MISY RAHA LA TERRE!

141. Herimiafina ( 22/10/2005 16:40)
Misy raha marina la terra klé, misy an-dry pitchou, hehehehehe:-D:-D
142. Nickovy ( 22/10/2005 20:09)
Herimiafina:

Misy raha marina la terra klé, misy an-dry pitchou, hehehehehe:-D:-D

Dia tena La terre misy raha tokoa misy an'i Herimiafina fa sady mahay mampihomehy no mampionona no mitsabo no......... dia soa ihany fa misy raha la terre mba ahafahantsika mifanampy sy mifanohana eh! Misaotra Raherimiafina ah!

143. Herimiafina ( 23/10/2005 02:17)
hehehehe, ra-Nickovy marina, inn malaza any Sudaf any? misaotra e. hehehe:-D:-D:-D
144. Nickovy ( 23/10/2005 09:13)
Herimiafina:

hehehehe, ra-Nickovy marina, inn malaza any Sudaf any? misaotra e. hehehe:-D:-D:-D


Aty sudaf rangahy tsy misy MALAZA fa any Dago ihany no misy io torana io ah! Na ny mamaky io soratra io aza tsy voan-dry zareo aty. Na izany aza manja ny fiainana eh! Tsy mora nefa azo ihafisana trefle tsara. Ok izany eh
145. ikoto ( 23/10/2005 09:21)
menakely:

Misy raha la terre eto Paris,
Tantarako raha anareo,misy Gasy sasany eto Paris tsy tehalala Gasy mihitsy,nisy Gasy 2 hitako tao @ Metro nifampiresaka t@ teny Gasy taitra kely zaho @ny maha Gasy de niarabaiko ry zareo ,zara raha hamaly ny fiarabako noho nijerenjareo manomboka avy @ ny tongotro jusqu'@ lohako somary menatra kely noho nialatsiny noho nanenina.
Kanjo tato aoriana nifanena t@ko ihany ny 1, kay izy ity be havonavona ity mba manao asa mitovy @olona rehetra,aleoko aza ny asako toy izay ny asany,fa tena menatra tsy nahajery zaho izy vao maika niarabaiko,namaly ihany izy fa tena hiezaka angaba izy tsy hifanena @ko intsony.
Vraiment misy raha la terre



salut!
aza atao mahakivy ny zavatra toy izany. Tsy voatery hitovy ny olona. Ianao no mijanonan maha ianao anao dia basta. Tadidio fotsiny anie fa ny tavoahangy raha feno hatreo @ vavany , rehefa ahontsana , tsy manao bruit mihintsy, fa raha ny antsasany na misy rano kely fotsiny ao anatiny , vao hetsehina kely dia manao bruit be! bon courage

146. pitchou ( 23/10/2005 15:08)
lasa misy raha anaty tavoangy ndray zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.339