MISY RAHA LA TERRE!
61. Herimiafina
(
22/09/2005 19:30)
Arabo gasy, ary i toi mba inn no tena dorizina an'i toi? Mba hahafahako maminavina ny endrik'i toa e!:-D
62. hesham
(
22/09/2005 19:58)
Aza mamaly ratsy ny ratsy .
Tsisy tombotsoany mintsy niavonavona taminao fa aleo izy enjehin`ny eritreriny ,efa nenjehin`ny eritreriny izy matoa niarahaba anao t@ manaraka .Raha momba ny asany aza dia idirana lalina lotra fa zay angamba no mba hitany eee. Sa aona ozy ianao ?:)

63. Herimiafina
(
22/09/2005 20:02)
Ka tsy mentsika tsiny kou ne izy fa le gasy refa lasa be loatra any antanin'olona any de lasa mipoitra daholo zao toetratsika raikitapisaka rehetra zao e. Tsikera, fosafosa, fanambaniana'olona.
De norma be le olona raha tsy miteniteny sao de fosainao any aman'olona any ny momba zy de aton'ny olona tondro-molotra izy.
Tsy omena tsiny kou le mpifosa sy le tia resaka fa de toetra hifandraisan'ny tany mahantra any afrika io e.
Tsetsatsetsa tsy aritsa: jereo anie reny afrikana lehilahy reny refa mba miresaka fa raha tsy politika de baolina kitra foana e. Sady be resaka be, efa nampianarina hikabary tsy hihinan-kanina.

64. fijo
(
22/09/2005 20:08)
vahiny an,tsy nareo rehetra kosa anie le izy e,fa ny ankamaroany ao paris dia manao an'io
67. pitchou
(
23/09/2005 01:59)
ary tena be traikefa @ gasy any herimiafina an! :lol: mba afeno kou zany toetra zany e!
68. mamzelkely
(
23/09/2005 08:52)
mhhhhh misy raha marina la terra ka.. fa misy koa la mer e....:°)
69. ari.malala
(
23/09/2005 13:23)
menakely, inona kay ny mamparary fo anao @ we tsy novaliana ny arahabanao? nanao ny adidinao enao d zay, tsy mifangataka anie ê! d tsy hitako koa hoe inona no antony itsikeranao ny asany! fa satria v izy tsy namaly ny arahabanao d tsikerainao ny asany? sao tsy mety lahy! tsy any andafy irery anie no misy anzany ol tsy mamaly arahaba izany ê! fa refa tsy mamaly izy d ny lalana fts zorina d samy vita ko!
70. Herimiafina
(
23/09/2005 17:47)
Za nefa mipetsaka eto Paris.hohohohohoho de za le tsy namaly narabaina. hohohohohoho. Noheveriko fa filipiana menakely tamzay. hohohohohoho, firyème ary no misy ahy ze mahafantatso ô?:-D:-D:-D:-D
74. Herimiafina
(
23/09/2005 20:00)
Andeha hijery kely an-dry zalahy any Cachan kely kou lou ahoe . ö revoara daôlo.:-D:-D:-D:-D
76. Herimiafina
(
24/09/2005 17:59)
Tsy nisy hitako ry zalah fa lasa nandé nividy sigara any belzika any daoly de nanao taingimbé amlé voiture de plezy, ehheheheheheh.=))
77. sipagasy
(
25/09/2005 14:25)
oupss nga tsy tonga ny bastos avy any @ tanàna kleee hihihihiao nefa feno hihih, nga misy tsy voatiry de plezy??? koa???? toa tsy marina ny teninao fa tsy azo atao ny tainim-be aty koa!!!!!!:)
79. Herimiafina
(
26/09/2005 04:07)
Ka bandy ray sigara roa paké de atao taingimbé le vam de bandy folo sigara roapolo paké kou. aiza ve de hividy sigara cinq euro isaky ze mandé zao. Ngo de hifoka café ny farany.:-D