MISY RAHA LA TERRE!

21. deghany ( 21/09/2005 11:38)
mamzelkely:

ka le izy anie ts rarahina fa refa enao kosa no vô traité le GVT de malahelo ihany satri izy ko anie mba nandalo tam zany GVT zany e...:) ka inn no anaovana anzany am olona makany:)


f'ita wa!! heheheheeheh

22. orchidee ( 21/09/2005 11:48)
Izaho manokana aloha rehefa heritreretiko hoe gasy dia arabaiko na lehibe na kely no izaho, tsy manala inona amiko ny famaliana na tsia, ny olom-belona anie rehefa lavitra ny tany fihaviana dia mifanatona ho azy ......mampalahelo isika (angamba mbola taizany ny fanajanan-tany ihany...)
23. mamzelkely ( 21/09/2005 12:24)
deghany< se ko nga efa tratra klé...:roll: danz be le izy an!!:°)
24. fasaly ( 21/09/2005 14:39)
jajah:
tena omeko cink cink be toi amizay voalazanao izay an!
25. Lolly ( 21/09/2005 15:16)
Tsy rarahina 'zany io ry menakely a! Rehefa tsy mitondra kapôka any amin'ny fotsiny dia 'zay. Avelao izy ho maimbo vava any refa tsy hanokatra ny vavany.=))
26. Herimiafina ( 21/09/2005 15:38)
Refa sendra mandeha Parsa iny i toi de tsy maintsy misy manome conseils foana hoe attention aux malgaches de Paris, ce sont des filous, etc.

De mamahana be le olona de mody miavonavona satria matahotra an'izay.

Je les comprens satria izany ary no feo henony voalohany ko.:roll:
27. mirabel ( 21/09/2005 15:42)
ka ny olona oh ireny ange le matahotra hidirana antrano nefa be geste be any ivelany e
28. Nananie ( 21/09/2005 15:49)
Matetika izy matahotra kou we angatahana fanampiana oh. Nefa refa tonga aty dia midika we mba misy ny atao ihany e! Sa nisy ol tonga maimaimpôna taty?
29. Herimiafina ( 21/09/2005 16:02)
Ka baibl izy zany matou tonga any parsa any kou. Karamana mpamafa trano any anie ambony lavitra noho ny direktera any amin'ny tanana e.
30. Nananie ( 21/09/2005 16:06)
Ka tsy lé titre no jerena fa le vola.
31. Herimiafina ( 21/09/2005 16:08)
Ka zay mintsy, ato inona hono titra raha tsy azo avadika siffra $ izany?

Sa lasa bôgôsy kikina play boy.:-D:-D:-D:-D
32. Nananie ( 21/09/2005 16:16)
:?! bof
33. Veloo ( 21/09/2005 16:33)
1- Il n'y a pas de sot metier ry reto a
2- inn aloha ty GTV lazainareo e?
3- inn ty Parsa ry hery? tena very za kle.
Za ndray mihanahana rehefa tonga ao paris satria tsy fantatro intsony izay gasy sy filipino satria mitovy fa ny ahy kosa tonga dia ataoko ahona doly tsy mamaly ahy dia mi-satisfaire fotsiny za oe filipino zany iny :-D:-D:-D
Za zany mba faly ery oe ato amin'ny ville mba misy gasy betsaka misokatra ery ny maso hitady oe aiza ny gasy kanjo nisy ramatoa sy rangaha efa eo @ 60 tany cachan ry reto mba ny arabaiko tsy namaly ry reto a tena voton ny foko oe fa ahona itony Ray aman-dreny be itony indray no tsy malala fomba dia oy aho oe tsy mahagaga raha ny ankizy ko manao an'izany fa danje be aloha ao cachan ao e :-P:-o8-):/:^)
34. Nananie ( 21/09/2005 16:39)
:-D! Zany hono!
35. fasaly ( 21/09/2005 17:03)
ny fanafodiny de aza de be zesita be loatra amin'ny tsy n'a pas e! aleo ihany tsotsotsa eny amzay tsisy olana ny fiainana .
36. Veloo ( 21/09/2005 17:26)
fasaly a za ve oy enao be zesta? miarahaba ray amandreny?:^):^):^):roll:
37. Herimiafina ( 21/09/2005 18:13)
Ka tsotsa fotsiny, arahabarabao ny mpandalo fa tsy fantatsa ze rafozanina e. De ze tsy mamaly zany de tsy ho rafozanao mintsy kou. Sa tsy zay? Tsotsa be.:-D:-D
38. Veloo ( 21/09/2005 18:15)
na inn na inn aloha za miharahaba fona e.... zany no nampianarin'ny mamanay sy dadanay anay:P:^):^)
39. Herimiafina ( 21/09/2005 18:17)
Za kou méraba fôna afatsy refa miditra ato amin'ny serasera ihany.

Oay, manahoana i Veloo? Fahasalamana?
40. Veloo ( 21/09/2005 18:19)
:-D:-D:-D
za salama tsara fa misaotra eeeeee.
dain ko mba mitomany poli be ko zany 8-):-o;-):°):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2423