Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
82. Herimiafina
(
03/12/2005 02:09)
Zah kou aza mba gaga knou, zah konkou zao mianjy azy, tsisy olona mahintsiny ankoatratsika reo anie refa alina otsan'izao aty amintsika e, hehehehe:-D:-D
84. Herimiafina
(
03/12/2005 02:27)
Efa ho avy angamaba izy izay kah, aiza izy izay (Mireille sy Tselonina) hehehehe:-D:-D:-D:-D
86. cutie
(
04/12/2005 00:50)
: antso2005 [ Valio ] 03-12-2005 06:01:04
Lohateny : Re : Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
Ary lasa aiza i Cutie ry Herimiafina?
Antso ty za fa ahona??:-)
87. Herimiafina
(
04/12/2005 01:55)
Io ra-cutie klé, banzoro njy, :-* , vaovao? Aiza ihany njy no hanao reveillon ry cutie? hehehe:-D:-D
88. jennifer2
(
04/12/2005 02:04)
cutie a! andao aty aminay fa za irery. (aty USA fa tsy ao Tana an)
89. Herimiafina
(
04/12/2005 02:09)
Zah kou ve mazo makany ry zareo raha izany? hehehehhehe:-D:-D:-D:-D
91. Herimiafina
(
04/12/2005 02:26)
Fa inn no lalaovina ao amin'izany kianja hafahafa izany klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
92. jennifer2
(
04/12/2005 02:39)
milalao la neige ka. sady efa nirotsaka be zao taty aminay t@ ty herinandro ity.
93. Herimiafina
(
04/12/2005 02:50)
De inn ary no ataontsika eo ambony laneige e? Patin sa ski?, mety favy ny reveillon manao ski an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
94. jennifer2
(
04/12/2005 03:27)
rehefa tonga aty enao de hitatsika eo zay atao. na hanao ski na hanao patin na hanao anjely na nanao snowmam na ....
95. cutie
(
04/12/2005 04:40)
: Herimiafina [ Valio ] 04-12-2005 05:55:50
Lohateny : Re : Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
Io ra-cutie klé, banzoro njy, , vaovao? Aiza ihany njy no hanao reveillon ry cutie? hehehe
toronto :-)
97. cutie
(
04/12/2005 04:48)
Mpandefa : jennifer2 [ Valio ] 04-12-2005 08:46:47
Lohateny : Re : Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
cutie a! avia akia aty a1
efa toronto akia , sa hiaraka ho nay tsika sy njy ??