Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
163. Herimiafina
(
09/12/2005 14:58)
LazaRandri:
Herimiafina> refa "mamely an'lah" foana letsy izy atsipazo any am zandrin'lisany a! Mino za fa tonga d hiazakazaka b mitsiny ra-Ben Johnson kle. hahaha!
Iza njay ty Ben Johnson ry Laza?
165. Herimiafina
(
09/12/2005 19:56)
jennifer2:
za njay tsy maintsy mamely kely ka haninona?
DE asio sira tsara zah de asio poavra, amizay matsiro kokoa klé, hehehe:-D:-D
166. fijo
(
09/12/2005 20:34)
za zao ato efa manana sambos 120 sy nem 150,dia bek's gasy sy limonady gasy 12 avy hanaovana fety.ny olana?za seul.;;....
168. Herimiafina
(
09/12/2005 21:43)
Ary maninona raha mifamadika kely tsika sy fijo klé, zah otsan'ny tiatia mirevy seul zay klé, hehehe:-D:-D
169. antso2005
(
10/12/2005 03:31)
Aiza no misy mivarotra ravitoto aty?Ny lelen'omby aho nahita ihany fa ny ravitoto toa tsisy....
171. Herimiafina
(
10/12/2005 03:37)
Otsan'ny favy zany ravitoto zany klé. miam miam, hehehehe:-D:-D:-D:-D
172. antso2005
(
10/12/2005 03:46)
Na ny sinoa na Afrikanina toa tsisy mihinana ravitoto koa. Fa ilay chinese market aloha dia ahitana zavatra hafahafa e. Isika mihinana tongotr'omby fa ny azy misy hoe atodim-bitsika...
173. cutie
(
10/12/2005 03:48)
antso hihihihihi, misy any e , jereo na tsy mihinana aza ry zareo de mivarotra foana.
174. Herimiafina
(
10/12/2005 03:50)
Any amin'ny sinoa ny fividianana ravimbomanga sy anamamy ary tsonjo, ary any amin'ny afrikana ny ravi-toto sns.
176. antso2005
(
10/12/2005 04:13)
cutie:
za mbola tsy nahita ravimbomanga tany zany .
Ny anandrano mangidy be, ny anatsonga tsy misy, ny anamamy lazain'ny aty fa pozina...raharaha ity tsisy anana ity, lol
178. Herimiafina
(
10/12/2005 04:16)
Feno karazana anana be any de tsy hay intsony klé, ny salade laitue mitovy amin'ny anatsonga.
180. Herimiafina
(
10/12/2005 04:22)
Ie, farany le tambavy izay no lasa afangaro amin'ny henakisoa,any amin,ny sinoa mantsy mifangaro eo daholo na anana na plantes medicinales klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D