Fanambarana

41. Veloo ( 07/11/2005 20:07)
:-D:-D:-D
42. sonwin ( 07/11/2005 20:07)
tara amin'ilay sekretera za ka:-D
Ary valio haingana e, aiza ary ralehilahy
:-w
43. Veloo ( 07/11/2005 20:08)
sonwin a raha tara ko lery dia veloma atreo ko an :-D:-D:-D
44. Ragadona ( 07/11/2005 20:17)
Za mampanofa trano fandihizana sy fisakafoanana ary efi trano fanaovana volan tantely, d za ko mila tovovavy iray tsara sitra po hanampy ahy am fikarakarana an ireo zavatra ireo
45. Veloo ( 07/11/2005 20:27)
mety ho fasaly afaka hanampy anao ry ragadona, tandremo soa migadogadona ao an :-D:-D:-D:-D
46. Ragadona ( 07/11/2005 20:31)
Mba asaivo miomana ary izy e
47. Veloo ( 07/11/2005 20:34)
raha ho avy eto ko iny :-D:-D:-D
48. Ragadona ( 07/11/2005 20:37)
D ra tsy avy d ahoana ?
49. sonwin ( 07/11/2005 21:00)
higadona tsy ho ela io izy ka:)mbola miomana hono
50. Ragadona ( 07/11/2005 21:07)
niasa mafy angamba izy ka matory be fa efa mba nigandongadona ihany aho fa eee.bonne nuit hoe
51. Veloo ( 07/11/2005 21:15)
:-D:-D:-D
52. cutie ( 07/11/2005 21:22)
hummmmmmmmmmmmmmm
toa mahita ny ps-ko ato za :-D
za anie efa vita e :-D
sa afaka manao fanindroany koa :-D
53. Veloo ( 07/11/2005 21:25)
na fanin-telo ary retsy mety fona a :-D:-D:-D:-D
54. Veloo ( 07/11/2005 21:26)
na fanin-telo ary retsy mety fona a :-D:-D:-D:-D amboary aingana ny anareo :-D:-D:-D:-D
55. cutie ( 07/11/2005 21:27)
veloo :-D
56. Veloo ( 07/11/2005 21:27)
lozan'ny mime indray re ry lanitro :-D:-D:-D:-D
57. cutie ( 07/11/2005 21:30)
veloo, iza no hidikizo eo :-D
58. Veloo ( 07/11/2005 21:31)
aiza kosa no atao oe hidikizo eeeeeeee:-D:-D:-D
59. cutie ( 07/11/2005 21:32)
veloo bedin'ny papa ray masina anie e :-D
60. Ragadona ( 07/11/2005 21:37)
ny papa ray masina anie mihidy ao vatican ka tsy mahita anao e, tsy avelan ny gardes suisses hivoaka izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4526