MISY RAHA LA TERRE!

1. menakely ( 20/09/2005 14:53)
Misy raha la terre eto Paris,
Tantarako raha anareo,misy Gasy sasany eto Paris tsy tehalala Gasy mihitsy,nisy Gasy 2 hitako tao @ Metro nifampiresaka t@ teny Gasy taitra kely zaho @ny maha Gasy de niarabaiko ry zareo ,zara raha hamaly ny fiarabako noho nijerenjareo manomboka avy @ ny tongotro jusqu'@ lohako somary menatra kely noho nialatsiny noho nanenina.
Kanjo tato aoriana nifanena t@ko ihany ny 1, kay izy ity be havonavona ity mba manao asa mitovy @olona rehetra,aleoko aza ny asako toy izay ny asany,fa tena menatra tsy nahajery zaho izy vao maika niarabaiko,namaly ihany izy fa tena hiezaka angaba izy tsy hifanena @ko intsony.
Vraiment misy raha la terre
novalian'i pitchou ny 23/10/2005 15:08
2. hery ( 20/09/2005 14:56)
Asa ratsy be angaha? :-)
3. jentilisa ( 20/09/2005 15:02)
ka tsy egfa hoe mifampiavonavona ve ny gasy rehefa ao Frantsa ao e! sady tsy mifampiditra an-trano sao hita hoe tsy dia tsara ny ao?
4. deghany ( 20/09/2005 15:35)
ny sasany kosa angamba io an!!!
5. zakony ( 20/09/2005 15:54)
inona aloha ilay asa no dia hoe mahamenatra be e? sa mivarotena? ankoatr'izay angamba tsy dia tokonymisy mahamenatra
6. sipagasy ( 20/09/2005 16:10)
fa angaha moa misy asa mahamenatra???? rehefa io ny fivelomanao ka na hivarotra ny anananao aza ianao rehefa "assumenao" dia izay e!, izaho aloha tsy menatra na manasa lalana aza e!izaho nga nangataka??? fa herin'ny sandriko no ,hinanako!!!!!
7. kiali ( 20/09/2005 17:01)
aleo izy hiavona any fa enao angah mangataka an\'azy eh
8. fasaly ( 20/09/2005 17:21)
f'ita wa! lay avona anie tsy mahatonga aiza e!
fa matoa miavona marina de misy raha la terre, manana blem be izy de matahotra ny amizany de aleony miavona avy hatrany, fa aza atao manakarary fo fa diska taloha e!
9. menakely ( 20/09/2005 17:34)
Tsy mivarotena kosa aloha ny asany fa sarotra ny handaiga saingy raha hoarina @ny asako ilay izy somary ...; ary raha zaho koa tsy niasa ka nahita izay asany zay dia sur fa nataoko ,tsy misy asa ratsy zany rehefa tsy mamono olona,magalatra(arakaraka halatra koa io),na ...rehefa mahavelona anao sy ny fianakavianao de zay zany ko,fa tena mandreraka @ ilay izy ny fiavonany,
marihiko anefa fa tsy ny Gasy rehetra no toy zany fa misy tena miresaka ary manome asa raha misy na mahita sns eto Paris.
10. LouAnne ( 20/09/2005 17:42)
kikou doly , zâ kô tamy vacance Nice juillet teo de tany antsena , de misy mpivarotra vaza en face Gasy , samy m'varotra entana Gasy de tsy mbô n'jerevan'ireo Gasy 2 korny le mpivarotra Gasy fa tonga de nividy entana teo amy vaza nefa samy entana gasy no varotana . De ozy lay mpivarotra Gasy n'teny mafy be heo : " Gasy t.. " mampalahelo be m'jery anizao nefa samy Gasy.:evil::evil::evil::evil:
11. STONG ( 20/09/2005 18:13)
Miarahaba anareo rehetra ny tenako!!
Ny an'ny gasy sasany kosa ange ny toe-tsaina mitsy no tsy mety e,zah koury tsy miteny we ny gasy retra fa ny sasany ( sasany ).Tsy hitako mitsy we inona no mahamenatra na d tsy mitovy @ sasany aza ny ao an-tokatrano,refa tsy any amoron-dalana ianao,refa tsy nangalatra ianao,refa tsy mitsindroka ianao,amiko zay d'efa rehareha.
Ny sasany ndray refa mba ny azy no mba tsaratsara d miseho ho zavatra!! Zah alou tsoriko aminareo fa ny ato amiko tsy d mankaiza fa na izany aza hasasarako no hivelomako.
Ny sasany ndray,refa tsy manana d tsy namako,mahagaga!!!
Marina ny an'i sipagasy!!!
12. fasaly ( 20/09/2005 19:18)
ka zay lay toetsaina tsa mamely! nefa anie lakalaka ny fiainana e! aza mba voafingana ihany alony e! ho an'ireny olona miseho ho zavatra ireny, ary tena misy tokoa anefa ireny olona ireny fa tsy mba resaka fotsiny izany....an!
13. tafita ( 20/09/2005 20:49)
Ka io ange lay efa noteneniko fahiny e, hoe mba samy atyivelany aty fa ny malagasy any La France tena miavaka amin'ny toe-tsaina samy malagasy , ny olona toy ireny de hitako fa manana toe-tsaina ..... tsy haiko ny milaza azy fa tena nahatohina ny foko ny tantara niainako tao indray andro .. ( Efa nambarako kely teto izy io )
Sur e, mankasitraka ny Malagasy tia namana e
14. Veloo ( 20/09/2005 21:07)
isika rehetra tokony hanambotra ny fisainana mihitsy andanim-bola angaha ny manao manao ahona? tena mampalahelo mihitsy kle.
Fa dia izao e manova fona manao ahona ry reto a...:lol::):D:o
15. zandikely ( 20/09/2005 21:07)
Raha resaka asa aloha tsy dia hitako loatra ny asa mahamenatra. Ity misy tantara marina iray.

L'argent n'a pas d'odeur

L'empereur Vespasien (9-79) avait établit un impot sur l'urine que les foulons utilisaient pour le dégraissage des vêtements et le tannage de peaux. Mais cette décision ne plut pas à son fils Titius, que Vespasien avait pris l'habitude d'associer aux décisions du pouvoir. Suétone nous rapporte, dans ses Vies des douze Césars, que l'empereur, dans la discussion qui l'opposait à Titius, mit sous le nez de ce dernier la première somme d'argent obtenue grâce aux mictions de ses sujets, en lui demandant s'il était incommodé par l'odeur. Son fils ayant répondu par la négative, Vespasien reprit alors: C'est pourtant le produit de l'urine.

-Resaka avonavona gasy sasany ao Paris indray dia tsy vao androany nahenoana an'izany.
16. Herimiafina ( 21/09/2005 02:24)
Tsy mahagaga tokoa izany raha tao Parsa e. Efa Madagascar kely mantsy any e, dia lazain-dry zalahy fa GVT na gasy vô tonga izay mandalo ao.

Nandeha niantsena tany zay ndray andro dia mba nahita gasy koa dia mba niarahaba de memezan-dry zalahy.

Tany anaty train nefa rehefa le miteny ratsy be iny dia nisy ramatoa fotsy hoditra izay tonga dia niteny gasy be hoe, andray ry reto, fantatro daholo anie izany teny ratsinareo izany e. De mahagaga an. Parsa any Parsa, lieu de prédilection....la plu bel vil du mondy.
17. xxx ( 21/09/2005 09:44)
Ary ny asanao ono mba in ry menakely? toa otrany de ambony mitsy matsy izy izany raha miohatra @ le anazy koh!
18. jajaf401 ( 21/09/2005 10:11)
Mamelà ny helony fa tsy fantany zay ataony eh!:-D:-D
19. jajah ( 21/09/2005 11:21)
Mampalahelo ilay adihevitra.Amiko dia tsotra , samy marina ny anareo rehetra na GVT na tsy GVT fa ny tiako ampidirina andohanareo any Frantsa ireo dia tsotra: aza heverina ho tanjona ny hoe mipetraka any an-dafy.Ataovy fitaovana fotsiny izany mba hitadiavana sôsy satria ambany be ilay ariary raha oharina @ euro : n'inon'inona asanareo any , aza atao mahamenatra izany satria rehefa miverina aty Dago ianareo dia Pata be foana.Efa fantatray ny fiainanareo rehetra any fa aza atao maha-compléxé izany hany ka lasa tsy mifampiarahaba rehefa mihaona...sns satria matahotra ny hifankahalàla fiainana. Courage daholo e..e ! saingy aza adino fa gasy foana ianao na lokoina @ peinture à l'huile aza...Jereo anie ny Karàna eto M/car e..e ny Jiosy any an-tanin'olona..MIRAY HINA!Izany toetsainareo ao Paris izany dia taratry ny fihemorana .Koa Sahia miova fa mbola tsy tara....!Efa miezaka ihany izahay aty an-tanindrazana fa ianareo kosa ahoana?!!!?
20. mamzelkely ( 21/09/2005 11:31)
ka le izy anie ts rarahina fa refa enao kosa no vô traité le GVT de malahelo ihany satri izy ko anie mba nandalo tam zany GVT zany e...:) ka inn no anaovana anzany am olona makany:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1338