Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
41. Herimiafina
(
22/11/2005 05:32)
Ngah misy invitaka zany fa tonga soa jiaby ze te hoa avy, misy vidimpidirana somary tena mirary fotsiny, zara aza misy kill kou. hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. Herimiafina
(
22/11/2005 05:40)
Tsy mila an'izany kah, sady mahazo mitondra namana hanafanaina ny lanonana, zah zao mety hanjay anjara haka micro kely hihira.:-D:-D
45. Herimiafina
(
22/11/2005 05:47)
Retour en zone tampoka njay zany. hehe:-D:-D
De aty Québec kou misy fety milay amin'io an, fetin'ny association.
De aty Québec kou misy fety milay amin'io an, fetin'ny association.
47. Herimiafina
(
22/11/2005 05:54)
Ary any aminareo any ngah tsy misy reveillon ry cutie, gasy an? hehehehe:-D:-D:-D:-D
49. Herimiafina
(
22/11/2005 06:02)
De enao sy Antso no miaraka akah, de mano fety vinaninany ao de okay, hehehehe:-D:-D
51. Herimiafina
(
22/11/2005 06:14)
Ao New york kalongany no tena sur zah hoe misy fety favy be kou e.:-D
60. Herimiafina
(
22/11/2005 22:03)
Kou no mbola niditra ao kou i Veloo. Ato ambala anie enao izao e, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D