Fanambarana

101. cutie ( 09/11/2005 21:02)
manana cold feet veloo de nandositra :-D
102. sonwin ( 09/11/2005 21:03)
Sao dia mbo nafeninao aza izy:-w, ary in kou ty cold feet:roll:
103. cutie ( 09/11/2005 22:40)
afeniko aiza aza izy :-D
cold feet=misalasala :-D
104. sasa ( 10/11/2005 07:11)
Faly miarahaba anareo mpihaino rehetra

Voamarina androany alakamisy 10 novembre 2005 am 10h 05mn(ora eto dago) fa i Ramatoa kely Veloo d nandalo farany teto amin'ny serasera ny Alarobia 09 novembre 2005 tamin'ny 19h 37. izany d midika fa izy d mirenireny any ambadika any ihany saingy tsy mankato amin'ity dinika "Fanambarana" ity
Ny ahiahiana voalohany amzao raharaha izao moa dia ny papa Sonwin, izay tokony hanamsina ny mariazy virtoaly.Mbola mitohy foana moa ny fanaovana ny ankety amin'izao fotoana izao, ary homena anareo tsy hoe ela ny vaovao azo farany.

Dia nifarana hatreo ny vaovaontsika amzao maraina izao fa am 16h indray ny vaovaontsika manaraka.
Veloma daholo tompoko
105. mamzelkely ( 10/11/2005 07:22)
=)) soa fa mbola ts hatao zany ny anay klé... soa fa nisy ty ankety ty...:roll::-D:-D

mamzelkely zany de hanao annonce njay fa hitady vady virtoaly vavao fa namadika azy le saika ho vadiny:cry:.. misaotra tompoko..:-D:-D
106. sonwin ( 10/11/2005 10:43)
Tsy misy fisaorana fa dia voaray ny annonce:°)
sasa> ahona moa za no ahiahina kle,elha mihitsy zao no ahiahiana satria mahafantatra tsara ny ora naha-teto azy, he he manara-maso an'i veloo lety, mailo elha bedada:-w
107. dadabe ( 10/11/2005 11:34)
:-w:-w:-w:-w:evil:
108. mamzelkely ( 10/11/2005 11:57)
sonwin< enao ihany angaha ny hamaly le hafatra??:lol::-D:-D:-D
109. dadabe ( 10/11/2005 12:33)
fa lasa aiza aza i veloo le ? hummm sao dia tokony hiova kosa aza kle :^)
110. mamzelkely ( 10/11/2005 12:51)
de hiova an'iza njay enao ry dadabe enao ary sô de tokony hanao mopera klé.... tô ts mety lavorary mits zay mariazinao..;:roll::-D:-D
111. sasa ( 10/11/2005 13:06)
Faly tafahoana aminareo indray tompoko!
Voamarina izao fa mbola tsy nandalo teto amin'ny serasera mintsy i Ramatoa kely veloo androany 10 Nov 2005, efa natao ny ankety sy ny fomba rehetra mety hahitana azy saingy mbola tsy naharenesana vaovao hatramzao, ny papa moa d'efa efa nanao fanambarana fa tsy mahafantatra nin nin nefa na d izany aza mbola izy foana no 1er suspect amzao rahahara izao. Ny tena zava-misy koa mantsy d toa sahin'i Papa ny manendrikendrika ny Mpanao gazety Sasa izay milaza ny marina rehetra. Dia mankahery hatrany an'i dadabe izay fofombadiny izahay mpanao gazety rehetra.

Misaotra anareo naharitra namaky hatramin'ny farany
Mandra-piserasera tompoko.


112. mamzelkely ( 10/11/2005 13:20)
:-D:-D
113. dadabe ( 10/11/2005 16:42)
okay less zama a:cry::cry:ny tsy manana mpampionona aza mahay mionona koa maika manana anareo ve :cry::cry:mamzelkely :cry:sasa:cry: aleo mionona e,ndeha hanao damopra aho zany e:cry:snif snif
114. Veloo ( 10/11/2005 16:57)
ka andraso ry reto a iza no alaiko i sonwin ilay niaraka tamiko tany hotel sy i dadabe? =))=))=))=))=))=))=))=))=))
115. Veloo ( 10/11/2005 16:58)
ka ilay mopera ko anie mitady vady e =))=))=))=))=))
116. sonwin ( 10/11/2005 19:21)
oay kle:-w, tsy za zany fa mety misandoka ho izaho, za ndray tsy mamadika an'i bedada zany:)
Veloo, apetraka aminao ny fanotaniana fa efa eo ihany, vonona ve ianao handray an'i dadabe ho vady virtoalinao? mila valiny maika fa efa fanina ra-lehilahy:)
117. sonwin ( 10/11/2005 19:22)
oay kle:-w, tsy za zany fa mety misandoka ho izaho, za ndray tsy mamadika an'i bedada zany:)
Veloo, apetraka aminao ny fanotaniana fa efa eo ihany, vonona ve ianao handray an'i dadabe ho vady virtoalinao? mila valiny maika fa efa fanina ra-lehilahy:)
118. cutie ( 10/11/2005 19:23)
veloo tonga soa e :-D
119. Veloo ( 10/11/2005 20:19)
cutie a miciiiiiiii aky a :-*:-*:-*:-*
raha manaiky hanao zazamandry ilay mopera dia manaiky za =))=))=))=))
120. sonwin ( 10/11/2005 20:33)
Efa naman'ny manaiky enao zany:),

Eo anatrehan'ny ntontolo Virtoaly,sy ny vahoaka virtoaly dia manambara aho, fa i dadabe sy bebe dia efa nisaraka virtoaly.Koa satria samy manaiky ny hivady virtoaly i dadabe sy Veloo, ka manomboka anio, dia mpivady virtoaly marina ianareo.Antenaiko fa tsy handalo mariazy virtoaly intsony i dadabe:), fa haharitra mandrakizay virtoaly aminy ito vadiny fanindroany ito. I mopera Herimiafina dia tendrena hanao zazamandry virtoaly, hisolo toerana ahy, fa za efa hande handrihandry any ho any:)

Mahazo mifanoroka ny mpanambady, miteraha maro virtoaly ary mamenoa ny planeta virtoaly.

Natao anio 10 Novembre 2005,
Papa Sonwin der Zweite.

Misokatra ny fety virtoaly mandram-pahatongan'ny mpivady virtoaly manaraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0925