mitady olona avy any Antsohihy

321. nitefa ( 03/08/2005 20:51)
Tsy ratsy kosa ilay sipa aloha e!
322. cutie ( 03/08/2005 21:28)
mbola manana rahavavy bdb anie izy fa aza taitra nareo e :-D
323. iartistika ( 04/08/2005 15:39)
le mivonto sofina ve?,:-D
324. fijo ( 04/08/2005 21:08)
izy aby izany ka.sady iny maheno tsara
325. cutie ( 05/08/2005 19:27)
izy daholo hono zany :-D:-D:-D
326. iartistika ( 07/08/2005 17:53)
ary tena tsy hitan' cutie tokotrany ve le sofin'ny rahavavin'ny nicole eh!?
327. cutie ( 08/08/2005 03:11)
iartistika, tsy mahalala an'zany za , sady ataoko in kou ny hijery an'zany ??:roll::roll:
Iza @ izy efatra alou zany e.
328. iartistika ( 08/08/2005 17:40)
le patricia moa?? toa zay le izy! ka le izy anie tonga de hita hoe io le sofina be eh!
329. fijo ( 08/08/2005 20:27)
kay avy dia mivandravandra be mihintsy
330. cutie ( 08/08/2005 21:17)
:-D:-D:-D:-D
331. iartistika ( 09/08/2005 17:49)
:roll::roll:
332. fijo ( 09/08/2005 20:53)
kay sipa parabolika be izany kle
333. cutie ( 09/08/2005 23:38)
fijo :-D
334. iartistika ( 10/08/2005 14:04)
=))
335. fijo ( 10/08/2005 19:51)
cutie,ko hita fa kozy izany ko.avy dia henony daholo ze resaka mandeha na 100m aza
336. iartistika ( 11/08/2005 16:24)
fa izy kosa klou razoky fijo tonga de entana be ahh!
337. cutie ( 11/08/2005 16:50)
aleoko alou :-D:-D:-D:-D fotsiny e.
338. iartistika ( 12/08/2005 18:37)
;-)
339. fijo ( 15/08/2005 21:06)
le entana be ve no mampiomehy andry ry cutie?
340. cutie ( 15/08/2005 22:53)
fijo an3 le ery ambony ery ka :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8642