Fanambarana

1. dadabe ( 05/11/2005 05:49)
Hilazana isika vahoaka virtoaly rehetra eto @ tontolon'ny planeta serasera fa hisy ny MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY hatao atsy ho atsy,
koa ianao izay tsy mbola manana partinera dia misorata anarana mialoha ,ary raha misy vahoka virtoaly tianao atolotra na omenao namana virtoaly dia omeo aloha ny pronostika sao lasan'ny sasany ny tokony ho anjaranao.

izao fanambarana izao dia natao teo anatrehan'ny Papa Sonwin-II sy ny filoha amboninahitry ny hatsikana sy lalao =veloo ary ny sekretera virtoaly 2 dia i mamzelkely sy arimalala.

natao sonia androany 05 novambra 2005 t@ 07 ora maraina :@
novalian'i sasa ny 24/11/2005 08:02
2. cutie ( 05/11/2005 06:02)
dadabe a tapaka ny tsinaiko =))=))=))=))
3. Herimiafina ( 05/11/2005 06:58)
Tairo fa zah hanao Mopera hanamasina azy, hehehehehe=))=))=))=))
4. Fanja1 ( 05/11/2005 08:56)
hahahahahahahah!!!!!
5. jentilisa ( 05/11/2005 09:17)
Miara-mizotra isika ho any e!
Jerosalema vaovao...
6. fasaly ( 05/11/2005 11:38)
zà hanao fille d'honeure ny mpanambady virotoaly le mpanimpy fotsimbary reny zany de le mitondra voninkazo kou! ny an'i dadabe zao no efa fotoanany kou! sa lasa aiza bebe????
7. diamondra27 ( 05/11/2005 13:13)
za hitendry ny zavamaneno de tongava maro ooooooo
8. xxx ( 05/11/2005 14:29)
za zany hanao pihira eeeeee
dia aiza hono no hanaovana azy ao atokotanin'iza??????????
9. dadabe ( 05/11/2005 17:30)
hummm de efa manaova repetition fa hangotraka ity,aleo @ talata any ho any no fotoana :@:@:@
10. diamondra27 ( 05/11/2005 17:50)
ny tena zava dehibe adino, ze te hilatsaka candidat , iza no hanao sakafo, sa traiteur?

tena misy site serieux ange manao ity mariage virtuel ity fa tsy vazivazy e!
11. diamondra27 ( 05/11/2005 17:54)
ity ny site le mariage
www.lemariagevirtuel.com

de tena misy certificat tokoa io
12. maditra ( 05/11/2005 17:55)
Aleo zah andihy raha izany e, mba au moins zah mi-participer. lol:-D
13. diamondra27 ( 05/11/2005 17:58)
de rehefa tsy tianao intsony le vadinao na tsy mifanaraka intsony nareo na mampirafy izy na etc... de afaka misaraka virtuel nareo.

Io site io ihany no manao divorce anareo
14. dadabe ( 06/11/2005 13:29)
diamondra=D=D:@
15. Veloo ( 07/11/2005 00:46)
an? inn ary ty?
16. sasa ( 07/11/2005 05:39)
=D=D=Dhi hi hi hi hi hi za aloha tsy hitady partenaire klé, aleo za vahoaka virtoaly na temoin he he he he he. elah sy Veloo ry dadabe no atao mariage virtoaly voalohany eo, d avy eo i frera sonwin sy mamzelkely milay an=D=D=D=D=))=))
17. mamzelkely ( 07/11/2005 07:14)
:-D marina zany za anie sekretera fotsiny e... za ts mbola atao alo ka..:-D:-D:-D
aleo alo lasa n ana ddb sy veloo:-D
18. fasaly ( 07/11/2005 07:56)
sasa:
f'ita wa! dadabe mintsy aloha no hatao voalohany de manotrona ny namana sersera rehetra ato....
fa raha hanao divorce de izaho ihany ny avocate avy eo....
19. mamzelkely ( 07/11/2005 08:01)
za alo de mi-temogner fotsiny e...:-D
20. sasa ( 07/11/2005 08:19)
way misy namana tokony hatao fa andraso aloha vita ny an'i dadabe sy veloo izay vao teneniko :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556