mitady olona avy any Antsohihy
364. cutie
(
26/08/2005 21:32)
misy toerana tsara be zay any @ lalana mankany Bealanana iny . Tsy de misy mpahay loatra le toerana fa sady somary takotakona no tsy misy anaran-tanana.
tsy de lavitra mivoka ny Antsohihy le izy.30nm mandeha tomobile ngamba. Isolee kely zay le toerana Misy rano any sady azo ilomanosana no sady madio .
Ny mahakamo fotsiny , be fanenitra le toerana :-P
Tara njay nareo tsy nahalala an;io :p
tsy de lavitra mivoka ny Antsohihy le izy.30nm mandeha tomobile ngamba. Isolee kely zay le toerana Misy rano any sady azo ilomanosana no sady madio .
Ny mahakamo fotsiny , be fanenitra le toerana :-P
Tara njay nareo tsy nahalala an;io :p
366. fijo
(
27/08/2005 21:16)
cutie,ery ampitan'ilay rano sao dia misy ilay fiakarana kely ,dia eo ambony eo ny tanana.fa nisy toerana fanasanay fiara izay mantsy amin'iny lalana iny,ary misy rano azo handroana tokoa ilay izy.sady marivo le rano.
367. cutie
(
27/08/2005 23:25)
tena tsy izy zany ry fijo a. Tsy misy n';inn'in mitsy any , fa dezaka , tsy misy tanana.
368. iartistika
(
29/08/2005 17:43)
cutie! haiko tampoka! misy pont tsy misy aro fanina eo am le izy! de be ala manga be zay! za koa mantsy mpakany bealanana! alohan'ny hidirana an' antsahabe io anjingo io! antsahabe an 'bealanana fa tsy antsakaviro ah!:-D
377. fijo
(
31/08/2005 20:26)
tena tsy harako indray izany,fa io fanasanay fiara io ,mantsy misy tanana kely izay eo ampitan drano