Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?

101. cutie ( 04/12/2005 05:11)
jennifer feno , mandehana anie e :-)
102. sonwin ( 04/12/2005 18:27)
tongava fa milay be
103. cutie ( 04/12/2005 21:15)
ohtran'ny efa tany ery :roll:
104. Herimiafina ( 04/12/2005 21:57)
Misy ho any New-York ve fa toa otsan'ny masaka njay izy izany? hehehehe:-D:-D:-D:-D
105. sonwin ( 04/12/2005 22:08)
betsaka ny ho any NY fa aza misalasala ze ho avy e
cutie> efa tany ka:):^)
106. jennifer2 ( 04/12/2005 23:52)
za reto aty Nebraska ihany a! aty anie reto milay be e!
107. Herimiafina ( 04/12/2005 23:53)
Ianao lavitra be knou, raha makany dia mila milafika elaela fa manjary tsy rantable ny saran,ny voyage klé, sa alaina any enao? hehehehe:-D:-D:-D:-D
108. jennifer2 ( 04/12/2005 23:55)
za anie efa niteny hoe malalaka be ny kianja aty e!
109. Herimiafina ( 04/12/2005 23:56)
Ao ary re e, ho any ary zah e, de tsika sy enao rery sa hitondra namana zah sao de lasa tanjiro any zah klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
110. jennifer2 ( 04/12/2005 23:59)
asaivo mitondra namana hafa izy de tsy mitan-jiro e!
111. Herimiafina ( 05/12/2005 00:00)
Aleo rangahy atao revy seul seul de tsika sy ndroky irery an, manjary tery tsika ao anaty tente, hehehehe:-D:-D:-D:-D
112. jennifer2 ( 05/12/2005 00:07)
amelarana tente iray ry zareo.
113. Herimiafina ( 05/12/2005 00:08)
De ao ambanin'ny tente-tsika asiana jambon de asiana saosisy de asiana mofo sy filet de saumon, hehehe:-D:-D
114. jennifer2 ( 05/12/2005 00:09)
Mmmmmm, am-bavako anie zany!:miam::miam::miam::miam:
115. Herimiafina ( 05/12/2005 00:13)
De zah miantoka mayonezy de njy miantoka mofo, le pain de campagne ireny entina, na le pain indien peau rouge ireny sady any aminareo tananana peau rouge mahintsiny raha tsy diso zah, hehehe:-D:-D:-D:-D
116. jennifer2 ( 05/12/2005 00:14)
any Arizona no tena tananan'ny peaux rouga ka. fa hitady aho, ny tsena aty misy hisafidianana tsara.
117. Herimiafina ( 05/12/2005 00:19)
Nebraska izany aza teny peau rouge knou, feno bedabe any fa tsy fantatra anie satria efa mifangaro be e, somary mangamanga izay ny masony raha te hahita ndry fa mitovy amin'ny fotsy hoditra ihany ry zareo ana, injainjay manao collier hoditra na bracelet hoditra sisa no hahafantarana azy.

Dakota koa mbola teny amer-Indien, de Nevada anarana tribu.

Manamboatra mofo favy be ry zareo, misy grains de chanvre, favy an, mampatanjaka be, hehehehe:-D:-D:-D:-D
118. jennifer2 ( 05/12/2005 00:24)
mampatanjaka tsara ve? afaka miady aminao tsara aho @ zay. za mantsy malemilemy zay ihany. atosika de mikodia.
119. Herimiafina ( 05/12/2005 00:25)
Ie, sady zah tsy tia raha tsy le sipa mamely totondry sy mandaka ireny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
120. jennifer2 ( 05/12/2005 00:29)
Eny ary, sady za mbo nianatsa karate kely ihany. mifanaraka tsara zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.454