Fanambarana

181. sasa ( 21/11/2005 05:41)
hi hi hi hi hi ary tena kiss party izany ato izany klé, aleo aloha za hiala kely, azafady raha nanelingelina an:-D:-D:-D:-D
182. mamzelkely ( 21/11/2005 12:38)
oupssssss hy ve misy an zao ato e azfd marina :-D:-D
183. ari.malala ( 21/11/2005 12:47)
voatonona ny an aran'ny tenanay d nandalo hay kay nisy anzao tato... miala tsiny e
184. mamzelkely ( 22/11/2005 12:58)
mbola ts vita fôna kay azfd a:-D:-D
185. sasa ( 22/11/2005 14:13)
tena efa indray andro maninjitra tsy vita foana ny ato klé, ny laboziako nefa efa lany, ny an'i ari, sy zelkely angaha mbola misy?:-D:-D:-D:-D:-D
186. dadabe ( 22/11/2005 16:36)
mamz...arim...sasa..:-$:-$ juste mihaino fotsiny nareo e,tsy ataonay mafy sao marary eo rafotsy :D:@
187. Veloo ( 22/11/2005 21:37)
:-D:-D:-D
188. sasa ( 23/11/2005 04:48)
dadabe elah lety mampmé an! marina e, ka na ataon'lah mafy aza io tsy henonay fa zay varina mihaino hira kou:-D:-D:-D:-Do^oo^oo^oo^o
189. ari.malala ( 23/11/2005 05:59)
:-D:-D:-D:-Daleo alo hitokelaka fts fa ts miditra @ aferan'ol kle:-D:-D:-D ts nanankevitra hitana labozia kosa ah ry sasa ko... enao no asa...:-D:-D:-D
190. sasa ( 23/11/2005 11:34)
ari. ka mody atao an'izany kou:-D:-D:-D
191. mamzelkely ( 23/11/2005 12:10)
ny ana zao efa paquet 1 no lany knouuuuu ataovy mafimafy le mozika sasa fa ôtrany mbola maheno fôna za a o^o:-D:-D
192. sonwin ( 23/11/2005 13:52)
revy manja vazo milay :)
193. dadabe ( 24/11/2005 06:07)
zah aza efa manao silencieux kou mbola heno ihany hono :-w:-w
194. sasa ( 24/11/2005 08:02)
dadabe ka efa hoe tsy maheno wa izahay kou;
efa io tonga io i Papa sonwin fa ataovy amzay ny mariazin'izy tsy sekretera e:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0569