FERMETURE DES EGLISES
42. adam
(
08/01/2006 13:10)
fermeture glissière io ry anona hidinao de misokatra ho azy:-D:-D:-D
mazava ho azy fa raha any berlin dia fiangonan'ifotsy hoditra manandràma miditra any de hohitanao ;;;;mpanavakavaka ireo :-w:-w:-w
mazava ho azy fa raha any berlin dia fiangonan'ifotsy hoditra manandràma miditra any de hohitanao ;;;;mpanavakavaka ireo :-w:-w:-w
45. marozevo
(
08/01/2006 23:06)
adam > Za nama efa nivavaka tany Berlin, tany Stuttgard sy tany Munich fa tsy voavakavaka izany ah ! Tena voaray sy voahaja be mihitsy. Fiangonana Katolika io nivavahako io.. ny hafa tsy haiko.
46. dadabe
(
09/01/2006 07:11)
=D=D humm ny an'ito rahalahiko ito mahita cote positif foana milay e=D
47. adam
(
09/01/2006 07:22)
marozevo>ny katolika anie fiangonan'ny vahiny koa e fa noforonin'i lotaera mihitsy idirana marozeavo an tsy tianao izany ireo olonaireo fa mihatsara ivelantsihy fotsiny
48. jentilisa
(
09/01/2006 08:01)
adam> tantara efa reko t@ andron'ny apartheid tao afrika atsimo io nolazainao io fa nisy nanova toerana!
49. adam
(
09/01/2006 11:19)
iay indray no sy haiko ;fa aza varimbariana fa diniho amin'ny antsipirihan ny n fihetsik'ireo mena sofina ireo dia ho fantrao tsy ho ela ny sistemany
50. Mifenty
(
09/01/2006 11:54)
de mba mamorona fiangonana ry adam fa aza variana mitsikera fotsiny ah.
sady mampiditra vola be noho ny rakitra anie ny fananganana fiangonana eh, enao rahateo mahazo izay irinao no mbola mandrebireby vaoka kely oe tenin'andremanitra tenin'andremanitra eh.
kay v tsy angano le izy kle.
za klou any am fotsy vody mena sofina ny mivavaka fa otrany za ndray aza no mbola omen-dry lerony dité sy gatô isaky ny mirava ny fivavaana kou .

52. diamondra27
(
09/01/2006 17:00)
mifenty: tantara momba ny Eden
indray mande hono de navelan'Andriamanitra hanao ze tiany hatao tao @ jardin d'eden i ADAM sy EVE, azony haninadoly na inona na inona afa-tsy zavatra vray ihany de le pomme eo afovoan'ilay zaridaina fa hazo ny fiainana io, ka raha mihinana ny fruit an'io hazo io Aam na i Eve de ho faty ......
Iza no hanohy le tantara?

53. adam
(
09/01/2006 19:55)
mifenty >fanjakan'ny lanitra no tadiavina e,fitiavana no antony ivavahana: sanatria tsy mitsikera fa milaza ny zava-misy aleo misoroka to izay mitsirara raha manao tazan-davitra ianao de tsy mahita na inn na inn fa midira mahitsiny lalindalinza e:lol::lol::lol:
54. Mifenty
(
10/01/2006 09:34)
>>adam
midira mahitsiny lalindalina aona kou.
zany iany ny fataon'ny sekta oe midira am lalindalina kokoa de refa tena ao d endoctriné ao d aona ndray.
>>diamondrafitoambroapolo
fangà mou paoma le hazo sa inn?, otrany zavokà ny fa afantarako azy kou hihi

56. Mifenty
(
10/01/2006 18:15)
Dadabe>miankina am zé amaritan lah azy iany io
fa ny heviny amiko klou de izay niala tamin'ny daholobe. Izay no ataoko oe sekta.
Oatra,
Ra tonga jesoa niteny oe avia manaraha ahy sns... izany hoe nitarika ny oul vitsivitsy hanaraka azy ary hiala tam daholobe
dia mpitarika sekta zany izy.

57. marozevo
(
11/01/2006 00:24)
adam:
marozevo>ny katolika anie fiangonan'ny vahiny koa e fa noforonin'i lotaera mihitsy idirana marozeavo an tsy tianao izany ireo olonaireo fa mihatsara ivelantsihy fotsiny
Tsy azoko ity fanontaniana ity. Iza no mihatsara ivelatsihy hoy ianao ? Ilay nandray ahy tany Allemagne ve ? tsia, tsy niatsara ivelatsihy izy ka !
58. marozevo
(
11/01/2006 00:28)
adam:
iay indray no sy haiko ;fa aza varimbariana fa diniho amin'ny antsipirihan ny n fihetsik'ireo mena sofina ireo dia ho fantrao tsy ho ela ny sistemany
Kay ny an'i Adam tsy resaka fivavahana no lazainy momba ilay tany Allemagne (Berlin) fa resaka tsy fitiavana mena sofina koa !! samy hafa mihitsy ilay ventin-dresaka raha izany.
Fa ny tena Kristianina na mainty toy ny Charbon, na mena toy ny voatabia, na fotsy toy ny lamba mihà.. sns.. dia tsy manova na inona na inona amin'ny NAHA IRAY AZY izany.