FERMETURE DES EGLISES

101. Mifenty ( 30/01/2006 11:31)
tsisy mahazo le izy ry diam's a.
102. marozevo ( 30/01/2006 23:36)
Mifenty:

inn le mampa dizina an'i marozevo eh ahahaha



Hazao ho'aho ity fa tsy azoko kooo.. Io indray mifenty...
103. Mifenty ( 31/01/2006 06:59)
lé inn le tena tsy azo n'i marozevo eh

le dizina v?
104. marozevo ( 31/01/2006 21:49)
Mifenty:

lé inn le tena tsy azo n'i marozevo eh

le dizina v?


Ie .. io mihitsy.
105. diamondra27 ( 01/02/2006 06:59)
dizaine sa tsy 'zay le izy ry mifenty
eo maba ampio moa 'za e!:wink:
106. Mifenty ( 01/02/2006 11:37)
dizaine aona ry diam's???

ary ary am msn ary misy oe sipan'i diam's zay ny pseudo any ah hihi

itako mou no tsy nandalondalo tsony enao kou:-D:-D:-D
107. marozevo ( 02/02/2006 01:36)
Dia mampifilafila ery manko ianao ry mifenty ah.. Mbola tsy hazavainao ihany ilay zavatra tsy azoko.
108. diamondra27 ( 02/02/2006 11:03)
mifenty: chuuuuut
109. Mifenty ( 02/02/2006 11:53)
ka miankina am le contexte anie le oe dizina e.

am ankapobeny dia domelina, mamo na tsy aiko ny andikana azy


oatra oe
midizina = manamoly, midaina

ny dizina izany dia domelina fa miankina am le contexte iany io. Fa tsy voatery hoe domelin'ny zava mahadomelina akory a. Efa niova miandalana tsinn le dikany. Oatra oe dizin'ny torimaso,
110. dadabe ( 03/02/2006 10:50)
fa inona no hifandraisan'ny midizina sy ny fermetures des eglises???:-w:-w misy manova size ato izany le :°)
111. diamondra27 ( 03/02/2006 14:44)
aleo akatona koa ty zany fa hanaraka an'i vahinala any dago za e! veloma doly fa sepotran le setroka za
112. marozevo ( 04/02/2006 00:47)
Alohan'ny hanakatonanareo an'ity dia misaotra an'i mifenty fa azoko ihany ny hevitr'ilay teny nony ela ny ela. izaho anie mora mahazo ihany rehefa azavaina ela ny zavatra e. Veloma
113. dadabe ( 04/02/2006 05:32)
mandrapihaona no fiteny razoky e
114. diamondra27 ( 05/02/2006 11:09)
'zay 'zany a!
sao de mbola misy olona te- hametraka hafatra farany fa akatona après week-end
115. dadabe ( 05/02/2006 15:34)
tsy akatona no fiteny ry cherie fa hoe FERMETURES DES EGLISES A
116. diamondra27 ( 05/02/2006 15:41)
:*:*:-$:-$:-@:-@:@:@:@:@:@:@:@
117. marozevo ( 06/02/2006 01:43)
Ka ny anay veloma no tianay eh... zany mandram-pihaona izany ho an'ny olona efa nihaona, ka manantena hihaona fanindroany. Isika moa angaha efa nihaona ?
Akatony amin'izany ry zoky... izany fermeture izany tsy teny gasy, sady any amin'ny pataloha no misy fermetira.
118. diamondra27 ( 06/02/2006 07:57)
de vita hatreto ity size 'ty zany an!

MIKATONA NY DINIKA. VELOMA DAHOLO.

DE MISAOTRA ANTSIKA REHETRA NANDRAY ANJARA.

De mahazo mifoka doly ze te hanao


119. diamondra27 ( 06/02/2006 07:57)
De :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo
120. diamondra27 ( 06/02/2006 07:58)
de ^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^doly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4894