Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?

221. Herimiafina ( 14/12/2005 02:48)
Veloo:

heri a.... veloo malala angaha :-D:-D:-D:roll:

Ao ary fa ovako hoe "Veloo mon amour chérie" aza raha izay no tinao e, hehehehehe:-D:-D
Enga anie mba tsy ho ato aloha i dadabe klé.
222. hesham ( 14/12/2005 03:17)
ary raha za njai no ato de aona :-D:-D:-D:-D
223. Herimiafina ( 14/12/2005 03:20)
Ianao mahintsiny no nanjasako, nanao fanahy iniana mahintsiny zah mba ho tsatsa de jereko ze hataonao, hitako eto raha mbola tia anah na tsia? hehehe:-D:-D
224. hesham ( 14/12/2005 03:49)
nahatsiro delaisser nga lah cheri no mila porofo na mbola tiako na tsia (l)(l)nisy bandy saika nahatraiky ahy zay mnatsy tatsy ambadika fa soa ihany za nitsidika tato fa saika lasany tany za ,kai tsika samy nitsapa hoe mbola tia ahy ve lery
225. Herimiafina ( 14/12/2005 04:02)
An3, raha misy bandy mahataraiky anao any de ndana mahintsiny klou hanarano fo kely any fa sao de mampalahelo, fa zah mantsy tsy tia sipa raha tsy mampirafy ahy kely klou izy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
226. jennifer2 ( 16/12/2005 04:15)
Herimiafina! tsy mahatanty an'zany raha izaho an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2116