MISY RAHA LA TERRE!

101. ari.malala ( 28/09/2005 08:17)
inona le alana ry fek? :-D:-D:-D:-D

veloo, mofogasy ky efa voateny â!

herimiafina, bononoka mo le mangazo? za tsy tia, fa ra godrogodro d antsoy za hinana! d tapitsatroka koa za tia b! miam miam!:miam::miam::miam::miam:
102. Nananie ( 28/09/2005 14:27)
Bononoka sy ronono mandry ry Herimiafina? Tsy ratsy kah!
103. menakely ( 28/09/2005 15:05)
salut dahol'eh!
inona kay ilay bononoka,tapitsatroka fa tena tsiarako!
104. Nananie ( 28/09/2005 15:29)
Bononoka mangazo nialona andro. Tsy haiko tsara ze fanaovana azy, fa any ambanivohitra misy azy. Mahery fofona aloha ireny matetika e!Ohatran'ny fromage 'zany. Fa raha tsy tia fromage fort dia il faut s'abtenir.:-D
105. Veloo ( 28/09/2005 16:11)
menakely a tsy mampite-hinana retsy a za aloha tsy tia eeeee.
ari.malala a za ko tia godrogodro:miam::miam::miam:
106. fijo ( 28/09/2005 20:36)
misy raha la tera e
107. ari.malala ( 29/09/2005 06:06)
ie, fa misy raha koa la mere ka!:)
108. mamzelkely ( 29/09/2005 07:10)
euhhhhhh... inn ty bononoka...:roll: de inn ko le tapi-tsatroka..:roll: de godrogodro...:roll: euhhhhhh....:oops:
109. ari.malala ( 29/09/2005 08:02)
le bononoka re efa nisy nanazava ao ambony ao ê! d ny tapitsatroka r'ikala crêpe â! d ny godrogodro tsy haiko ny anazavana anazy @ndry, fa kaly milay b zany surtout au coco... milay an! :miam::miam::miam:
110. menakely ( 29/09/2005 08:47)
salut,
raha mila re7 godrogodro ianao dia lazao fa tena azoko omena anao de rehefa manao enao atsoy za hanampy enao hihinanazy surtout @ maraina iny na gouté vers 4h iny
mazoto eh!
111. bichette ( 29/09/2005 09:00)
misy recette bononoka sy godrogodro atsy amin'ny lohahevitra sakafo
112. bichette ( 29/09/2005 09:02)
bononoka
http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m412eeaf40271b&PHPSESSID=37cafcc07d8088924d4f5fcdf08b45ff
113. Veloo ( 29/09/2005 15:24)
bichette a masiso be ilay recette bononoka :-D:-D:-D:-D
114. Herimiafina ( 29/09/2005 17:47)
Tsika olomeblona hoa tia zavatra masisosiso zay e.
Viande faisandée.
Fromage camembert.
Bononoka.
Sipa masiso. heheheheheheh
sns.
115. fijo ( 29/09/2005 20:04)
izany very hery????
116. Herimiafina ( 30/09/2005 00:27)
Eny hoa ry fijo, le maherihery fofona mihintsy no tiantsika e. Mila fanamboloana be vao tia zavatra. hehehehehe:-D
117. ari.malala ( 30/09/2005 05:57)
:-D:-D:-D:-Dasakasak'izay tia masiso alo io ê! :-D:-D
118. menakely ( 30/09/2005 11:25)
zaho aloha tia frommage somary misy fofona ireny sady misy maitsomaitso kely toy ny bobongolo, ex:Rocqfort oh la la! ao tsara mihitsy,tamenaka atody tsotra na miaro yaourt,oka fotsy!
119. mandrindra ( 30/09/2005 13:05)
fa ny fofonjavatra no hanina sa ilay tena izy e ?
120. fijo ( 30/09/2005 19:47)
le izy miaro fofony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858