Fanambarana
22. dadabe
(
07/11/2005 09:02)
lister vo daholo hoee ny lhl rehetra dia lister-vo koa ny vhv rehetra ry sekretera :-w:-w huuummm hisy raha eto androany kle :@:@
23. sasa
(
07/11/2005 09:21)
izany hono ry sekretera listeo hono e, miandry koa izahay kou, fa hisy raharaha marina eto androany aloha e.
24. mamzelkely
(
07/11/2005 09:23)
ka mbola tsisy nanoratra anarana ka... fa mila manoratra alo ka.. fa ny fatatro am lhl alo de :
dadabe
sasa
de iza ko:roll:
mila misoratra anarana aty o...:-D:-D
dadabe
sasa
de iza ko:roll:
mila misoratra anarana aty o...:-D:-D
25. dadabe
(
07/11/2005 09:29)
de i sonwin:-w fa izy papa afaka manambady ,naritsimba herimiafina watafon maditra jentilisa ......
ny sipa :veloo ( (l) ) zelikely arimalala diamondra fasaly fanja cutie ......
ao dia mba soraty ao aloha sekretera a,@ faran'ny volana ny karaman'i toi :@
ny sipa :veloo ( (l) ) zelikely arimalala diamondra fasaly fanja cutie ......
ao dia mba soraty ao aloha sekretera a,@ faran'ny volana ny karaman'i toi :@
26. mamzelkely
(
07/11/2005 09:40)
kay hay ve efa bdb le izy e... kalou sefo zany fa horaisina antsoratra izany..:
lhl: sonwin, naritsimba, herimiafina, watafon, maditra, jentilisa ...
vhv: veloo, zelikely, ari.malala diamondra fasaly fanja cutie
de iza no miaraka amin'iza sefo..:-D:-D
lhl: sonwin, naritsimba, herimiafina, watafon, maditra, jentilisa ...
vhv: veloo, zelikely, ari.malala diamondra fasaly fanja cutie
de iza no miaraka amin'iza sefo..:-D:-D
27. diamondra27
(
07/11/2005 10:14)
dadabe: za(diamondra) hoa hanao mpitendry zavamaneno fa tsy miditra @ mariazy za e sao lasa mampirafy indray ka tsy mety
28. ari.malala
(
07/11/2005 10:22)
mamzelkely, za tsy anisan'le atao ka! njy tô voateny ao ra tsy diso za...
29. diamondra27
(
07/11/2005 12:20)
mamzelkely: za koa tsy anisany fa mpitendry zavamaneno fotsiny fa alefaso ny listra ny hira tianareo atao @ mariazy sy ny lanonana
30. mamzelkely
(
07/11/2005 12:34)
loza ty fa miala andaharana dôly reto vhv reto klé... :roll: de aôna zany... :-D:-D
31. ari.malala
(
07/11/2005 13:11)
an an an tsy miala andaharana ah fa tena tsy ao anatiny za ka, za ko aza tsy nandray anarana izany akory ko.. za mpitazana aky a :)
32. mamzelkely
(
07/11/2005 13:27)
njy aza sekeretera miaraka amiko fa aza miala adidy eo njy a..:-D:-D
33. sasa
(
07/11/2005 13:48)
kiiiiiiiii ari.malala njy aza sekretera kou
dadabe mbola misy adinon'lah le izy
lhl : notron, dezy :-D:-D:-D
vhv : tafita
dadabe mbola misy adinon'lah le izy
lhl : notron, dezy :-D:-D:-D
vhv : tafita
34. mamzelkely
(
07/11/2005 14:43)
de apidirina anaty liste ko ve reo...:roll: bdb izy zany a..nefa le papa hanao le mariazy aza ts hita akory..:-D
36. sonwin
(
07/11/2005 19:54)
hay ve raikitra ito e:-D,ary tsy atao miara-mizotra angamba izy ty fa asesy araka izay vonona, refa nijery lisitra aho dia miantso.
Koa satria efa vonona ny mpitendry sy ny mpanotrona. dia:
Dadabe, vonona ve ianao handray an'i Veloo ho vady virtoalinao?
Veloo, vonona koa ve ianao handray an'i Dadabe ho vady virtoalinao?
Miandry:-w
Koa satria efa vonona ny mpitendry sy ny mpanotrona. dia:
Dadabe, vonona ve ianao handray an'i Veloo ho vady virtoalinao?
Veloo, vonona koa ve ianao handray an'i Dadabe ho vady virtoalinao?
Miandry:-w
37. Herimiafina
(
07/11/2005 19:58)
Tara amlé mpanambady le mopera de mitady hiova hevitra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
38. Veloo
(
07/11/2005 20:00)
:-D:-D:-D:-D
za tsy hamaly raha tsy mamaly dadabe ka :-D:-D:-D:-D
ka ny mopera ary tara knou :-D:-D:-D:-D
za tsy hamaly raha tsy mamaly dadabe ka :-D:-D:-D:-D
ka ny mopera ary tara knou :-D:-D:-D:-D
