Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
62. cutie
(
23/11/2005 03:21)
Veloo [ Valio ] 23-11-2005 01:49:19
Lohateny : Re : Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
zany vala zany ve ry reto tsy ho an'ny omby e?
i hery no nilaza we vala hono :-D
65. Herimiafina
(
23/11/2005 04:10)
Ka any no mety ho atao njay hono le reveillon knou, any am-Paris.
67. Herimiafina
(
23/11/2005 04:16)
Na, ny an'i herimiafina efa itsy voasoratra etsy ambony itsy ny programa, manorata manokana aty amiko ze interessé, hehehe:-D:-D
68. fameusecousine
(
24/11/2005 01:03)
nga ianao ry herimiafina tsy hiaraka amiko @ fin d annee=((=((=((=((=((
69. Herimiafina
(
24/11/2005 02:56)
Ngah i fameusecousine tsy ho any Toronto njay? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
71. Herimiafina
(
24/11/2005 05:59)
Ngah ho any amlé fety, hiaraka aminah ao anaty tanty, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
72. Herimiafina
(
25/11/2005 19:03)
Changement de programma, Ottawa tampoka njay klé, any njay no filamatra zao, misy bajô tiko jerena any, hehehehe:-D:-D:-D:-D
74. Herimiafina
(
25/11/2005 20:12)
Ngah moa i toi tsy any Ottawa njay no mipetsaka klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
75. jennifer2
(
03/12/2005 00:36)
Ary herimiafina zany mora miova hevitra an.
Aty aminay ry Hey milay be hono ny revellon a! tongava aty fa any aminao mamanala be tsy ahitana fy. sady hanamboarako sakafo matsiro be enao.
Aty aminay ry Hey milay be hono ny revellon a! tongava aty fa any aminao mamanala be tsy ahitana fy. sady hanamboarako sakafo matsiro be enao.
76. Herimiafina
(
03/12/2005 00:38)
Tena marina ve zany ry jennifer2, zah mantsy matory refa reveillon raha tsisy sakafo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
77. jennifer2
(
03/12/2005 01:14)
inona avy no tianao fa hataotsika matsiro ny sakafo.
Omeo recette.
Omeo recette.
78. Herimiafina
(
03/12/2005 01:27)
Asiana cochon de lait kely de salade de museau, de salady russe de gateau à la crème de salade de fruit konkou, hummmm, miam miam, de iarahana manamboatra an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
80. Herimiafina
(
03/12/2005 01:49)
De saika adinoko, Molson Dry, Molson Ex, Corona Extra, Blue Dry, Milhwakee, Stella Artois, 1664, kaopy ianao sa tsia? hehehehe:-D:-D:-D:-D