MISY RAHA LA TERRE!

41. Herimiafina ( 21/09/2005 18:20)
Sao de misy zavatra hafa azo pôlisiavana koa any?:-D
42. Veloo ( 21/09/2005 18:26)
aty tsy misy ka vizana mamaly ny resakao :-D:-D:-D
43. Herimiafina ( 21/09/2005 18:57)
Andraso ary pôlisiavana le fahavizananao e.:-D:-D:-D:-D
44. Veloo ( 21/09/2005 19:03)
:-D:-D:-D:-D adala mihitsy
45. Herimiafina ( 21/09/2005 19:16)
Misaotra amilé compliment ary e. Ary tô tsisy balibali maso njay tamin'ity njay mitoraka ity?:-D:-D:-D:-D
46. Veloo ( 21/09/2005 19:19)
:roll::roll::roll: iny
47. Herimiafina ( 21/09/2005 19:59)
Feno balibali maso be ny foko izany.:-D:-D:-D:-D
48. fijo ( 21/09/2005 20:27)
ity toetran'ny gasy ity moa dia efa ahitana resaka foana aty fa dia izay e
49. Veloo ( 21/09/2005 20:52)
toetran'ny gasy inn ry fijo?:roll:
50. fijo ( 21/09/2005 22:27)
ity fiavonavonana aty andafy ity re ry veloo e.efa malaza loatra le izy ka tsy hita intsony izay hilazana azy e
51. Herimiafina ( 22/09/2005 00:35)
Malahelo be an'izy ireny ny foko ry zareo an. Tena mi-pardonne tanteraka azy aho raha tsy novaliany satria ny resaka mihintsy no hitako nahavoa ny sain-dry zareo e. Arahabaiko foana. Miarahaba sipa tsy fantatra aza moa ataoko kou.:-D:-D:-D:-D
52. mamzelkely ( 22/09/2005 07:30)
aleo alo valiko i veloo< le GVT veloo an de "GASY VAO TONGA" synonyme de "sauvage"... de zay le ts mety satri manambany olona le izy
za alo de tsoriko fa za ra vao mahita gasy de ts sahy miarahaba tsony fa makarary fo be le vandravandrany fotsiny eo e... ts we anie refa tonga any Parsa (Paris) de we tafita enao e...zay zao GVT fa nadalo fotsiny knouuu:?:-D=))
53. fasaly ( 22/09/2005 12:07)
zay aza gasy tranainy fa miarahaba foana knou!
zay ndray tsy manana fomba ity miavona ity ka!
:^):^):^)
54. mamzelkely ( 22/09/2005 12:15)
ka zay zany ratsy vitana fa zay mifanojo am le miavona fôna klé...:roll: fa fiainana zany e....:-D refa mandalo njay zany ny mamzelkely GVT de hamangy anjy any ry fasaly:wink:
55. fasaly ( 22/09/2005 12:59)
mitongava e! fa na vao miala any aza injy de tena sourire be mintsy toy ilay pub am tv hoe: produit sourire mora de mi sourire:lol:
56. vahiny2004 ( 22/09/2005 13:55)
Ity resaka gasy any an-dafy sy eto Paris ity no efa nandosirako ny forum wanadoo.mg : resaka tsisy farany sady tsy mampandroso no tao , mifanompa sy tsy haiko intsony

Tena marina fa misy miavonavona eto , 100 na 1000 na tsy haiko fa tsy izahay rehetra rey olona ô

Mety samy manana ny antony daholo : menatra, efa voafitaky ny gasy mitovy @ tena, manafangazo gasy @ olona avy @ firenena hafa, mihevitra azy ho efa vazaha be ... atao ahoana fa olona samy manana ny fomba fisainanay tsy voatery hitovy daholo e.

Izaho miarahaba foana nandritra izay taona maro naha teto ahy izay ; raha mamaly izy dia faly aho, misy aza tafaresaka, izay tsy mamaly tsy ataoko aretin'an-doha fa ny train-ko supprimé sy ny bus / metro-ko tara aza manahirana ahy

Aza tezitra i Menakely raha ataoko hoe inona moa no antony mahatonga anao hiteny hoe "hitako avy eo fa kay ny asany ... patati patata"
57. menakely ( 22/09/2005 16:09)
Bonjour,
manao ahoana dahol eh!
saikatsy hamaly zaho satria xxx efa nanotany zao ianao vahiny2004 mbola manotany,tsimaninona fa valiko:
1-mazava tsara angamba ny nolazaiko t@ faha2 fa raha tsy nisy an' ity asako ity ka nahita ny asany aho sur fa hataoko pour quoi pas?
2-tsy azoko lazaina eto anefa ny asany satria sur zahofa maro ny Gasy nanao ilay izy ary tsy Gasy ihany fa ny rehetra na francais aza, fa azoko omena ohatra iray ianao @ teniko tsara ny ahy noho ny azy dia ohatra aiza no tsara mivarotra mofo @ lalana sa mpampianatra na docteur
3-tsy manambany ny asany velively na ireo zay manao an' zany zaho sanatria na izaho zao mety mba teo no niala,
4-fa tena tiko tsindrina tenahitako diso toerana ny foavonany,zany ve de mba horariny Gasy namanao zao mba miarahaba anao aty an-tany lavitra de jerenao ambony ambany, raha ianareo angamba teo @ toerako @ ny maha olombelona dia mety mba misy fo marary ihany, nefa moa fiainana io,tsy misy resaka force, zaho no niatoka ny fraisko sns nakaty ka de tsy maninona fa reveko manja na dia tsy manja ary izay no nanaovako ilay titre hoe:MISY RAHA LA TERRE!
tsy tezitra zany zaho fa mba nilaza ny zavanisy sy tato am-poko, veloma!
58. Veloo ( 22/09/2005 16:12)
Mamzelkely a misaotra aky @ fanazavana a tena niova be zany teny gasy zany kle :-D:-D:-D
Vahiny a, ie tsita izay atao e dia manaiky izay misy zany ko.:wink:
59. Herimiafina ( 22/09/2005 18:34)
Sô de mba tsy gasy akory zany hitanareo zany ry havana isany, be mantsy le origine tsika de tsy hay tsony e. Za aza be mpisokitra foana ary matetika filipiana, malais, karana, indoneziana, breziliana.
Za aza moa efa nisy tavaratra tonga de neraba teny arabo be de novaliako teny gasy be. De lazain'i Takaka fa mpiray tanindrazana aminy hono za. Iza koa no te-ho tavaratra eo.
60. Veloo ( 22/09/2005 19:27)
ka ita fa arabo enao ko :^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2134