Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
141. Herimiafina
(
05/12/2005 20:34)
Ao ary akia ry Veloo keliko fa aza pitrapitra otsan'io tsony fa mampanaelo be e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
143. Veloo
(
05/12/2005 20:38)
:-D:-D:-D njy ty ra hery tena tsssssssss:roll::roll::roll: za nga mipitrapitra? :b
144. Herimiafina
(
05/12/2005 20:43)
Jereo zany izy klé, le olona mba manambitamby de memezana fotsiny klé, fa inona no nohaninao anjoany e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
146. Herimiafina
(
05/12/2005 20:50)
Manao exces vitamine C sy vitamine A zany klé, mihena ny vitamine D refa be loatra ny vitamine C de mihena manarak'izay ny calcium, hitako njy no lasa fo vato be klé, tsy mba misy fiantrana an'ity herimiafina mampanaelo ty mahintsiny fa vao mahazo rirany kely de mipalaka, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
148. Herimiafina
(
05/12/2005 21:02)
:-* Ao ary e,
Aiza injy no hanao reveillon st Sylv ry Veloo?:-D:-D
Aiza injy no hanao reveillon st Sylv ry Veloo?:-D:-D
150. jennifer2
(
05/12/2005 22:54)
Veloo, cutie: aza ampijalianareo herimiafina an! ataoko !!!:evil:
De miteny ahy zay.
Avia aty herimiafina rehefa tsy tambatambazany a!
De miteny ahy zay.
Avia aty herimiafina rehefa tsy tambatambazany a!
155. jennifer2
(
07/12/2005 00:08)
Hita akia fa dedaka ery herimiafina rehefa mba somary arovana kely.
156. Herimiafina
(
07/12/2005 19:06)
Ka maninona kia ry jenny? mBa mariky ny fifaliako io kah, mba falifaly be zah fa misy miaro de midedaka mba hahakivy an'i Veloo mamely anah io foana, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
158. Herimiafina
(
07/12/2005 20:20)
Amin'ny ankapobeny dia misy fety daholo izany izay tanàna misy malagasy rehetra. Ka anao ny safidy. hehehehe:-D:-D:-D:-D
160. LazaRandri
(
08/12/2005 02:46)
Herimiafina> refa "mamely an'lah" foana letsy izy atsipazo any am zandrin'lisany a! Mino za fa tonga d hiazakazaka b mitsiny ra-Ben Johnson kle. hahaha!