MISY RAHA LA TERRE!

121. Herimiafina ( 30/09/2005 19:59)
Mihinana hatramin,ny orona mihintsy amin'iny izy misy fofona iny fa tsy vava mitsakotsako fotsiny e. hehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
122. pitchou ( 02/10/2005 07:57)
gay ireto! :-D:-D:-D:-D:-D
ary nareo tia mofoakondro sy mofobôll? misy kou mofo anana any @ tanana
123. Herimiafina ( 04/10/2005 03:58)
Ny fofona dia tafiditra ao antin'ny composante ny goût na ireo zavatra maro manaraka ny atao hoe tsironkanina.

Misy aloha ny endrika (la forme).
Avy eo ny fofona (l'arome).
Izay vao ny hafanany (fihinana froid sa chaud).
Izay vao ny tsirony ara-bakinteny.

Manokatra ny vavony ireo, ary marihina fa na any olona na ny biby dia manana io toetra io daholo.

Ny voay dia tsy mihinana ny hazany raha tsy lo iny.
Ny omby dia tia ireny antsoina hoe ensilage ireny na katsaka noloavina.

etc.
124. pitchou ( 04/10/2005 07:32)
ary i heri?
125. Herimiafina ( 04/10/2005 13:38)
Za tia be faisan, rehefa avy mihaza ny frantsay de somary hahantony eo amin'ny foyer le faisan dia rehefa afaka folo andro vao preparer-na, misy odeur faisandé tsara izy amin'izay.

Ny antony dia misy karazana produit ao antin'ilay hena sarotra digerer-na dia mila fermenter-na kely aloha mba halemilemy tsara (filament de myosine sy actine izany) satria biby dia ilay biby dia mafy be ny henany.

Rehefa hahandro akoholahy ianareo dia andramo anie io methody io e. Ny akoholahy mantsy malaza ho mafy hena.
126. Veloo ( 04/10/2005 13:52)
mazoto ho an'ireo izay tia misy fofona kle, beurk oy i ari.malala zay :-D:-D:-D
127. Herimiafina ( 04/10/2005 13:56)
Enao io indrindra le hitako milendalenda rehefa maheno fofonkanina. Sa kay moa enao bevohoka, normale raha tsy tia fofona, efa afaka ve le malaise ry Veloo? Mihinana voasary makirana be dia be.
128. Veloo ( 04/10/2005 17:33)
:roll::roll: na bevoka za na tsy za tsy ty fofona masiso ry lery a :^):^):^)
129. sonwin ( 04/10/2005 19:48)
:-D:-D
130. Herimiafina ( 04/10/2005 20:21)
Fa inn tena marina ry Veloo an. Nampiesona njay izany enao le tam injay mitoraka iny? Za kou mba nampiesona fa nasiako entre parantezy be hoe esona ity soratako ity. hehehe:-D
131. pitchou ( 05/10/2005 06:18)
otraotran'ny fofona kitoza ahantona eo ambony afo kitay izany? sa otraotran'ny fofona sôsisy?
132. Herimiafina ( 05/10/2005 06:25)
sosisy ahantona eo ambony afo kah. hehehe:-D
133. pitchou ( 07/10/2005 13:05)
:-D:-D:-D
134. fijo ( 07/10/2005 19:46)
hiara mikaly ireto ny hiafarany kle.
135. Herimiafina ( 07/10/2005 20:26)
F'hita wa ry fijo, miandry invitaka fotsiny zah io fa tsy mety mivoaka ilay izy knou.:-D
136. pitchou ( 14/10/2005 06:41)
hihihihihi! alefaso le invitaka fa ho dinihana e!
fijo> nôna kou ngah elà? ao fa rehefa mankany aho d lazaiko e!
137. Herimiafina ( 15/10/2005 03:04)
Tssss mingatra enao ry vintana, ra-fijo tongavana any nefa tsy manomé invitaka, ra-herimiafina asiana manome invitaka de mbola dinihina. tsssss. :-D:-D:-D:-D
138. pitchou ( 16/10/2005 19:23)
zà nga i vintana fa tsy i pitchou!
fa maninn kosa izy ra mbô tonga e! sa tsy tinao? :?
139. ari.malala ( 17/10/2005 06:17)
euh... miala tsiny ah alo @ le hanina misy fofona kle!:? :? d mazotoa nareo!!
140. pitchou ( 17/10/2005 14:27)
ngah nisy fofona le hanina ry ari.malala?8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2003