FERMETURE DES EGLISES

121. diamondra27 ( 06/02/2006 07:59)
etsy @'zay ry mifenty raha mbola tsy niala a!:@:@:@:@:@
122. dadabe ( 11/02/2006 13:06)
anjekaky oo
diams ve lasa nifoka???:°)
123. diamondra27 ( 12/02/2006 11:51)
dadabe: nampianarin'i mifenty de lasa tsy afaka intsony:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
124. dadabe ( 12/02/2006 13:45)
hummm diams sy i mifenty ??:-w:-w:-w:evil:
125. njhaak ( 14/02/2006 08:56)
Dia inona moa no azo ambara fa izao ihany no tiako ho lazaina,IO F.J.K.M IO mihintsy no misy tsy mazavazava maninona moa raha mba asina hoe :izay fiangonana manaraka ny fepetra dia heken'ny FFKM,fa izay tsy manaraka izany kosa dia arahimaso izay ataony ao ,izay fotsiny dia vita ny resaka ;dia mazotoa daholo e!ny Tompo anie homba antsika rehetra.
126. dadabe ( 17/02/2006 05:01)
humm izany a

fa izany hoe i diams aloha :-w:-w
127. diamondra27 ( 17/02/2006 22:51)
dadabe: inona no ma:-w:-w?

za 'zao tsy nahita an'i mifenty intsony fa sempotra be lery t@ le :@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@de tsy hay intsony ny niafarany

miverena fa malahelo 'za
128. dadabe ( 18/02/2006 06:20)
iza no miverina ??:-w:-w:-w mifenty ve :evil:
129. petakorona ( 23/02/2006 13:32)
130. dadabe ( 23/02/2006 14:07)
oujyy toa i petakorona injay no mamaly :^):^):-w:-w:evil:
131. Achia ( 23/02/2006 14:15)
Tafalatsaka ko ry diams le:(:( Fa aona lo le oe sect teo e mety mahavaly le fanakatonana eglise ngamba io Inona no atao hoe sect ary iza avy no sect
132. dadabe ( 24/02/2006 11:30)
hummm efa nisy resaka lava be mikasika an'io teo aloha , fa tsara raha anaovanao sizee vaovao angamba
133. diamondra27 ( 25/02/2006 11:20)
ary efa mikatona le izy de mbola misy mamoha ihany? Fa iza no nahita ny la klé
134. dadabe ( 26/02/2006 10:43)
zah no nahita ny lakile anao:wink:latsaka avy tao ampaosinao de novohako de niditra aho :wink:
135. marozevo ( 28/02/2006 00:42)
Za anefa tsy nahita lakile fa tafiditra soa aman-tsara koa.
136. diamondra27 ( 28/02/2006 19:44)
o ry achia a! efa nakatona le izy de mbola arosonjy resaka sekta njay :-D:-D:-D
ny blème 'zao de oe: ahoana no atao fa mbola eo ihany ry zalah, nahita laklé tampoka teny ampaosinay, lasa mpangaropaosy dadabe :-D:-D:-D:-D, sa latsaka taty ampaosiko le laklé?

marozevo: tsy nisy laklé fa tafiditra:-w:-w:-w
137. dadabe ( 01/03/2006 06:38)
hummmm !!!marozevo >????? @ fomba ahona less:-w:-w
138. marozevo ( 02/03/2006 16:04)
Soratako ny anarako sy ny modepasiko dia miditra aho koooo
139. diamondra27 ( 02/03/2006 16:50)
marozevo: apok 3:20 ve

humm mahery leisy ialahy a!=D=D=D=D
140. dadabe ( 03/03/2006 15:57)
humm marozevo sy diamondra :-w:-w:-w:-w :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2154