Fanambarana

141. sasa ( 14/11/2005 05:44)
Faly miarahaba anareo vahoaka virtoaly rehetra.
Vita soa ama-tsara ny bal popilaire, nilamina tsara tsy misy olana, fa ny mamo fotsiny no be da be. Izy mivady aza efa tonga avy nanao voyage d noce sahady.
Eto izany ny vahoaka virtoaly d mangataka ny hanaovana ny mariage virtoalin'i Papa Sonwin sy ny sekretera mamzelkely, ka asa iza re no hanamasina azy. haingana ianareo fa efa miandry ny vahoaka.
Misaotra anareo naharitra namaky.
142. ari.malala ( 14/11/2005 06:35)
misaotra @ vaovao e efa vonona indray za handray antsoratra e
143. mamzelkely ( 14/11/2005 06:53)
kalou fa mbola hifampitadiavana njay ralehilahy...:-D:-D:-D
144. sasa ( 14/11/2005 10:23)
fantatra izao fa d nanjavona indray le Papa tokony atao mariazy,nefa ilay sekretera efa vonona, asa nankaiza loatra re! sao lahy d ho tohin'ilay resaka teo aloha ity raharaha ity, tsy fantatra aloha fa eo am-panaovana fanadihadiana indray ny manam-pahefana.:-D:-D:-D:-D
145. Dezy ( 14/11/2005 10:34)
ra hita ralelahy de za vonona anamasina virtoaly ny raraan'izy reo satria za evanjelistra (levenjy hoy ny maro)efa vohositra virtoaly,omeko ny saplet nareo klou mba hifakahita
146. dadabe ( 14/11/2005 11:16)
tairo aza radezy a!!(tsy mandeha ny sary kely dia tsy nisy ny maoly le tssss
147. mamzelkely ( 14/11/2005 12:02)
k'efa hoe ralehilahy ts hita ko....:-D
148. ari.malala ( 14/11/2005 12:06)
tadiavo izy e....
149. mamzelkely ( 14/11/2005 12:13)
anjaso njay zany ko...:-D
150. Dezy ( 14/11/2005 13:20)
eo fa homeko nao dadabe a:@:@:@:@:@azo zaraina io ka sady tsy andoavam-bola:@:@:@:@:@
151. mamzelkely ( 14/11/2005 14:56)
za koa nde hana :@ kely fa ts hita le saika vadinay.. :( :@:-D
152. Veloo ( 14/11/2005 16:58)
mamzelkely a iza kay no ho vadin-jy to tsy hita tokoa izy :-D:-D:-D:-D
153. ari.malala ( 15/11/2005 05:28)
misy raha iraisana zany veloo sy mamzelkely e, miara manjavona ny vadin'zareo
154. mamzelkely ( 15/11/2005 06:59)
lasa nanao enterment vie de garcon izy sy vadin veloo zany ko...:-D:-D
155. ari.malala ( 15/11/2005 07:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
156. mamzelkely ( 15/11/2005 08:27)
k'hita ko..:-D:-D
157. Dezy ( 15/11/2005 13:20)
inn zany vie de gar-con ry mamzelkely ???:-D:-D:-D
158. mamzelkely ( 15/11/2005 13:31)
ka refa manambady anie ny lelà de lasa homme amizay ry dezy e.. de lasa nanao veloum ny fahazazany izy.....:-D:-D:-D
159. ari.malala ( 15/11/2005 14:19)
ko vadin'i veloo nge efa vita mariazy @ veloo e ko enterrement in ndray? hafahafa ty raha vortoalinareo ty ka
160. mamzelkely ( 15/11/2005 14:46)
ka ny vadin veloo anie miaraka aminy fotsiny e.. mbô manao fety miaraka aminy ka...:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.347