FERMETURE DES EGLISES
24. marozevo
(
01/01/2006 23:21)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
26. Veloo
(
03/01/2006 00:47)
marovezo a raha tena kristiana anie tsika tsy tokony hijery ny sasany satria samy panota doly ary ny andehanana any fiaraha-mivavaka dia hivavaka sy hiresaka @ andriamanitra ba tsy ho hisy ilay barriere e
27. marozevo
(
03/01/2006 23:04)
veloo > Misaotra anao. Marihiko fa tsy izaho no nanoratra io ambony io fa tongatonga ho azy ohatran'ny mpanetsan-drainitay io. Tsy io no nosoratako teo. Zany ange no mahatonga an'i dadabe miteny hoe tratra koa i marozevo eh.. sady mihomehy ery ledala.
30. Veloo
(
05/01/2006 16:22)
marovezo a tsssssssssss iza ndray ary zao pamitaka ao zao... azafady lesy a :-*
mifenty ie wa lesy? :-D
mifenty ie wa lesy? :-D
31. marozevo
(
06/01/2006 00:57)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
Io voasoratra eo ambony dia mahagaga fa miverimberina foana na any amin'ny loha hevitra ahafa aza, na tsy soratanao akory aza. fa ahoana loatra eh...
Tsy voafehy ve izany ilay fitaovam-pifandraisana ?

32. diamondra27
(
06/01/2006 01:59)
marovezo: efa manao ze mety izy fa andana jereo le dinika hafa nosoratako hoe: vonjeo de namaly i hery hoe raha misy tsy mety de klike-o le oe jereo eto mba hahafantarany ny source ny le blème
34. Mifenty
(
06/01/2006 09:50)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.
36. dadabe
(
06/01/2006 12:32)
:roll::roll::roll::roll: aoka tsy himemeh ny fahavoazan'ny sasany sao dia bedin'i marozevo eo :(
37. marozevo
(
07/01/2006 00:21)
dadabe ah > Marozevo kosa moa tsa mba mibedy izany eh.. avy any Antsirabe anie i marozevo eh. Fa i mifenty tena voa mafy satria ao anatin'ny message iray ve miverina in-telo le zavatrabe. Mahereza leitsy ry mifenty ah...
38. adam
(
07/01/2006 20:32)
misy hatsikana kely ity mba hampieritreretana è
tany Berlin no niseho ny ttr :nisy afrikana senegale nitoloko teo ambaravaran'ny fiangonana iray ngoza be mitomany fa noroasin'ny mpivavaka tao a@ io toerana io de nitomany ; de nivavaka izy de izazo no vvk nataony Andriamanotra o nahoana aho n,o dia noroasinao ohatran'izao fa inona no ratsy nataoko. de teo ihany izy nitaraina teo;: nisy feo tonga tampoka hoy Andriamanitra taminy aza matahotra anaka fa izao ko te hiditra fa tsy avelan_dry zareo :-D:-D:-D ny voany no ahafantarana ny hazo tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy ;......tsy misy hazo ratsy mamoa voa tsara jereo tsara ny toetran'ny olona ao anatin'ny fiangonana ireny olona ireny no voany ; dia atsangano ihany ny fanontaniana sao dia voa hotran'le afrikana teo :oops::oops::oops:

40. Mifenty
(
08/01/2006 11:40)
misaotra lesy marozevo ah
aza itako ndray ka kobo eto aho le.
>>adam
tantara tao Edena ve io sa angano sa hatsikana fa tsy azo tsy araka tsy hay kle.