Fanambarana
83. sasa
(
09/11/2005 05:56)
rehefa vita i dadabe sy veloo d mangataka an'i papa sonwin sy ny sekretera mamzelkely hatao mariazy virtoaly izahay, hi hi hi hi somary efa vita mariazy vrtoaly ihany moa ity papa sonwin ity taloha, saingy afaka manao finindroany izy satria tia an'i sekretera :-D:-D:-D
84. ari.malala
(
09/11/2005 06:39)
sasa, ka le mpanambady aza mifaninana manjavona ko:-D hita kely le lhl d manjavona le vhv d refa hita le vhv d manjavona le lhl...:-D:-D:-D:-D
86. mamzelkely
(
09/11/2005 07:22)
le ty e.... veloo kosa ranga tena tsssss ny akanjonay ato efa vita milay be de izy ve ranga ts tapa-kevitra tam ora farany...:-D:-D
87. ari.malala
(
09/11/2005 08:57)
tsy ny anjy rery anie ry mamzelkely e... za v ky efa ni annuler rv rht mints fa we hanatrika mariazy sady efa nanasa kibo d tsy tapakvt njay veloo...
88. estine
(
09/11/2005 08:59)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
hatsikana=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
hatsikana=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
92. mamzelkely
(
09/11/2005 11:58)
fa zany eo ihany fa za mbola malahelo we tena ts misy ve le fety e....:( :-D:-D
93. dadabe
(
09/11/2005 12:27)
zah kounkou ndao tsika 2 hitomany koou e:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
94. mamzelkely
(
09/11/2005 12:45)
sô de tokony tedavinao kosa alo izy rydadabe a...:-w zay enao vô mitomany..:-D:-D
96. sasa
(
09/11/2005 13:37)
wajay mbola tsy atao foana ve le mariazy klé, nefa ny akanjoko efa voapasoka tsara ao ambadika ao, kiiiii tena mampanaelo mintsy izy izany klé, dadabe aleo fa ampiako elah hitady an'azy!
fa izao otran'ny niarananjavona wa le papa sy Veloo sao d mbo niaraka nitsoaka kosa nanao adieu celibat klé,
mmmmmhhhh misy tsy mazava mintsy an:-w:-w:-w:-w:-w
fa izao otran'ny niarananjavona wa le papa sy Veloo sao d mbo niaraka nitsoaka kosa nanao adieu celibat klé,
mmmmmhhhh misy tsy mazava mintsy an:-w:-w:-w:-w:-w
97. Dezy
(
09/11/2005 13:57)
ka i Veloo nanao adieu celibat de katry be ,atramin'izao mbola malemilemy ao kou mahareta ra sonwin a hihihihi kay diso za fa sonwin sy Veloo no hitako tao @ hotel de france kay moa dadabe sy veloo no atao rahara klé:-$:-$
100. sonwin
(
09/11/2005 21:01)
Tsy za kosa zany radezibekaraoty a:-D,za aza raikitra nanao asa masina virtoaly kle:°)
euh..ka satria tsy hita mihitsy ramatoa Veloo ka mandram-pahatongany, iza ny manaraka ry mpitan-tsoratra? sy ry mpanotrona virtoaly?:-w
Ovay ry bedada refa ela fitery ronono a:°)
euh..ka satria tsy hita mihitsy ramatoa Veloo ka mandram-pahatongany, iza ny manaraka ry mpitan-tsoratra? sy ry mpanotrona virtoaly?:-w
Ovay ry bedada refa ela fitery ronono a:°)
