Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?

181. cutie ( 10/12/2005 04:33)
lol
182. Herimiafina ( 10/12/2005 04:34)
Fa le algues kou favy an, tonga de boeing mahintsiny raherimiafina refa avy mamely algue klé, hehehehe:-D:-D
183. cutie ( 10/12/2005 04:37)
zay de mamorona fotsiny :-D
184. Herimiafina ( 10/12/2005 04:39)
Ie, zavatsa mba tiko kou io mamorona io klé, zah mantsy zao vao avy namorona ny tsy fahavitana devoara any ampianarana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
185. cutie ( 10/12/2005 04:45)
de hihinana algues zany nareo @ reveillon a lol
186. Herimiafina ( 10/12/2005 04:48)
Zah akia mbola tena tsy haiko ze aleha klé, misalasala be zah klé. Zah nefa tsy te hadino rery eto fa mba te hanao bisous refa mipaika ny amin'ny 00:00 klé, hehehheehe:-D:-D:-D:-D:-D
187. cutie ( 10/12/2005 04:54)
hay tokoa moa misy an'io , saika adinoko :-D
188. Herimiafina ( 10/12/2005 04:57)
Fahoriana be njay zao vao mitsaika any ampianarana refa manomboka ny taona fa tamy daholo ny sipa haka ny écolage-na bisous-ny klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Aleoko ihany zah no mangataka kalongany klé.
189. cutie ( 10/12/2005 05:01)
entre pas, tapaka ngany rvg zany ??
190. Herimiafina ( 10/12/2005 05:03)
Ie, tapaka fa unavailable daholo le url roa de le iray sisa no anjasako ato, ataovy real audio fa iny toa mety foana klé.
191. cutie ( 10/12/2005 05:05)
tsy mety
192. Herimiafina ( 10/12/2005 05:08)
Mikatso njay zany klé. Entre-pas, aiza ihany njy no andeha reveillon sao de hitako mantsy?:wink:
193. cutie ( 10/12/2005 05:10)
cleveland e lol
194. Herimiafina ( 10/12/2005 05:16)
Hay de bon reveillon zany de ataovy bisous an'heritreritra zah. hehehe:-D:-D
195. hesham ( 11/12/2005 00:45)
antso2005 any @ africain misy ravitoto casava leves anontanio fa za any mividy fa tena otran`ny ravitoto any @ tanana mintsy sady nasiko coco sy smoked turkey koa hhuuummm .
196. Herimiafina ( 11/12/2005 00:54)
Hummmmmm, mahay mampirevy kay njy ty an, hehehe:-D:-D
197. hesham ( 11/12/2005 01:46)
nga tsy io ihany le nahatamana anila tamiko e sady ampireveko ambony no ampireveko ambany de tamana tsy hay akifika tsony :-D:-D:-D:-D
198. Herimiafina ( 11/12/2005 01:57)
Smoked turkey, hehehehe, maneno sahady ny vavoniko klé, hehehe:-D:-D
199. sonwin ( 11/12/2005 16:55)
200. Veloo ( 11/12/2005 22:37)
8)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5153