mitady olona avy any Antsohihy

341. iartistika ( 16/08/2005 15:51)
le parabĂ´lika zany ngamba!!
342. cutie ( 16/08/2005 15:56)
ie zany mitsy :-D
343. jajaf401 ( 16/08/2005 17:59)
hivadika resaka entana njay ah!!!
344. iartistika ( 16/08/2005 18:42)
ka ny entan-jaraina mora zaka kou! indrindra reny mavesatr'etana reny!
345. fijo ( 16/08/2005 20:39)
dia efa naka entana tany koa izany iartistika? hi hi hi
ary handroso ny toaka gasy any raha raikitra io resaka normalisation io kle
346. cutie ( 16/08/2005 23:37)
fijo zany njay no tsy arako. Nga any misy toaka gasy kle ?? :roll:
347. fijo ( 17/08/2005 19:58)
kay??? any antsohihy ve?tena be azy ao ka.somary mianavaratra kely ndry,amin'iny lalana manakny befotaka iny,fa tena misy le milay mihintsy ao
348. cutie ( 18/08/2005 14:12)
hihihihiih fijo , zany an
ny dzama no haiko we misy any .
349. fijo ( 18/08/2005 19:50)
tena misy gasy lahy any ka,za tany mividy dia sotroiko miaraka amin'ny tonon'akoho ao befotaka.
350. cutie ( 20/08/2005 00:18)
hihihihi fijo .
za mbola tsy tany befotaka. Be fotaka ve any :p
351. iartistika ( 20/08/2005 06:44)
tsy misy fotaka any fa tono akoho! de atsoin-dry zareo hoe pistolet le fehany miaraka amin'ny zandrim-pehany iny!:-D
352. cutie ( 20/08/2005 20:35)
hay voky akoho tany zany nareo :p
353. fijo ( 22/08/2005 20:38)
tsy be fotaka any fa be fasika.fa le istolet aloha milay an,ary hain'i iartistika le ve mihinana pistolet sy bek's mafana eo le.misy beks mantsy nefa tsy misy frigo le mpivarotra hi hi i ,fa revena milay ihany ka
354. iartistika ( 23/08/2005 17:03)
ie! tsy an-kiala mitsy io!:miam::@
355. fijo ( 23/08/2005 19:40)
sady le korana milay be eo an
356. cutie ( 24/08/2005 00:49)
tara njsy za zany :p
357. fijo ( 24/08/2005 04:45)
ndry tsy mamely gasy lahy ko.
358. iartistika ( 24/08/2005 16:48)
ary nareo ve mba efa nandeha tao am le boaty paloma io? toa efa nihidy mantsy le izy?
359. fijo ( 24/08/2005 19:41)
za efa tao,fa fatina karana fotsiny no be tao
360. sonwin ( 25/08/2005 09:14)
maimbo faty mihitsy tao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.125