatra fotsiny ny mikasika ny FPVM zao, efa nitady marimaritra iraisina mihitsy ry zareo, efa nifona tamin'ny foibe nefa tsy nanaiky mihitsy ireo.Mety ho miahamaro angamba ny sekta amin'izao fotoana ka izay ny antony, tsy haiko anefa aloha e,za koa tsy dia te hiditra lalina fa rehefa mino sy mivavaka dia izay no important e, sa ahoana !
11. bnoty ( 29/12/2005 08:57)
io aloha raha amiko dia efa ela mihitsy no tiana hatao fa izao vao tanteraka ilay hoe:"izay fiangonana ao anatin'ny FFKM ihany" no mahazo mijoro fa ny ankoatr'izay dia tsy maintsy foanana avokoa! Tamin'ny Papa jean Paul II no efa nilaza izy ny @ hoe : "unification de l'Eglise" ary jereonareo tsara fa tsy mitsahatra io fanakatonana io raha tsy tapitra mihidy ireo fiangonana tsy ao anatin'ny FFKM ireo! tsy vahaolana nefa izany satria vao maika manakorontana firenena! ho hita eo anefa raha ho feno ireny fiangonana lazaina fa nialàn'ny olona ireny! tokony mba handinika tsara hoe: inona no mahatonga ny olona miàla ao @ ilay fiangonana anankiray ka mifindra any an-kafa?. rehefa sady tsy mafana kosa ve no tsy mangatsiaka tsy hisintaka ny olona!!! tsy aleony mamonjy izay tsapany fa mamelombelona ny fanahiny! sy manome hery azy hoentiny mamakivaky zao fiainana efa sarotra izao!dia velomy ny hafanana ao @ fiangonana dia miverina ny ondry e! fa raha mbola fanakantonana fiangonana tsy am-pandinihana kosa aloha no atao dia tokoa raha tsy hiverina indray angamba ny "maritiora" eto @ ity nosintsika ity! satria tsy maintsy hisy ny fanenjehana!!!
12. Mifenty ( 29/12/2005 09:26)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

13. landihazo ( 29/12/2005 11:36)
iza avy kay ny eglise efa mikatona e
14. dadabe ( 29/12/2005 15:26)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

15. diamondra27 ( 29/12/2005 17:01)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
16. diamondra27 ( 30/12/2005 06:24)
za kosa tsy niteny an'io e!
17. diamondra27 ( 30/12/2005 06:28)
mba lalina koa zany fitovizan'ny hevitra lazain'i mifenty,raplay,hokanchec, dadabe, diamondra koa
tsy ratsy indray le begué
18. dadabe ( 30/12/2005 09:13)
zah aza gaga kle :-w
19. hery ( 30/12/2005 09:39)
Raim: Hors sujet kely... Tena tsy arako hoe inona no mahatonga an'ireo hafatra voasikotra ireo. Raha mba afaka manampy i mifenty, raplay, hokandchec, dadabe, diamondra koa dia http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m43b500257c762
20. Mifenty ( 30/12/2005 11:04)
efa namaly tany am le dinika momba ny pejy aho fa tsy haiko na de nivadika kou le izy na ahoana.

Tena lasa saina koa aza aho sefo kou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2223